Plus de 1000 milliards d'ariary no very t@ ROTAKA

1. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:34)
Raha kajikajy tsotsotra dia farafaha-keliny : +1000 milliards Ar any ho any no very,ankoatr'ireo fahapotehana samy hafa dia ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon'ireo mpandraharaha.

Notakian'i Andry ny hoe aleo amidy ilay force one 60 milliards de dollars izay tsy mahazo afatsy vary 4,6 kg/ personne ( fa tsy 5 taona araka ny lainga ben'iledala),

Efa nahazo tombony be mihintsy ny TGV amin'izao ary afaka manampy ny vahoaka sahirana sy very asa: 1000 milliards Ar azo tamin'ny korontana anesorana 108 milliards ariary( 60M USD) dia mbola manome = 892 milliards.

Mba zarao amin'ny mafy ady amin'izay ry andry f'aza dia tenda-kanina toa io moa e!

Dia tsy omena dommages & intérêts ve ireo may trano sy very asa le !
2. xxx ( 30/01/2009 09:37)
aza mamoroporona chiffres eo enao fa mapme be !!! sao de heverinao fa garabola daholo aza ny olona no niala tsy nianatra katsy ahay hanao calcul tsotsotra ze tena fatiantka teo?????
3. xxx ( 30/01/2009 09:37)
Ampahafirin'ny lasa any ampaosin'i ra8 sy ny namany letsy zany a!!!!
4. nyavo2000 ( 30/01/2009 09:42)
Ny kely mety ho faahasimbana io, fa mbola hivoaka ny évaluation définitive dia hitan'là ny tena izy

f'izao lisany milaz fa tsy manao bizna e!

Kanefa tsy efa lafon'lisany 40.000 f izao ny litren'ny menaka, sady nalaina tsisy masokarena teny @ MAGRO, ny vary efa 9000 F ny kg sns...



5. xxx ( 30/01/2009 10:16)
ampahafirin'ny volambahoaka tsetsafin'ny Prezida ze ireo magro sy tiko reo e!! sady izy tompony aza nikabary teny tanjombato fa : tokony mba nalainareo tsara daholo aloha ry vahoaka ze entana sy vola sy ze fananana tsaratsara tao vao nodorana ny trano à!! ny dikanzany tsy misy vidiny amin volambahoaka any ampaosiny ze ireo fa hiomehezany fotsiny !!
6. Fanazava ( 30/01/2009 10:54)
Rediredin'ny mpitady seza ny andry zalahy ireo eh!
Matahotra fifidianana ny TGViste ka mitady Gouvernement de transition hono hahazoana seza.
Ny fatiantoka vokatry ny rotaka aza Détaxation hono no omen'iléry ny mpivarotra noravany sy nodorany ny fananany. Angaha ny Maire afaka manao detaxation eh !
Sa izay no mba risosriso tetehin'i lery raha vao raikitra izany transition izany?
7. xxx ( 30/01/2009 11:13)
Izy aza letsy mba miheritreritra an'i zany fa ity ra8 n'lahy dia mbola mibalady @ force one2 eraky M/car fotsiny no ataony.Manao propagandy ny tenany .Ka vao maika mandany ny volam-bahoaka efa sy ny kely hanana! nefa ny hijery ny fahavoazan'ny tiko sy magro no tanjony.
8. nyavo2000 ( 30/01/2009 11:36)
Nanao évaluation ny JUMBO SCORE ( filiale du groupe CASINO), dia nilaza fa any ho any @ 100.000.000 d'EUR ny teti-bidin'ny zavatra simba sy very.

Dia hono hoah leitsy mba ataovy ariary izany dia ohatrinona ? tsy efa mahazo force one 2 eo ho eo ve izany,....

Izay ange le nolazaiko hoe efa tombom-barotra be no azon'ny TGV, tokony hamerim-bola ry zalahy, farafaharatsiny ho an'ireo very asa marobe noho ny pillage nataon'i Andry Rajoelina.....

