tena TGV sa train à vapeur ?

1. Belami ( 30/01/2009 11:23)
Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny toedraharaha rehefa mahazo fahefana.
Antsika ny maminavina !!!
novalian'i aikon ny 31/01/2009 08:27
2. nyavo2000 ( 30/01/2009 11:26)
TGV = Tena Gaigy Vendrana no dikany, hataontsika ao amin'ny larousse 2009 io f'aza matahotra

3. xxx ( 30/01/2009 11:34)
Tsy mahagaga izany raha lasa train a vapeur ny tgv satria dia efa fihetsika classique fanaon'ireo mpanao politika malagasy ny toy izany.
D.Ratsiraka=>M/car tsy mandohalika=.> nefa ny gasy dia efa mihoaka.
M.Ra8anana=> fampandrosona haingana sy malaky=> nefa ny gasy dia tsy niova laharana eo @ izao tontolo izao hatr@ 1991.
TGV=> dia mbola io ihany no hitrangra.
4. Fanazava ( 30/01/2009 11:35)
Izao lery mitady ho Premier Ministre vao hanaiky hifampiresaka.

Ka ireny ve zalahy no hatao PM ka ho aiza isika.
Tsy ho doran'i léry ho kila forehitra ve ny madinika dia tsy misy intsony mahantra eto Madagsikara.

Tsy mahalala menatra akory anie Léry hoe Izy sy ny TTS ndry Rolanad Ratsiraka no nanao an'io eh !

Raha izaho ny Filoha tsy manaiky horebireben'ireo fa tena train à vapeur marina
5. xxx ( 30/01/2009 11:41)
io nama dia izy mitsam no tsara miala eo @ sehatry ny politika eto @ tanana fa samy tsy mahay mipetraka.
Io toetra io ihany no tsy hitiavan'ny olona maro ny Merina. Miseho be saina sy mahay nefa mpanimba zavatra sy tontakely ny anakamaroany rehefa dinihina.

6. nyavo2000 ( 30/01/2009 11:48)

Niova hevitra i xxxx izany, iledala ange ka tena TGV-iste pur sang teo aloha e!

Ireto zao no tena antokon'ny Tena Gaigy Vendrana eto miezaka mamafa ny hevitra avoakan'ny olona:

naugthyboy, Andrywui, ary raha xxxx efa mitsingevaeva, ny hafa rehetra efa miezaka miala moramora amin'ny antokon'ilay vendrana
7. tsiafoi1 ( 30/01/2009 11:53)
Sady
- Tsy Train à Grand Vitasse
- no tsy Train à vapeur
- Fa Train mi-déraillé, Sauve qui peut, fa danger de mort!!!!
8. madamakely ( 30/01/2009 12:21)
fangah tena voa be razoky zany?
9. xxx ( 30/01/2009 12:26)
Voa mafy izy ry madamakely ann!!!!
10. Belami ( 30/01/2009 12:40)
tsiafoi1:

Sady
- Tsy Train à Grand Vitasse
- no tsy Train à vapeur
- Fa Train mi-déraillé, Sauve qui peut, fa danger de mort!!!!



calme ihany fa resaka politika ity, mbola haharitra ny eto
11. tsiafoi1 ( 30/01/2009 12:50)
calme ihany fa resaka politika ity, mbola haharitra ny eto


Belami a! Ekena fa vao ny 1er round iny vita iny de efa manetroka be, zay indrindra no hanaovana : "Sauve qui peut!" fa grave be izy ty !

Train mi-déraillé!!
12. xxx ( 30/01/2009 12:59)
Fa angaha tsy mba nomen'i RA8ANANA masque ry tony e!!!! Mba patron tsy mitsinjo mpiasa koa izany!!!!!
13. Belami ( 30/01/2009 13:00)
=)) =)) =)) =))
14. mion ( 30/01/2009 13:49)
ny tena zavatra takian'leri (TGV) io ane de oe afindra eny anjanamasina ny Gara ao Soarano de asiana tetezana mita mankeny avy eo @ 13 Mai. Nefa ny mairen'nambohidratrimo ve hanaiky an'zany. De zany no mampidongy be an'leri tsy mety miresaka @ dada8 io
15. xxx ( 30/01/2009 14:19)
ka tsy dia mifanalavitra anie izany ny fanirin'izy mi2.
I RA8ANANA dia mobodo toerana ho prezida.
16. mion ( 30/01/2009 14:28)
ka tokony miandry tantana fa tsy mirangorango be ôtrizao e, madagasikara ané mbola ngeza e.
Manjary le vahoaka madinika no mihnian-ny tadikirarony

mazotoa lisany fa za alou hividy sigara atsy ambany atsy vetivety , aveo ndray hita eo. Grrrr , hay moa ary zato zao ny tige iray. Le boay kely iny ihany zao no anton'izao.
17. aikon ( 31/01/2009 08:27)
Belami:

Raha ny fitranganjavatra nisy hatr@ izao (hetsika, korontana, ...) dia vitesse TGV ny zava-nitranga (tena ara-bakiteny), fa mipetraka ihany ny fanontanina hoe sao dia mivadika ho train à vapeur ny toedraharaha rehefa mahazo fahefana.
Antsika ny maminavina !!!



TENA T G V io ry sakaiza aza matahotra ianao fa ainga mpandeha io
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.047