Accident d'un TGV(catastrophique)

1. xxx ( 01/02/2009 18:42)
Tena nanana ny raison-ny iany i Andry t@voalohany. Resaka nangataka ny fanokafana ny VIVA nakaton-R8, Place de la démocratie Ambohijatovo...sns. Marina koa hoe nanao ny ataony ny filoha amperin'asa @zao fotoana. Vahoaka nahatra sy mihamahatra depuis R8 teo dia mora babona ny fony.
Fa ilay tonga dia miteny fa hitondra ny firenena (otrany mifoka bozaka). Tsy vato iray nalatsakin'ny vahoaka ho any TGV hitondra firenena koa miteny hoe: Manomboka izao zaho miteny izao dia izaho no manome baiko......

Ra mitaky ny fialàn-dR8 fotsiny dia tsy maninona. Dia refa miala R8 manao fifidianana indray ny malagasy. (sufrag universel d peupl vao filoha ry T G V an).


Tena otrany vao maika io ambony ambany io situation-ny gasy io ra izao. Ny iray mafy loha (R8), ny iray mirimorimo(T G V)

novalian'i nyavo2000 ny 02/02/2009 13:34
2. pimaso ( 01/02/2009 19:37)
ekena
3. Noue ( 01/02/2009 19:53)
tsy mety aloha io oe avy dia izaho no zao sy zao eee! koa raha tsy inona ity firenena ity ko izaho no mandidy sy manapaka ny fandehan'ny firenena ee ???
4. vivi ( 01/02/2009 20:51)
zà koa aloha mba somary nandoka fa hatraminizy nilaza an'io kozy io d tonga d niova hevitra avy hatrany !raha hiaraka @ david gheta aloha d toa milay fa we filoha ! tsy kilalao anie ny tanindrazana e!
manaiky koa za we tsy milay ra8 fa ity fitokonana mandritrany firy andro ity koa aloha d vao may tsy mapmandroso atsika e , rehefa misy blem eo @ fitondrana d solution mitokona; jerevo ny aty andafy , mifanaraka we anao grevy @ lakamisy , d @ volana ambony indrau ny RDV , fa ny any @ tanana raha tsy efa efa vizana mihitsy ny vahoka sy ny tanana d ts miverina @ laoniny ny fiainana , sady @ izay anie tsy vaomaika vizana ny teo aloha , ts misy vidiny akory ilay tolona b apres !mahakivy ka, zao aloha sur fa tsy maintsy tsy hisy indray ny vary mandrita nt 1taona ! mampalahelo , ny toe-tsaina koa aloha tokony hovaina ka !
5. MANAKASINA ( 02/02/2009 03:58)
tena mahamenatra mihintsy ity ataon'i tgv ity , toa mihevitra ny tenany ho inona loatra, rehefa azo ny zavatra notakiana dia tokony ijanona, fa tsy miseho milay hitady fitondrana, olona 8alina aza tsy voafehiny nefa mitady hitondra ny vahoaka rehetra, tsy hcc, tsy fifidianana no nametraka azy teo nefa de sahiny no milaza fa izy no role eto @ firenena; panao politika gaigy lahy ireny no mba akamany, tena marina ilay teny R8 hoe " anaro izy, ampianaro". izaho dia mpanaradia ny tgv, fa aleko nijanona fa hitako tsy mety ny ataony
6. tsiafoi1 ( 02/02/2009 08:10)
Koa rehefa voafehin'ny BIZNA AVO LENTA nga ho afaka hisaina lalina intsony!!! Tandremo ihany tafajabaka!!! :

A)- Tamin'ireny Evènement 2002 ireny, de nalaza be eran'izao tontolo izao i Madagasikara, idd tao Afrika. Ary tsy vitsy t@'ireo firenene afrikana no nanao référence an'i Madagasikara. Anton'iray nisafidianan'ny maro ka nahalany ny hanaovana ny Sommet Africain aty Madagasikara izany.... Vola mikararana no ho azon'i Madagasikara ho enti-manomana izany, etsy andaniny ihany koa ny Francophonie 2010....

