Fomba fanehoan-kevitsika ato amin'ny dinika serasera? ? ? ?
1. xxx
(
28/01/2009 12:43)
Hita taratra amin'ny fanehoan-kevitry ny tsirairay ny toe-tsaina ao ambadika sy ny toe-tsaina ivelomana, ny fanabeazana azo koa angamba.....? ? ? ? ?Sao lahy d'efa mba dingana hafa no tokony hipetrahan'ny adi-hevitsika eto. Fa tsy fifampiandaniana, fifandranitana, fankahalana olona, fanozonana, fifanompana sns......
Ataoko fa tsy misy olona ratsy zato isan-jato, toy ny tsy mampisy ny olona lafatra zato isan-jato koa. Tsikaritra anefa fa misy manana toe-tsaina matotra sy tompon'andraikitra maneho hevitra ato. Mino aho fa ny fotoana no hanampy handinika ny sisa rehetra. Mbola mety mafana koa ny fo dia mety ho izay no mampivaona kely ny resaka. Misy zavatra tsy fanaontsika noho ny soatoavina Malagasy ( na kristianina, nentimparazana...)manko miseho eto.
Tsy dia olona manampahendrena na feno traikefa akory ny tenako miteny fa toa misy zavatra niova làlana...Mbola maro ny fanamby ho antsika tanora, SOAVA DIA MAHEREZA RY NAMANA, ZANDRY MALALA ISANY FA MBOLA LAVITRA NY LALANA, TSY HO AFAKA NY TSY HO MALAGASY ISIKA; ENY FA NA DIA IANAREO MALAGASY MPIRAY TANINDRAZANA MIPETRAKA ANY AMPITANDRANO AZA ANGAMBA NO MARO AN'ISA MIDITRA ETO. MIRARY SOA HO TAHIAN'JANAHARY;

novalian'i naughtyboy ny 28/01/2009 17:47
2. akamatiana
(
28/01/2009 12:55)
marina zany xxx , za alou zao de efa tafiditra ao amle very zo houn nefa na zany aza tsy menatra aho maneho ny hevitro sy mampita vaovao kou
3. AFLN
(
28/01/2009 12:56)
Miombon-kevitra @ xxx aho @ izay. Aleo ry zalahy ampandeferina ny ambom-po fa mampiteniteny foana a! Dia bonne chance daholo na aiza na aiza misy anareo fa samy malagasy isika. NY ISAVOROVORON-KILANTOANA ary ny hevitra tsy azo tsy amin'olombelona ka dia samia mandinika ny tenany daholo aloha fa aza misy manome tsiny ny hafa.
Hoy ny Philosophe iray izay: Ny tenany ihany no fahavalon'ny olombelona.

4. xxx
(
28/01/2009 12:57)
akamatiana:Tsy eo ambody télé mihitsy no hiarovana ny ZO maha-malagasy sa ve diso za raha miteny izany....
marina zany xxx , za alou zao de efa tafiditra ao amle very zo houn nefa na zany aza tsy menatra aho maneho ny hevitro sy mampita vaovao kou
6. akamatiana
(
28/01/2009 13:03)
xxx> fa ny mandroba no atao oe mananjo ??? azafady , fakafakao de dinidiniho fa aza mandray atendrony , tsy mazava aminao ve io soratr'i xxx1 io e
7. xxx
(
28/01/2009 13:20)
marina ny an'i xxx, efa nambarako iany ny hevitro tany @ lohahevitra hafa, fa tsy maninn haveriko eto le izy. nolazain-dry zalah moa oé, manamaina ny bandy, tsy olana zany. fa milaza raha diso lay nolazaiko tao. zao le izy
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=BDB....
tsy nolazaiko ny intermediaire toa an'i RAMANATSOA sy RATSIRAHONANA, votendry fotsiny ireny hitondra veti2, sy koa ny directoire militaire.
hazavaio le hevitra raha tsy azon'ny sasany. raha toa ka nanova constitution isika, d nieritreritra fa io @zay zany no "tsara indrindra" hono. d lany soamantsara.
raha tateraka tokoa ny ao manotolo, na ny ampahany betsaka, satria efa volaza tery ambony ozy xxx, fa tsisy lafatra. tsy ho sahala @zao mihintsy no hisy.
ka na hanova olona fona eto ary isika, na hanova constitution eto fona aza isika, TSY HITOVY MIHINTSY @REO FIRENENA HAFA ISIKA, satria samy mafiloha daholo, samy tia tena daholo. ary koa, marina fa efa nanomboka i le8, fa zao kama a, raha mbola miisa 180 otran'zao ny vondrona politika eto @tsika, normale B raha toa ka hikorotana fona. tateraka mitsy ny fitenin-tsika malagasy oé, "mifanipaka toy ny valala an-karona".
efa nolazaiko koa tany @ dinika hafa lay oé, mampitsiriritra ny nijery, lay fihanianan'i OBAMA. rahovina re isika, vo mba otran'ireny é?? apetraka ho nofy foana izany.
efa nolazaiko koa lay oé, isika sy Japon ngé tany @ 1970 tany ho any, nitovy laharana é. aiza zao Japon, aiza isika? izy na miady aza, ny hevitra fona no miady, fa ny continuité tena continuité tokoa. fa tsy sahala @le efa fantatrao eto amitsika.
hafatra ihany ny ahy ireo, amafisiko fa marina ireo nolazain'i xxx ireo. ndao handinika bainn a. tsy olana alefa daolo tora-po, tsy olana zany. fa tena hampandroso no tanjona é.
mamaky eto daolo ngé, na nareo any andafy, na zahay eto mada, na ireo mpitondra ireo, na ireo mpanohatra ireo. eto no misy ny demokrasia tadiavin'ny andaniny sy ankilany. fa mampalaelo, fa tsy nety nisy zany any @ haino amanjery-tsika. naona ary?
mandroso ny olona, anisay mampandroso azy, ny fitenenana malalaka. ao anaty contsitution-tsika koa ngé zany é? sa lay "didy" fampiharana no tsy nitovizana?
fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é?
hamorony tonokalo mlay ndray ieja a, le mampitomany reny mitsy atao.

