Hita niharihary izao ny fanaovana COMPOSE ny pôlitika ....

1. lemenakely ( 28/01/2009 20:04)
Ny ahy aloha ny fijeriko azy tsy tongatonga ho azy izao zava-misy izao fa nisy chroniques,sahala @ aretina iray!

Raha tena olona nandinika dia efa hitahita taratra teny @ 13mai ny toetran ingahy RAVALOMANANA , ny ankabeazan ny olona moa dia nentipo fotsiny hoe 1er tour dia vita ,mila fiovàna ,etc

Ataoko toy ny fitondràna ny orinasako ny fitondràna an i MADAGASIKARA hoy izy ,samy nahatadidy io teniny io isika

Nafangaro koa ny FIVAVAHANA sy ny POLITIKA ,ary izy moa filohan ny FJKM rahateo

Dia tena lasa composé mihintsy ny fiainana ara-pôlitika sy ny zavatra hafa

Mbà raiso @ saina tsy miangatra fa ny litre na ESSENCE eto dia 2300AR, mitovy ny litre any @ tany UNION EUROPEENE,nefa ny pouvoir d\'achat tsy mitovy !Tsy possible mihintsy ny atafavoahan ny olona e...Miaina fa dia mitsipozipozy

Nefa avion 60 millions de dollars rehefa iriana dia AZO

Dia izao no vokany
RAS LE BOL!.....
novalian'i Noue ny 29/01/2009 08:25
2. sitraka1 ( 28/01/2009 20:32)
Ka ny vahoaka anie ka voafitaka e. Zao no nahatsikaritra ny tsy fetezanjavatra fa nentimpo fotsiny dray tam ty de nanaonao foana ka loza no niafarany. Ka tsy izy Ra8 mihitsy no hahalala ny fijalian'ny vahoaka na de hoe fantany fa mahantra aza ny gasy. IZay iriny azony satria azy ny fahefana ry lemenakely a, fa mety hampisaina azy bebe kokoa ny zava-misy. Fa ohatry ny tsy de heno feo firy ny katolika manoloana ny zava-misy satria toa efa nanomboka nankahala an'dra8 ry zareo ( lohandohampisorona am katolika no tiko lazaina). Tsy afa-manoatra anie na leo aza e, miandry ny fahendren-dry zareo mpitondra e.
3. joujou ( 28/01/2009 20:40)
Tena diso entin'ny fo loatra ny gasy e! tamin'ireny 2002 reny nge ka efa nisy oul niteny sy nampitandrina fa gravy be io rangah io, fa tena hoe nololoavina tahaka an'ireny ekipa nandresy am mondial reny ngahrainy tamzany, mba andramo jerena kely nge le video 2002 reny e ? kivy nareo raha maheno le commentaire " izy de oul mivavaka, tsy miala eny aminy ny baiboly, olon'Atra mihitsy" de nefa de zao iarahamahita zao ny nataony. tokony mba hisaina tsara amzay tsika gasy amzao ka! mba tena hoe sainina tsara ze atao fa tsy entim-po ftsn. Zah tsy mpomba an'iza n'iza, fa raha hoe tgv ve no atao prezidà, tssss, "mbola kely loatra enao" hoy le hira zay, ekeko fa mety hananany ny traikefa am fitantànana orin'asa, mety hoe populaire izy, fa tsy ampy experience kosa raha hitondra firenena e! fa de tsy maintsy ry dinausaure ihany no hipoitra eo raha tafala soa amantsara i rams. de inn mou fa tsy de ny eo ihany no hiverina ? fa io refa tsy ampy fahendrena ny oul hitantana eo, de ho mora lavon'ny fakampanahy am fanangonana harena, dia inn mou fa tsy "malokila indroa, intelo, inefatra,...."tahaka le film. De aleo ankinina amle "tompon'ny tena ady klé" ity raharaha ty fa tsy hay tsony.
4. mala ( 28/01/2009 21:44)
zao no mahatonga an'io:

refrain alou : ny gasy ané mahantra é...

Ambany be lé nivö' ny fitaovam-pifaneraserana, mbola lé honohono zany no tena malaza ary ny confirmation ataon'ny mpanao gazety matetika tara sy tsy miparitaka tsara...

Manaraka, ny nivö fampianarana sy fanabeazana dia ötrötr'izay koa amin'ny ankapobeny...Misy ny avara-pianarana fa tsy heno mintsy izy nony antony fitaovam-pifaneraserana...

Mazava oazy : na ieritreritra aza ny gasy vao hanao zavatra, ny zavatra fantany sy hodinihiny mintsy no mbola tsy ampy ka matonga azy manaonao foana matetika. Ary refa matetika loatra ny fanaovanaovam-poana dia mitarika ady @ tsis dikany...ötran'lé am zao é. Ny mpanao pôlitika manao ny asany, raha tsy izany koa izy mety tsy mihinan-kanina, izy nahay sobika, ny anjaranao dia ny fatambary.