Efa amidy zao ny machinen'i Andry 20.000.000 d'ar hono, sao dia ilay an'ny Blue Print io k'le, tena tsy ampya ange zany hanakaramana mpandroba na omena ny tsy an'asa e!

9. Belami ( 30/01/2009 11:36)
xxx : nefa ny hijery ny fahavoazan'ny tiko sy magro no tanjony.

Sao dia misy fijery diso kely ihany izany fa ireny orinasa toa ny Tiko sy ny Magro ireny ange ka misy assurance e! Rehefa atao ny expertise, miverina foana ny volany tompony fa ny vahoaka no miafana izao, efa manomboka ny pénurie ny PPN, efa miakatra à vitesse TGV ny vidinjavatra.
Ny madinika foana no miafana n'inon'inona mitranga eo. Tokony mitady solution en parallèle i TGV ny hiarovana ny mpanjifa sy ny vahoaka madinika na dia mipetraka ho kabary fotsiny ihany aza.
10. mion ( 30/01/2009 12:05)
Ravalo lty nikôzy mazava hanome fanampiana ny orinasa nodoran'lisany a, raha te ahazo fanampiana lisany de dory koa aloha ny VIVA . Mazava oazy fa ahazo ny Magro sy ny tikô, iza no miteny hoe dory???

:lol:
11. BOYSGOSS ( 30/01/2009 12:19)
Hono oà ? Iza @-nareo ireo zao no raha lasa president de la Republique no mba tsy ihinana, zah alou raha lasa president tonga dia mihinana é.
Efa tarazo @\'ny zanak\'olombelona io hoe tsy mihonina io. I Kant philosophe malaza fa \" Ny olombelona dia zava manan\'aina tsy afaka mionina \"
7 taona RA8 no nitondra ka dia feno Magro ny tanana.
25 taona RaDidy no nitondra ka lasa nanana kaonty tany @ banky suisse izy niampy villa Madrid lafo vidy any neuilly france.
3 taona i zafy no nitondra nalefany any am-pita ny zanany ary nanaovany Trano
XXX taona i Andry no nitondra ary .......?

Tsy misy tsy diso ary izay tsy nanota t@-nareo makanesa eny Ambohitsirohitra hitorabato voalohany azy.

Manitsy no mety ary lesona ho an-dRA8 iny ka mino zah fa ahay hamindra izy.

Fitaovana natao hiakaran\'ireo mpanao politika mbola te ihinana i Andry ka raha tsy tafavoakany ny baolina dia mazava ho azy fa .....izy.

Misy ny tsy nety nataon-dRA8 ary nihinana izy saingy :

1/ Vita ny lalana
2/Nahazo trano vao2 ny CEG rehetra eran\'ny nosy
3/Nanomboka ny fitrandrahana harena akibon\'ny tany izay mampiasa teknisianina sy Ingénieur Malagasy toa anay
3/Hafaka mi-geste @\'ireo expate miara miasa aminay zay fa mahazaka fivoriana iraisam-pirenena ny gasy toy ny Sudaf mampiatrano ny mondial 2010
4/Niakatra ny karaman\'ny mpiasapanjakana na d 10% ary.
5/Miha mahazo aina ny Ar oharina @ euro sy dollar

Momba ny Air Force one dia tahakanao mangataka avantage mba ho vehiculé @ patron-nao rehefa mivezivezy be ilay asanao ary raha beka ny omeny anao nefa alefany mamitaka iraka any toliara enao nefa tana no fonenanao tena miady ianao hoe mba ataovy vam ilay izy sefo fa manjary mijanonjanona eran\'ny lala zah.

1/ 4l isatrano = ianao no miasa dia mahazo io fa aza manao Ar100 am-pandriana. Zah zao, gardien dadako ary nandeha tongotra zah nianatra, kapa no fanaokotaloha saingy taona vitsivitsy aty aorina zah zao mieritreritra ny
hividy fiara satria nibosy mafy zah, niafy dia nianatra ary rehefa vita ny fianarako dia niantso ny investisseur RA8 mba ampiasa vola eto Mada ary dia misaotra ny TOMPO zah fa miasa ao d nandray vola.

dia aza taitra fa mba diso ihany RA8.

