Toeram-mpilanonana

1. Simpona ( 02/02/2009 12:58)
Saika mba hanotany anareo ny listen'ireny toeram-pilanonana eto Tana ireny aho raha misy afaka manome. Raha miaraka amin'ny num tél an'ilay toerana vao maika tsara.
Nijery annuaire za de vitsy ny ao nefa bedebe ireny. Le izy koa refa tsy tena ilaina loatra dia heno etsy sy eroa fa rehafa tena mitady sarotra ihany ny mitady azy. Sady matetika re anarana fotsiny fa tsy hay hoe aiza tsara na hoe firy ny tél
Misaotra indrindra anareo ... :wink:
2. ni81 ( 02/02/2009 18:53)
Ity misy iray raha mety
http://www.site-amparihy.net/presentation.htm
Dia eny Ambohidratrimo koa misy ilay hoe RIVIERA fa andraso ho jereko ny adiresiny
3. ni81 ( 02/02/2009 18:58)
RIVIERA GARDEN
Route de Majunga - PK 13 Mandriambero. Ambohidratrimo Antananarivo 105 - MADAGASCAR
Tél. : (261) 20 22 442 35 - (261) 24 782 70
Mobile : (261) 32 04 702 63 - (261) 33 02 702 63
4. Simpona ( 03/02/2009 12:30)
Merci ni81 ...
Mbola miandry raha mbola misy hevitra hafa ô :wink:
5. ravatorano ( 04/02/2009 05:52)
ao ny transni eo tsiadana
ao ny espace dera izay mifanakaiky amin'ny transni ihany
za tsy manana num tel klou e
fa bobaka be ireo espace azo anaovana lanonana eto tanà
calabria any ansosimasina itaosy
neny behenjy itaosy koa misy mlay b zay fa tsary tadidiko
ny oasis,ny falafa eny amùbohimanagakely
sns........
:-D :idea:
6. Mimifali ( 04/02/2009 11:07)
hanaovana in klou dé firy eo ny olona asaina fa arakarak zay no ahafahana manoro oé ity mety na ity ts mety. :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: Sa efa nahita :?: :?: :?: :?: :?:
7. ravatorano ( 06/02/2009 06:28)
MIMIFALI < zany ange wa e
:-P
8. Simpona ( 06/02/2009 17:44)
Merci ravatorano
mimifaly >
Mariazin'ny bandy akama le izy dia met olona 150 eo hono
ny tena blem dia Maheno anarana maro be fa tsy hita précisement hoe aiza marina ilay izy fa matetika ilay toerana mitsofotsofoka dia tsin num téléphone koa ka raha afaka manome ianareo dia vao maika tsara
9. nrina ( 03/03/2009 12:05)
Merci alou t@reo rehetra reo fa za ko mitady fanaovana mariage.
10. Simpona ( 08/03/2009 10:26)
Misaotra ireo namaly,
Merci alou t@reo rehetra reo fa za ko mitady fanaovana mariage.

nrina > manampy ireo efa voalaza ireo ny hitako tany an-kafa:
- Any ilafy misy maromaro : La Camélia sy les vallées même axe, Relais Degust (kelikely io 0324632380 akaikin'ny faran'y bus 192) de raha mitohy any de Espace Lambert, Cheval d'Or, mbola betsaka amin'iny axe iny fa raha manana fiara enao dia mety mora hahita maro ao anatin'ny iray andro
- Alasora : Manovosoa (0331482362), Miotisoa, Relax, de mety misy hafa any,
- Le Damier
...
Ireo aloha dia mirary soa an'i nrina f'za efa tsy mitady intsony
11. nyoj ( 06/04/2009 07:47)
salut daolo! za dray mitady salle azo anaovana mariage, salle fotsiny fa za efa manana traiteur,ohatrany tsy maita mitsy za fa zay hanontaniana rehetra tsy mety manao an'izany daolo fa tsy maintsy miaraka @menu fona.
ba valio re izay mahita e
12. anjahlandy ( 02/04/2013 09:53)
afaka mba mahazo contacte espace le camelia ilafy ve azafady ô!!!
13. anjahlandy ( 04/04/2013 16:16)

anjahlandy:

afaka mba mahazo contacte espace le camelia ilafy ve azafady ô!!!

allo!!!!!!!! tsy misy manana mintsy ve ô!! azafady indrindra fa ilaina !!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2624