Mompera Pédro
1. Belami
(
30/01/2009 22:34)
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe :
1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny,
2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza
3) Raha ny ekipany Deba no miverina eo tsy maitsy hameno ny banga indray aloha ka tsy hitsinjo ny madinika mihitsy
Ary inona moa ny olana raha ny olona tena mahatsapa ny fahatrany vahoaka toa andry Père Pédro raha ampidirina ao anaty constitution (vaovao) mba ho afaka hhitondra ny firenena e! Hananganany Akamasoa ho any 80% ny Malagasy izay mahantra tanteraka !
Ambava homana , ampo mierotra !!

novalian'i Herimiafina ny 01/02/2009 17:09
2. ikaretsaka
(
31/01/2009 20:05)
Aleo ny azy hijanona ho karisma sy vocation...@ maha relijiozy azy e
3. sitlo
(
01/02/2009 02:18)
olona tena mahatsapa ny fahatrany vahoaka
efa nolalovan'ny filoham-pirenena izany
Père Pédro
efa nanontaniana an'izany izy tamin'ny 2002 fa izy hono tsy hiditra resaka politika izany
4. ikaretsaka
(
01/02/2009 16:45)
Pedro dia relijiozy misionera (CM. Na congregation de la mission izy...jereo ny momban'io ordre io).... ary anisan'ny karisman-drelijiozy missionera de ny hoe. Mi denonce ny oppression de mi defendre an'izay ...indrindra rehefa mahakasika ireo zanak'atra sy ny vahoaka madinika. sy mitondra izay azo atao..indrindra eo @ lafiny maha olona.
Charisme ny azy io..ka nahatonga azy ho relijiozy...fa tsy politika

5. Herimiafina
(
01/02/2009 17:09)
Belami:
Amin'izao dia mandeha daholo ny tsikera rehetra toy ny hoe :
1) Tsy mitsinjo ny madinika Ra8 fa manao izay mampanakarena azy fotsiny,
2) Ampiasainy TGV ny vahoaka madinika hakana seza
3) Raha ny ekipany Deba no miverina eo tsy maitsy hameno ny banga indray aloha ka tsy hitsinjo ny madinika mihitsy
Ary inona moa ny olana raha ny olona tena mahatsapa ny fahatrany vahoaka toa andry Père Pédro raha ampidirina ao anaty constitution (vaovao) mba ho afaka hhitondra ny firenena e! Hananganany Akamasoa ho any 80% ny Malagasy izay mahantra tanteraka !
Ambava homana , ampo mierotra !!
Tsy ampy raha izay fotsiny no hanaovana azy prezy. Ny olona ohatr'izany fotsiny koa matetika teknisianina no tena ilana azy fa tsy prezidà.
Mbola anisan'ny rafitra tsy mety any Afrika mihintsy io hoe ny prezidà no antenaina handatsaka man avy any andanitra io, ny tranony aza mety mikorontana sy maloto velona koa aiza no hahafehezany ny 592.000km2. Ny tiako hiaviana dia travail d'équipe ny fitondrana firenena fa tsy asan'olontokana. Raha izay ny prezinareo ao dia haongany fa tsy alehany, ary raha mbola izay koa ny fisainan'izay te hisolo azy dia aza avela hiakatra fa hanimba zavatra. :^)