Tsy fanatako na efa nisy teto ity fanontaniako ity taloha. F'izao le izy: Inona no tsara, mampiasa hard disk externe ihany sa ireny USB ireny? sa misy zavtr hafa tsara2 koa azo asolo ireo ve?
Misaotr mialoha @ zay hamaly.
Bjr, Io arakaraka ka, ny havesatry ny dossiernao ihany no mitondra azy. Fa na de externe aza anie le disk tena mavesatra ihany ny itondrana azy e. ka mety mbôl oela vô hisy flsh kely hatratra 160Go angamba knooo.