B)- Manoloana izany tombotsoa lehibe azon'i Madagasikara izany, de misy firenena afrikana telo, izay miaraka @'ny firenen-dehibe iray, izay tsy mikely aina mafy, ny tsy hahatanteraka izany Sommet sy francophonie eto amintsika izany, noho ireto antony manaraka ireto :

1- Raha tanteraka eto amintsika tokoa io Sommet io, de automatiquement ho lany Filohan'ny Fivondronamben'ny Firenena Afrikana sy SADEC, ny Filoha Ravalomanana......, Ary dia zary ho lasa modely aty Afrika isika @'ny lafiny rehetra....., Ho vetivety tsy ho ela aorian'izay de ho maro ireo firenena izay teo ambany vahohon'ilay firenena lehibe io fahiny (ireo zanantaniny fahiny), no hiendaka eo ampelan-tanany.... Vokatr'izay de tsy mikely aina mafy ireo saribakoliny fahiny mba hanao izay tsy hahatanterahan'io eto amintsika.... Anisan'izany izao hetsika ataon'ny TGV sy ireo saribakoly fahiny izao... Tsy hitsahatr'izy ireo fa hilofo ny hanome image ratsy an'i Madagasikara mialohan'io Sommet io, ary @'ny fomba aingana tokoa izany. Objectif de tsotra "Tsy ho tanterahana eto Madagasikara izany Sommet africain izany"

2- Financement goavana ihany koa no miandry ao ambadik'izany fanomanana ny Sommet sy Francophonie izany(Milliard d'euros maro),.... Koa misy ireo firenena telo izay samy maniry mafy ny handray izany.... Tsy mikely aina ihany koa izy ireo mamatsy vola ireo ekipany eto an-toerana mba handrava sy hanapotika an'i Madagasikara mialohan'izany fotoana izany.....

3- Misy ireo zay mbola manina ny fitondram-pahefana ka manararaotra ny toe-javatra ankehitriny mba handrombaham-pahefana indray, nefa mbola azo lazaina fa bitika ihany ity antony fahatelo ity..... Satria raha mahomby iroa fikasana goavana roa lehibe ery ambony iroa, de mbola hifandrotehan'ireo nahazo sombiny amin'ny bizna indray i Madagasikara rehefa avy eo, ka hiaina ao anatin'ny ady an-trano sy ny ady fahefana indray....

Aoka ho tonga saina isika malagasy ary handinika tsara,.... Ny Afrikana aza te-hitroatra, isika indray ve no hamerina ny lasa efa nandoro antsika....

Masina ny tanindrazana, ary manainga anao ry TGV, mba handinika kely fotsiny, fa tsy ny tombotsoan'ny tena no hamotehana ny firenena iray manontolo.... Ny harena de mandalo, fa ny firenena hitoetra mandrakizay.... Koa tandremo fa ny fitiavam-bola no fototry ny ratsy rehetra,.... Raiso ny fanapaha-kevitra, azo atao ny miverin-dalana mba tsy hanenenana mandrakizay.....
7. nyavo2000 ( 02/02/2009 13:34)
Raha xxxxx izany ange ka tena manomboka tonga saina e! sady mody tonga saina...ny fitiavana ny TGV tahaka ny mahita in ireny !

Io ange film efa nandeha dia efa hay tsianjery ny zavatra ahataony...

Ambarako anao indray izao ny hataony: HITETY MINISTERE dia hanatitra ministre miarka amin'ny mpikaraman'ady mody hoe vahoaka.

Nareo any andafy aloha tsy mahita ny zava-misy dia roboka sy babo hoe bandikely milay Andry fa nampadihy anay fahiny t@ DJ kanefa tandremo, ny naha jiolahim-boto azy fahiny tsy miova.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2329