AOANA NO ATAO E

1. xxx ( 02/02/2009 14:54)
AOANA NO ATAO RAHA RAHA TE HAMAFAHA NY HEVITRO EFA NAMPIDIRIKO NEFA TSY TIKO HO PUBLIE-NA INDRAY LE IZY?
novalian'i xxx ny 07/02/2009 10:51
2. mailofy ( 02/02/2009 14:56)
NY MPAMDRINDRA NO MAHAY AN'izay angamba!!!!
3. sakaizakely ( 03/02/2009 09:43)
mora be

mindràma typex @ sitlo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m498449e49ce44#m49850b73e63b7 de fafao fotsiny de vitaaaaaaaaaaaaa
4. ni81 ( 03/02/2009 09:55)
:°)
5. xxx ( 03/02/2009 10:26)
sakaizakely:

mora be

mindràma typex @ sitlo http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m498449e49ce44#m49850b73e63b7 de fafao fotsiny de vitaaaaaaaaaaaaa


sérieux nge zany ry petit-sakaiza e!
6. xxx ( 03/02/2009 10:46)
Manorata manokana amin'ny mpandrindran'ny serasera dia hangatao izy e!
Fa inona loatra izao zavatra tianao ho fafana izao?? fa iza no atahoranao??? fa iza no mampihorohoro anao???

Ambarao anay ny marina.
7. xxx ( 07/02/2009 10:51)
TSY VÖTERY HISY mampihorohoro VÖ HANOnTANY AN'izany za! j'en ai le droit tout comme vous
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0894