Eo ary fa tafiditra ao anatin'lé boribory vetavetan'ny fahantrana.
Inona ary ny vahaolana hitanao am zay? io no mahatonga olona milofo mianatra fa tsy mety mahita an'io vahaolana io... Na mety misy mahita fa aleony nandé nanao sobika ötran'ny sasany...Zany hoe lé fanabeazana (lé t@ T1 sy T2 reny eh : education/instruction civique, hoe inona moa ny atao hoe olom-pirenena) no tena mila vonjy voalohany aveo ny lalàm-panorenana.
5. lemenakely ( 28/01/2009 21:56)
Ny fijeriko azy ny eritreritry ny mpanao pôlitika malagasy mandrak izao dia mieritreritra ny gasy hoe mahantra dia AZO ATAO AMIN IZAY TIANA ANAOVANA AZY!....Nefa diso ihany izany fomba fieritreretana zany satria ny olona nofo sy rà ary mbà mieritreritra ihany !

Efa manomboka maharaka izay aferafera ataon ny mpitondra ny olona @ izao ,efa misy ny gazety ny radio ny télé ny sms ny internet....Dia ,ny mpitondra mieritreritra hoe olona vendrana ireo !

Ny olomboafidy mizesta @ 4X4 ,trano be ;cocktails...ary MIPOERAPOERA

Ny vahoaka nampanantenana mana sy edena toa milentika ary mipitrapitra

Dia eo ny olana !
6. xxx ( 28/01/2009 21:57)
Hiran'i Laingo atao e:

Mifalia eh
Mihobia
Azontsika eheh
Ny fahafahana
7. myaina ( 29/01/2009 06:43)
Hoy i joujou:
Tena diso entin'ny fo loatra ny gasy e! tamin'ireny 2002 reny nge ka efa nisy oul niteny sy nampitandrina fa gravy be io rangah io, fa tena hoe nololoavina tahaka an'ireny ekipa nandresy am mondial reny ngahrainy tamzany, mba andramo jerena kely nge le video 2002 reny e ? kivy nareo raha maheno le commentaire " izy de oul mivavaka, tsy miala eny aminy ny baiboly, olon'Atra mihitsy" de nefa de zao iarahamahita zao ny nataony. tokony mba hisaina tsara amzay tsika gasy amzao ka! mba tena hoe sainina tsara ze atao fa tsy entim-po ftsn. Zah tsy mpomba an'iza n'iza, fa raha hoe tgv ve no atao prezidà, tssss, "mbola kely loatra enao" hoy le hira zay, ekeko fa mety hananany ny traikefa am fitantànana orin'asa, mety hoe populaire izy, fa tsy ampy experience kosa raha hitondra firenena e! fa de tsy maintsy ry dinausaure ihany no hipoitra eo raha tafala soa amantsara i rams. de inn mou fa tsy de ny eo ihany no hiverina ? fa io refa tsy ampy fahendrena ny oul hitantana eo, de ho mora lavon'ny fakampanahy am fanangonana harena, dia inn mou fa tsy "malokila indroa, intelo, inefatra,...."tahaka le film. De aleo ankinina amle "tompon'ny tena ady klé" ity raharaha ty fa tsy hay tsony.


Miandany amin izany aho....
fa aleo to,ny tsara d miandry fifidianana...
Ny olona izao mety efa misy vonona any fa mbola am 2012....
d mazoto mifidy daholo amin izay dia miova ho azy....
fa raha izao no hotohizana dia ... sahirana eto isika mianakavy... sady efa tsy miasa nefa ny vidinjavatra mihoapapana raha sendra ka mahita koa....
8. ni81 ( 29/01/2009 06:51)
hoy joujou
Tena diso entin'ny fo loatra ny gasy e! tamin'ireny 2002 reny nge ka efa nisy oul niteny sy nampitandrina fa gravy be io rangah io, fa tena hoe nololoavina tahaka an'ireny ekipa nandresy am mondial reny ngahrainy tamzany, mba andramo jerena kely nge le video 2002 reny e
Ny vao tsy manitra no ratsy hoy ny fiteny fa rehefa tonta sahala ihany e!
Izay tonga eo na iza na iza dia tsy maintsy hisy tsiny avokoa satria samy manana ny fisainany, samy manana ny toetrany...
Misy foana ny mpanenjika sy ny henjehina, ary misy foana ny mpanohitra sy ny mpankato. :?
Tadidio tsara fa raha misy olona vaovao tonga eo izao dia toy ireny Andriamanitra kely ireny mihitsy no fanompoana sy ny fanasoasoana azy @ voalohandohany, fa raha vao afaka volana vitsivitsy dia efa tonga ny vava ratsy isan-karazany.
Izao hono i ranona io, manketsy hono, mankeroa hono sns...

9. tsiafoi1 ( 29/01/2009 08:15)
Mety ho préparation de terrain ny prochain élection ho an'ny sasany ange zao e!!!! Potehana ny an'lery de efa niatrana tao Toamasina ny sambo iray saika hanambazana ny vahoaka madinika refa avy eo...Politika maloto!!!!

Tsy ho zakan'izay source an'izao ny kapok'Andriamanitra!!! Marina mafy e na iza izy na iza!
10. Noue ( 29/01/2009 08:25)
Ny « LOJIKAN'NY FIFANDONANA » tetikadin'i Andry Rajoelina miaraka
amin'ireo mpanao politika tranainy sy ny firenen-dehibe iray.
Mpianatra ety amin'ny Oniversite ny tenako. Tamina mpianatra eny amin'ny Oniversite iray antsoina hoe "
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0893