mitady gasy monina na mahalala any Pays Bas

1. ainamiamina ( 01/02/2009 13:45)
Salama daholo isika,
Izaho de monina eto Madagasikara fa mikasa ny hifindra any hollande. reko fa toa misy azo atao tsara any, fa saingy tsy dia mazava amiko loatra ny andinindininy. Ka mba maniry ny hifandray amin'ireo gasy monina, na manana traikefa amin'ny mombamomba ny fiainana rehetra any Pays Bas.
Dia misaotra mialoha.
ity ny mailaka ko: falimxcs@yahoo.com
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1844