Ady @ krizy politika ary firosoana @dingany filaminambahoaka

1. naughtyboy ( 28/01/2009 13:28)
Ny fo rano hono mafana nefa ny saina no mandinika ary ny fanahy no mpandrindra ny zv rehetra iarahamahalala ...fotoana fohy monja no lasa dia nitsimbadika tanteraka ny fiainampirenena ao amintsika,fifandonana @ ireo hery politika 2 niatomboka teo andrenivohitra,fomba tsy zoviana na @ andaniny na ankilany ,mitaky fepetra matotra sy paika mazava ny vahoaka manoloana ny toedrahadraha izay miteraka sakana maro @ izao fotoana
-Iza no mitantana ny fampandehanandraharaha @ izao fotoana ???
-Mila fanazavana ny saimbahoaka eo anoloany dingana manaraka,fampiraisana ireo hery sy saina entina hamaha ny olana atrehina @ izao fotoana
-Fampiravonana ireo fahasamihafana ka hanaovana soroka hiaramilanja sy tongotra hiaramamindra irosoana @ fitondrana vonjy maika na koa tetezamita
-fisamborana ilay mpampihorohoro sy nandroba ny hareny Madagasikara rehetra na antany na andranomasina ka hitazomana azy mandrapahatongany fitsaràna(ilay rangory fototry ny afo)
Tsy tokony hitarazorazo isika rehetra manoloana ny fisehoanjavatra fa mbola be ireo atrehina ho fanarenana sy fanorenana ny ho avy fa vola tsy toko tsy forohina no efa very teo @ fitondrana teo aloha mila averina @ kitampompanjakana ary famahana ny olana haingana no vahaolana ialana @ fandaniana tsy ilaina @ ho avy
novalian'i ermia ny 28/01/2009 14:15
2. xxx ( 28/01/2009 14:07)
ho ela velona anie RAVALOMANANA ka hitondra fampandrosoana maharitra ho antsika!!
3. naughtyboy ( 28/01/2009 14:10)
:D tsy aleonao v midina eny andalambe ho henony olona tsara e :-D
4. xxx ( 28/01/2009 14:14)
Allez
Allez
Allez le TGV
Vitao dia eny izao
Vitao, Vitao
5. ermia ( 28/01/2009 14:15)
ts ilaina akory zany fa ef fantatry ny ol misaina rehetra!!! hehe :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0936