Fanaovam-beloma ilay ex-maire de Tana teny @ 13 Mai androany

1. lagoon ( 03/02/2009 19:12)
[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/1066/2zjqm2j91024ou5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/w800.png[/IMG][/URL]





:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i nyavo2000 ny 04/02/2009 07:03
2. xxx ( 03/02/2009 19:16)
lagoon:

[URL=http://imageshack.us][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/1066/2zjqm2j91024ou5.jpg[/IMG][/URL]
[URL=http://g.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/][IMG]http://img168.imageshack.us/img168/2zjqm2j91024ou5.jpg/1/w800.png[/IMG][/URL]





:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D



Aza mbola misioka raha tsy tafavoaka ny ala ,zavatra VARIABLE be ny resaka politique eto , ary mampalahelo fa raha hanimba dia hay fa ny manarina=0
3. rastafarai ( 03/02/2009 19:19)
:-D :-D Nandainga ny kikin'ny TGV le!!!
4. Noue ( 03/02/2009 19:55)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) veloma eeeee :-D :-D :-D
5. heidi ( 03/02/2009 21:30)
izaho kosa aloha ra sur place dia ampirimiko tsara kalou ny akanjoko orange retra hipirina tsara anaty armoire fa wainn be ny manao azy kanou :-D
6. xxx ( 03/02/2009 21:36)
Ho simbainareo tanteraka ve ilay TGV ? ^^
7. Andribe ( 03/02/2009 21:52)
dila le boay kely fa an ny mpitery ronono ny tanana hihihihihihi :-D :-D :-D :-D
8. heidi ( 03/02/2009 22:06)
tsara ho anlay mpitery ronono kou zay alou mba ho fay fay kely amilay mangorokarena be loatra hany ka tsy nahita intsony ny tena fahantràna nisy tao antanàna :-P
9. ndenn ( 03/02/2009 22:22)
mbola sarotra ny mandinika ny fandehan-javatra ko ! Mba evaluer- o kely hoe ny zavatra simba tao ho anareo mankasitraka ny fahasimbana azafady @ fihavanana.
10. petakoel ( 04/02/2009 07:02)
le mpitery rononareo manimba fiainan'olona fotsiny . mba mizesta manao ferme ary sy ary nefa tanin'olona no hananganana an'izany d avy eo manana omby b ronono etsy sy eroa d tsy raisina tsony ny ronon' olona nefa io no mba fiveloman' ny olona ndindra any am faritra Vakinankaratra zao 200 ARIARY mbola averiko ian 200 ARIARY ny LITATRY ny ronono any. tsisy tia an 'io tsony ra ny any am faritra vakna alou e. Zan no manambara ny fitiava tenany, tiany o azy daôl Mada, ts te hanampy n hafa mits iz. tam izy mbola ts nangalatra tany d nilainy alou reo mpiompy reo fa zao izy efa mamaritra tany manerana an i mada anaovany ferme d ts ilainy tsony ireo;
mpangorokarena
11. nyavo2000 ( 04/02/2009 07:03)
Hampidirina amponja iny amin'ny farany e!

Vao ny fialàna teny Mahamasina no vita, ny fiaàla eny @ 13 mai mbola mafotaka, fanomanana ny tranony eny tsiafahy izao no mila heverin'ny fanjakana haingana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1175