8. naughtyboy
(
28/01/2009 13:57)
tsetsatsetsa tsy aritra voalaza fa
efa nolazaiko koa lay oé, isika sy Japon ngé tany @ 1970 tany ho any, nitovy laharana é. aiza zao Japon, aiza isika?
ary efa nolazaiko ko le oe toa tsy io daty io izany no marina na taonjato 20 ko aza tsy marina fa efa nisy ireo nampianatra anay taloha namahana lalitra anay nilaza oe 1870-1900 tany nitovy laharana t@ zapone i M.kara nefa ny empire zapone notarihiny Meiji dia niroborobo t@ fanjanahantany tao azia(korea,manchuria,taiwan) sy ny toekareny t@ izany ary nandresy ny firenena lehibe tatsinana indrindra tao eropa Rosia1904-1905 t@ ady Nippo-Russe
voalaza koa
fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é? fa maninona é?
Ny saina sy ny fanahy ihany no mampahantra ny vahoakany na firenena iza izy na iza indrindra moa fa ny lohany no eritreretina hatao modely no mitarika ilay toetsaina mahantra tia kely sy halatra ary fanararaotampahefana

9. xxx
(
28/01/2009 14:11)
fanamarihana @ le japon, nitovy ny volantsika t@zany, nitovy laharana. 1fmg=1yen, nitovitovy teo zany
marina le anao, fa ny saina no mitondra azy, tena ekeko zany bainn a, ary omeko tehaka mitsy, fa zay le izy. fa ny mahatonga an'le oé "fa maninoa é?", maninon le mitondra ny madagasikara no tsy mety hanana an'lay saina mahits é. fa maninn no tsy arahana io constitution io?
d asa ré??

10. patrick2002
(
28/01/2009 14:11)
efa nolazaiko koa lay oé, isika sy Japon ngé tany @ 1970 tany ho any, nitovy laharana é. aiza zao Japon, aiza isika?
sao dia diso ianao 1870 , fa tsy 1970
11. xxx
(
28/01/2009 14:20)
Mada sy japan!!!!! tsy nisy nitovizany kosa e !!!I japan anie ry lery efa nahavita ni-attaque ny "Pearl harbor" Hawaii, seranan-tsambo anisan'ny lehibe any bekitana t@ 1945 ary rava tanteraka ny be kitana??? 1945 mbola salaka ny akamaroan'ny gasy ary mbola teo ambany ziogan'i renimalama??? i Egypt angaha hoe no nitovy laharana t@ Mada t@ 70.
12. xxx
(
28/01/2009 14:37)
L'habille ne fait pas le moine hoy ny fitenenana izay , fa na salaka no nanaovana t@ izany na malabary na lamba fitafy dia aza hadino fa tsy nisy naharatsy an'izany velively akory.Ary mba fantatrareo ve fa ny malagasy no nampiasa ny vy voalohany indrindra taty afrika t@ andron-dRalambo sy ry Andrianjaka ireny? 8)
13. mala
(
28/01/2009 16:49)
lé olana am zao dia io constitution io iany ary io fotsiny
Be loatra ny pouvoir omena ny prezida sy ny gouvernement
Hatram\'ny HCC mbola voakiredin\'dry zalahy hany ka lalàna mihatra eto lasa anti-constitutionnel farany rehefa alalinina tsara

14. naughtyboy
(
28/01/2009 17:47)
voalaza teo
Be loatra ny pouvoir omena ny prezida sy ny gouvernement
Izay mintsiny le olana hatr@ izay ka tsy nisy afananaramaso intsony ny hadalany ary efa ampy izay ka izay no antony ny fihetsiketsehana izao,nanao azy tsy ho tratrany aloka manko le8 ka corruption au plus bas niveau et les hautes sphères tels que les pouvoirs parlementaires,sénats,ministérielles no namenoina ny tanàna @ alalany pouvoir centralisé(unipartism TIM)
Ny famarotana varoboba ny harempirenena hiavotany toy ny fitrandrahana harena ankibony tany nalainy rio tinto 80% ,fikasany anomezana ny koreana ireo tany ambolena maimaimpoana anandevozana ny malagasy 99 taona ,ny fitsoahana ny hetrampanjakana @ ireo orinasany mitantana ny toekarempirenena(anti-constitutionnel )heloka be vava ,fividianana roplana ho tombotsoany tenany manokana @ volany vahoaka matiny mosary sy fahabadoana,EFA ORANY FANDOAVANA FAKTIORA @ vahoaka lesy izao le8 ka efa voafandrika tsara ny toeran'ela eny tsiafahy ary mahatantesa ,efa fantatray ela niresaka @ i B.Kouchner tany ambadika tany momba ny condition d'exile politique sy ny statut anla ao Frantsa ,mahatantesa valikitsaka fa ny tody tsy misy ny atao no miverina...