1/ akatony ny fiangonana = miala miova izy
2/ mihinana izy = mba mila jereny ny fetra
3/ manao censure izy = mila miova
4/ Sahirana zay ben\'ny tanana ka tsy TIM @\'ny famoham-bola am-pandrosoana ny faritra = mila ovaina zany.
mba hivazavaza kely zah fa azfdy ;

FANKAHALANA RA8 NO HILAZAKO ZAY TSY MAHITA NY ASA NATAONY
FANATIQUE RA8 NO HILAZAKO ZAY TSY MAHITA NY FAIBLESSE-NY

AHITSY RA8 NO METY SATRIA ADMISSIBLE IZY RAHA OHARINA @\'N\'IZAY NITONDRA

HO AN\'I ANDRY NDRAY DIA MANAO FITAOVANA NY VAHOAKA 1/10\'NY GASY NANARAKA AZY MBA HIVERENAN\'IREO MPANAO POLITIKA TALOHA KA NIVAROTRA NY CREDIBILITE T@\'IREO.
VIVA SOKAFANA NO TAKINA KA TONGA TANY @\'NY GOVERNEMANTA TETEZAMITA
12. mion ( 30/01/2009 12:27)
>> BOYGOSS

Misy diso ny lazain'là, ary aleo aho hivazavaza mba ho henon'là tsara ny fanitsiana.
TSY 1/10 N'NY GASY ZANY LTY A, 1/1000 RAHA BE INDRINDRA NO mitaingina io TGV io

Ankoatrizay de marina nen'là .
13. BOYSGOSS ( 30/01/2009 12:32)
mion:

>> BOYGOSS

Misy diso ny lazain'là, ary aleo aho hivazavaza mba ho henon'là tsara ny fanitsiana.
TSY 1/10 N'NY GASY ZANY LTY A, 1/1000 RAHA BE INDRINDRA NO mitaingina io TGV io

Ankoatrizay de marina nen'là .


Marina zany liesy kay moa efa may sy voatototry ny entana teo am-pandrobana
ny sasany no koa niampy ireo nanaradia azy izay niverindalana noho ny loza nataony ka nahavery asa sy fananana ny olona

14. Belami ( 30/01/2009 12:37)
mion:

>> BOYGOSS

Misy diso ny lazain'là, ary aleo aho hivazavaza mba ho henon'là tsara ny fanitsiana.
TSY 1/10 N'NY GASY ZANY LTY A, 1/1000 RAHA BE INDRINDRA NO mitaingina io TGV io

Ankoatrizay de marina nen'là .



:-D :-D :-D
15. xxx ( 30/01/2009 13:39)
nyavo2000:

Raha kajikajy tsotsotra dia farafaha-keliny : +1000 milliards Ar any ho any no very,ankoatr'ireo fahapotehana samy hafa dia ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon'ireo mpandraharaha.

Notakian'i Andry ny hoe aleo amidy ilay force one 60 milliards de dollars izay tsy mahazo afatsy vary 4,6 kg/ personne ( fa tsy 5 taona araka ny lainga ben'iledala),

Efa nahazo tombony be mihintsy ny TGV amin'izao ary afaka manampy ny vahoaka sahirana sy very asa: 1000 milliards Ar azo tamin'ny korontana anesorana 108 milliards ariary( 60M USD) dia mbola manome = 892 milliards.

Mba zarao amin'ny mafy ady amin'izay ry andry f'aza dia tenda-kanina toa io moa e!

Dia tsy omena dommages & intérêts ve ireo may trano sy very asa le !


