Etats Généraux pour le développement

1. Ralaibozaka ( 29/01/2009 15:39)
Azo heverina ve manao Etats Généraux pour le développement, izay karazana cahiers des charges ho an'ny fampandrosoana ? Ny mpiady seza isany amin'izay fotoana izay mi-réaliser fotsiny fa tsy omena liberté hanao izay tiany fotsiny.
Sady tsy Boky Mena io, no tsy MAP.
2. sitlo ( 29/01/2009 15:45)
ohatra ny HAE-n'i Zafy Albert sy Andriamanjato Richard ve? Tsisy fika izany
3. Ralaibozaka ( 29/01/2009 16:15)
Ohatra :
1 forces et faiblesses de l'économie (maximisation de la rentrée fiscale, exports ...)
2 objectifs QUALITATIFS et QUANTITATIFS à atteindre
3 plan d'actions
4 obligation de résultat pour le pouvoir éxecutif par rapport à son engagement à réaliser le PLAN
Surtout ne pas dire qu'il s'agit d'une simple fumeuse orientation de poiltique économique
4. Veloo ( 29/01/2009 16:29)
tokony i Ralaibozaka no pitondra kle :-*
5. naughtyboy ( 29/01/2009 19:29)
tsy misy hevitra maharatsy azy izany Ralaibozaka izany fa raha mila fanampiny kely fotsiny dia tsy aleo ve aloha atao ordre de priorité sy ny besoins immédiates ny vahoaka, oh. no anombohana ny raharaha fa vidiana lafo ny fotoana ny malagasy izay miandry hetsika sy andraikitry ny tia ny tanindrazany

- Empechement du chef du gouvernement actuel et garde à vue ,tsy fahazahoany lalana mivoaka ny territoire malagasy,fitazomany fanjakana ireo fananany mandrapahatongany fitsarana azy raha meloka na tsia,confiscations immediate ny air force1,2 .
- reforme d\'institutions de gouvernance par intérim
fananganana fifanarahana eo @ vondrona mpisolotena na arapolitika na sosialy na aratoekarena na arampivavahana izay elanelaniny Haute Court Supreme de Justice/pouvoir ultimate judiciaire separée de l\'institution
-prise en charge de la securité nationale via le gouvernement par intérim -redémarrage des moteurs administratives ,fonctions publiques qui sont indispensable comme l\' economie et finance ,sociale,publique,education,
santé publique
- deléguer toutes les taches indispensables aux seins des comités nationales
de chaque secteurs,economique,finance,santé,education,tourisme,culture,
et suspension de toutes conventions ou traités internationales en cours (rio tinto,ect..) à titre de révision à la constitution pour le prochain (4eme)gouvernement
-fanendrena ny pouvoir exécutif na filohany tetezamita hiandraikitra ny fampandehanandraharaha izay araky ny safidiny vahoaka fa tsy atolotry vondron\'antoko vitsivitsy sanatria

-ny fahefana ananany dia hitantana ny fitondrana tetezamita ka hitsinjo ny

. fanarenana ny toedrahadraha @ izao fotoana ary hikarakara ny forum national sy hanantateraka ireo volavolankevitra fampandrosoana ny firenena ,
ivoahana @ kizo ka ahafantsika mitazona ny toerana fampiantranona ny sommet afrikana ary ny fracophonie @ farany taona izay fidirambola no voninahitra tsy maintsy ho tandrovantsika
. hanomana fandrindrana ampilaminana sy aradrariny ny fifidianana manaraka ho avy,sy ireo codes eléctorales

- Ny fahefana manaramaso sy mitsara azy dia ny Haute Court Supreme de Justice izay tsy olona teo aloha fotsiny @ HCC fa ahitàna olona comité judiciaire samihafa na sosialy,lalàna ekonomika sy finansy hafa izay fahefana misaraka sy manapaka tanteraka ny asany

ireo NO lalana TSY maintsy ALEHA MANARAKA EO na ahoana na ahoana satria tsy azo averina intsony izay efa vita ,fa vahaolana iatrehana ny ho avy no aroso ka aiza ny fandraisana andraikitry Andry sy le8 fa ny vahoaka rehetra de ao anaty kizo ka hivoaka ao hitady anareo raha variana mizara seza fotsiny nareo,avereno @ vahoaka ny zony,rariny,hitsiny izay takiany @ izao fotoana
6. Ralaibozaka ( 29/01/2009 21:06)
Ny tena marina amin'ity tantara ity anie dia fierhan'jiolahy sy sehatra politika eto @ tanana é. Kanefa ny laharam'pahamehana dia ny haha VOKY ny gasy rehetra.
Izay tetika rehatra ahafahana mampihen'danja ny EXECUTIF dia azo trandrahina daholo satria ny governemanta tsy refesy mandidy hatr'izay, kanefa mangatsistsika fotsiny rehefa raikitra ny réglement de compte.
Tout est à étudier, le donneur d'ordre doit être légitimé par le peuple, ce sera:
- Pouvoir judiciaire ?
- Pouvoir législatif ?
- Le peuple ?
Un organe de contrôle des Finances Publiques sera en charge de la coordination de l'évolution des chantiers et devra rendre compte au peuple Malgache.
Le Gouvernement ne sera être qu'un executant responsable de ces actes, son régime juridique qui doit tendre vers une obligation de résultat.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0521