Miandry inona Ravalo

1. rabaradaka ( 04/02/2009 06:45)
Mahagaga fa inona no andrasan-dRavalo tsy manova ny Gouvernement, sa andrasana raikitra tanteraka ny ady vao hikoropaka indray ? Efa mibaribary fa halan'ny olona ny Gouvernement dia tokony ho soloina
novalian'i gimini ny 04/02/2009 12:32
2. nyavo2000 ( 04/02/2009 06:49)

Rabaradaka izany ve efa midelira e! i TGV no halan'ny olona ka tsy misy mpanaraka intsony. Ny Jiolahim-boto sy ny mpandroba angah ?
3. Noue ( 04/02/2009 06:53)
rabaradaka:

Mahagaga fa inona no andrasan-dRavalo tsy manova ny Gouvernement, sa andrasana raikitra tanteraka ny ady vao hikoropaka indray ? Efa mibaribary fa halan'ny olona ny Gouvernement dia tokony ho soloina
hanova gouvernement @ inona eee ?? tsy efa nalany ve i tgv eee ?? zay mpanakorontana dia halana eee


4. nyavo2000 ( 04/02/2009 06:56)
Eny hoah !

f'angah tsy efa leiry izao no MIBAIKO e!
5. zoulou ( 04/02/2009 07:50)
aiza ny tsy hitranga anefa ny marina e! zao izao efa azo ny anaran'ny milisy mpandromba ka ahoana a! aiza tsy ho lefy anefa ny kotokoton-dra8 "karavato mena", "osy mainty", ela nitoratorahana izy izao ka navoa mason'angatra. na ho ela io na ho haingana mirodana ny governemantan-dra8. ho hita eo, dia miara-mifaly sika sa ahoana.
6. xxx ( 04/02/2009 08:12)
hanova gouvernement @ inona eee ?? tsy efa nalany ve i tgv eee ?? zay mpanakorontana dia halana eee


Tena marina zay mpanakorontana de halana, i Ra08 zao no tena mpanakorontana gaigilahy mila halana eo, nofy zany filaminana izany rah mbola izy ihany no ho eo e
7. andrywui ( 04/02/2009 09:52)
efa hita ireo milisy nanakorotana rehetra ireo ary manoro tsirairay ny Tim naniraka azy ry zalahy izao!! hivoaka eo ihany oa ny marina e!! be tendro-po loatra mantsy isika Malagasy ka mora ambakaina fa izao hivoaka ny marina de ho takina eo daholo izao de asa nnn ndray no hotenenina
8. tsiafoi1 ( 04/02/2009 11:18)
Andrywuii : Inona indray ty mikapoka atody manely tsaho, F'angah tsy hamerina 26janv bis indray ianareo :??????

Proverbes 10 : 18
Celui qui dissimule la haine a des lèvres menteuses, Et celui qui répand la calomnie est un insensé.

Proverbes 10 : 19
Celui qui parle beaucoup ne manque pas de pécher, Mais celui qui retient ses lèvres est un homme prudent.

Proverbes 11 : 12
Celui qui méprise son prochain est dépourvu de sens, Mais l'homme qui a de l'intelligence se tait.

Proverbes 11 : 13
Celui qui répand la calomnie dévoile les secrets, Mais celui qui a l'esprit fidèle les garde.

Proverbes 12 : 2
L'homme de bien obtient la faveur de l'Éternel, Mais l'Éternel condamne celui qui est plein de malice.

Proverbes 12 : 16
L'insensé laisse voir à l'instant sa colère dans la rue, Mais celui qui cache un outrage est un homme prudent

Vive notre président Ra8 ! Il est prudent est sage!

9. xxx ( 04/02/2009 11:50)
andrywui:
efa hita ireo milisy nanakorotana rehetra ireo ary manoro tsirairay ny Tim naniraka azy ry zalahy izao!! hivoaka eo ihany oa ny marina e!! be tendro-po loatra mantsy isika Malagasy ka mora ambakaina fa izao hivoaka ny marina de ho takina eo daholo izao de asa nnn ndray no hotenenina

afaka omen'i Andrywui source ve? fa tena interessE be ny tenanay, sao de lasa marina eo ny lazain'i tsiafoy oe tsaho,
hi hi hi sao de mba tsaho tkou lou e, omeo source andry a
10. gimini ( 04/02/2009 12:32)
mifalia irery ianao ry zoulou a,tsisy gouv rava izany eo,ary SI JAMAIS(averiko in100 amby arivo) rava tsy ho ol dondrona tsy mahalala izay asiana tongotra ohatrandry tgv akory no hisolo azy fa ol manampahendrena hafa mintsy no ilaina, ko raha tsy ol jamba ko karazan'ol donto retra pisoratena retra izao d atao filoha,TSY ALEO TSY MISY !!!sao d diso paika eo ka ho torana,iza no tena mpanakorona tsy ilay joelina tsy mahalala menatra iny? za zao nefa ol atody,VIVE Ra8,ADIEU tgv sy ny dinausoren'ny,VA EN ENFER
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.147