Ny azo amin'ny kiloadoaka dia mivoaka amin'ny kilavadavaka, Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina, Aza manao fisitrik'alika rehefa manoloana an'Andriamanitra ny alika rehefa mihafina dia ny lohany ihany no hafeniny dia mihevitra izy fa voahafina daholo ny tenany iray manontolo, Aza ny lohasaha mangina no jerena fa Andriamanitra an-tampon'ny loha, tandremo io tany io fa tany hanototra ka tsy hamidy ary tsy atakalo, aza manao an'Andriamanitra tsy misy ka ny mpamboly vary kely sy zara raha mahazo ny hivelomany mandritra ny taona ao Ambatondrazaka no hanamparampahefana sy robaina, tsy ny mpiompy ronono be ronono manana omby efatra no hanamparampahefana ka raha mba tehanitatra ny asany dia hanaovana sakana tsy afaka mampiditra fitaovana hitahirizany ny ronony, aoka mba tsy hangalatra ny asa sain'ny sasany ka rehefa nangataka fanomezandalana ny sasany dia tsy nomena fa natao ilay tetik'asa (projet) avy eo Soanirariny (Antanifotsy), aza ny mpivaron-kena tsy mamono omby amanjatony no anaovana asan'ny be sandry ka hanaovana antsonjay hilazana fa zaranareo aza mbola izaho no miresaka aminareo fa rehefa i Dada asa fotsiny... Andriamanitra tsy mijery miakatra fa mijery midina ka na rahoviana na rahoviana dia rehefa tsy hinjinja ny nataony ny mpanao ratsy dia hivaly amin'ny taranany izany ary efa voalaza fa ny harena toy ny zavona ka mora manjavona ary hamafisiko ihany koa fa mora ho an'ny rameva ny fidirana amin'ny vodi-fanjaitra fa ho sarotra ho an'ny mpanankarena ny fidirana amin'ny fanjakan'ny lanitra.Tsy afa miala eo izay manao ratsy amin'ity (Jereo ny manjo ireo teo aloha ireo é 25 taona nireharehana fa mafy ny fijaliana fito taona é) Madagasikara tany Masina ity fa mbola hanjakan'ny devoly aloha é!


16. penguin ( 30/01/2009 13:58)
Train à Grand Vitesse @'ny fanimbana dia io fatiantoka vetivety io. Lasa niova haingana ahoana Antananarivo hatramin'ny nisy TGVendrana ?
17. naughtyboy ( 30/01/2009 20:16)
mbo nianatra kajy sy lojika mo ela ty ry nyavo sa ny tsy fahampiany bagazinla akademika no tianla porofoina eto ?????
voalaza fa

Raha kajikajy tsotsotra dia farafaha-keliny : +1000 milliards Ar any ho any no very,ankoatr\'ireo fahapotehana samy hafa dia ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon\'ireo mpandraharaha.

- oh.ra kajy no resahinla dia tsy fampiasa ny \"any ho any \" fa figure exact satria tsy affirmative ,avy eo ny vinavina na tombana dia avoaka avy @ evaluation n\'aiza na aiza nefa manana coherence @ financial data base maromaro,azavaiko kely raha nilaza ela fa

\"ny fikatsoany ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon\'ireo mpandraharaha.\"

\"Nanao évaluation ny JUMBO SCORE ( filiale du groupe CASINO), dia nilaza fa any ho any @ 100.000.000 d\'EUR ny teti-bidin\'ny zavatra simba sy very.\"

. raha ampitahaina ilay tahambokatra voalohany @ \"ny fifanakalozana ara-barotra eo anivon\'ireo mpandraharaha.\" sy ny tombany JUMBO SCORE,izay 1 fotsiny ao anaty mpandraharaha dia atsimo sy avaratra ny tombany ireo tetibola fa tsy mifanaraka satria ny 1 euro dia 2503,00Ar ary ny 1000 milliard Ar
dia manome 3.995.205.753,10 euro (30/01/09)
3.895.205.753,10 euro no elanelana @ 1000 milliard Ar na dia ny banky sentraly sy ny finansy ary ny volany tiko,magro,henri fraise sy ny karana rehetra aza no atambatra sa fongana tanteraka tsisy vola ao M.kara noho ilay korontana no tinla ho lazaina ???
Impiry mo lisany dedaka tony no lazaina fa zv hay mbo resahina fa varina mihevitra ny hafa bado foana de faly mandahandahampoana :-D ...


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077