inona no antony ???

1. Noue ( 04/02/2009 08:20)
aleo avadika ny fanontaniana eee ! tatsy ambadika mantsy misy dinika oe

Miandry inona Ravalo
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4989397497cb2

dia aleo avadika kely ny fanontaniana oe inona no antony tsy andraisan'i Ravalomanana ny andraikiny noho izao debordement izao ee ???

fanontaniana voalohany aloha eee!

-iza i mike (ilay oe zanany farany)

novalian'i xxx ny 04/02/2009 14:06
2. jasa ( 04/02/2009 09:02)
zanaky TGV iny e :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D :D
3. xxx ( 04/02/2009 09:08)
Tsotra re ry Noue a! tsy hain'i ra8 no maka decision @ toe-javatra toy izao. I Andry izao efa miahaka (very garde) nefa i ra8 koa toa miahaka tsy mahita izay atao.
Ohatrany hoe politikan-jaza izany no fahitana ny zava-miseho eto M/car
Io ilay voalazan'ilay article iray hoe ny mpanao politika Malagasy dia mpanao politika PAR HAZARD fa tsy mba nandia sy nianatra izany hoe sekoly fianarana momba ny politika izany. Ka izany no mahatonga an'i M/car sy ny Malagasy mihodikodina tsy mahita aleha toy izao.
Jereo @ maso tsy miangatra anie hoe firy @ ireo mpanao politika eto an-toerana @ izao fotoana izao no nianatra sy nandalina izany atao hoe POLITIKA izany??? Ireo izay mahay mikabary sy be vava no everin'ny Malagasy fa mpanao politika mahay.
Ireo izay mba nianatra sy nandalina dia tsy te handray andraikitra satria fantany fa tsy hiisy fifankazahoana naoviana naoviana raha mba te handray anjara izy ireo. Dia aleo mpitazana fotsiny.
4. Noue ( 04/02/2009 09:27)
"jasa":
zanaky TGV iny e
zanaky tgv iny ary iza ny reniny io zaza io ??? dia eo no nametrahako ny fanontaniana oe inona ny antony tsy andraisan'ny ravalo decision zao eee ???
"xxx":
Ireo izay mahay mikabary sy be vava no everin'ny Malagasy fa mpanao politika mahay.
tena misy mahamarina an'io voalazanao io ry XXX aaa! zany manko eee! ka ny kabary tsinona @ malagasy dia inona moa ny hilazana azy io eee ???
5. yuka ( 04/02/2009 09:34)
asio jiro fa maizina be ee!
zay taraiky sady tsy maharaka :idea: :idea: :idea: :idea: :idea: :roll:
6. tsiafoi1 ( 04/02/2009 09:44)
Efa henoko le tsaho we zanak'i TGV sy Sarah i Maika, de natsangan-dRa8

hahahah!!!

Aleo hanaovana test ADN mihitsy zany de ho hita eto, raha mbola tsy misy an'izay aloa aleo hivalona le resaka....
7. Noue ( 04/02/2009 09:49)
ka ilay izy anie tena mampanontany tena mahintsiny @ ilay fahamarinan'io tsaho io eee
zao manko no zavatra lazain'ny olona eee
---------------------------------------------------------------------------------------------------

kay ve ilay "mike " hoe zanak'i Ra8 farany iny kay zanak'i Sarah vavy tokandra8 sy tgv ? tsy nanaiky mihintsy ra8 ny hivadiany t@ izany satria i tgv mbola kozatra be sady nalaza be hoe DJ sarimbavy , dia io no nahatonga ani tgv mankahala mafy andra8!
--------------------------------------------------------------------------------------------------



8. xxx ( 04/02/2009 14:06)
ity misy dinika mande zay tena mampihorokoditra ka nadikako ato fa jereo kely ane e!!!
------Tsy hoe milalao ody fotsiny fa tena manao pactes diabolique avo lenta be izy !
ny tena mampatahotra anefa de azony havaozina io pactes io !
-- mialoha ny hiteny aho de hampilaza aminareo fa izaho dia efa nilaza izao zavatra izao tato amin forum herinandro vitsivitsy lasa momba io pactes diabolique ataon'ny mpitondra atsika io! efa niaraka taminy tao amin Tikoboys fotoana ela aho zay fotsiny!
--efa nolazaiko fa eo Alarobia no toerana iray fantatro fa fanaovana izany pactes izany !efa novoaboasako teto antsipirihany ny trano misy azy io!
--io pactes atao io de misy fetrany ,arakaraka ze lanjan'ny zavatra atolotrao ho azy(demon)de arakarakizay ny fepotoana hijanonanao eo amin'ny pouvoir iray hanananao
--azo havaozina hoy aho ny pactes ary mitombo valeur ny zavatra angatahiy !toy ny oe tsy ràn'olona ze misy tsony fa lasa ran'olontiana ndray ohatra
--afaka mampitombo ny hery anatin'ny olona iray koa izy (voafetra koa io) raha tanteraka ny fangatahany (demon)
--ny isa Fito hoy aho de isan'iJehovah nefa vetavetainy izy io matetika amin'ny
fanomezana fahafahampo olona ! toy ny oe omeko harena 7taona sy 7volana sy 7andro ianao !
--na ho ataoko marika 77 daholo ny fanananao sns.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0505