Ny vava tsy ambina no ahitandoza

1. ainaheri ( 28/01/2009 10:10)
Miverina @ ra8 zao ny taim-bavany t@ vahoakan'Antananarivo,nohon'ny fahalanian'iAndry Rajoelina("Inona izay raharahiako ny vahoakan'Antananarivo"),Nefa zao mangataka ny vahoakan'Antananarivo ho tony,miantso vonjy any @ Ray aman-dreny amampanahy,tokony hiala tsiny izy noho io tsy fahaiza-miainany sy avonavony aman'oul io!!!
novalian'i xxx ny 28/01/2009 13:27
2. andrywui ( 28/01/2009 10:13)
eny oa letsy ry ainahery! hay tokoa moa efa nahazo an'iny taimbava oe ""inona koa no hiraharahiako anzay vahoakan'Antananarivo iny"" ny tananariviens rehetra kolé annn !! kay ! naharary tokoa iny fa tsy afa namaly moa tamreny sao gadrainy tampoka eo de samy nitsakotsako tany antsainy tsirairay tany no nandevilevy iny avombava be iny!!
3. roxanaha ( 28/01/2009 10:17)
lay avonavona aloha tena toetra raiki tapisaka @ ra8 e! Manao tsinotsinona ny hafa. Nefa de zavatra azo nosorohana daholo zao mitranga zao. Ny olana koa tsy vao zao no misy f'efa depuis TGV nanao propagande izy hilatsaka maire.
4. lemenakely ( 28/01/2009 10:19)
Ka izay no fahavoazana sy tarazo manjo ireo mpitondra @ tany mahantra , complexe de superiorites !Dia izao no vokany!...
5. ainaheri ( 28/01/2009 11:34)
Noeritreretin'ny lery angamba oe,mahantra ny gasy d tsy afaka ikofoka na atao inn aza,bien ô kontraira,misy fotoanany kosa iaretana fery,zao lasa lasibatra voalohany Magro ,tiko.....Ta8 ny tena marina tsy tokony oul hitondra vahoaka,c'est un homme d'affaire
6. bozimanga ( 28/01/2009 11:37)
ny avonavom-bavan-dra8 efa tsy mahagaga . ny didy jadona tsy lazaina intsony fa enga anie ho tonga saina toy izany daholo ny vahoaka malagasy.
7. xxx ( 28/01/2009 11:38)
diso lalana izy zany ko!! netin'ny fitiavamboninahitra fotsiny izy zany fa tsy niraharaha ze vahoaka tsy tafavoakany any! fa tsy maintsy manaiky ireo no tao andohany tao
8. AFLN ( 28/01/2009 11:46)
Fa angaha ilaisany reto mihevitra fa nandresy e!
Aza be vava sao...
9. andrywui ( 28/01/2009 11:53)
fa iza ndray no resy klé? sa mbola tsy fay elaisany ? mbola apiana zany ? omena 26 janv bis ndray ? an!???
10. ainaheri ( 28/01/2009 11:53)
AFLN,tsy mitady fandresena no dikan'iny fietsiketsehana iny fa mba fampatsahivana an'ny le8 mba ahatonga saina azy,tsy manaiky atao tsindry azo lena intsony ny olona!!
11. AFLN ( 28/01/2009 12:04)
Aleon'i ainaheri ary ve fandrobana e! sady tsy hitako koa hoe tsindry hazo lena t@ lafiny inona no natao ny vahoaka. Omeo ohatra kely azafady fa tsy azoko.
12. xxx ( 28/01/2009 12:08)
didy jadona ry papa a! avonavombava ,teny mahery , fangalana ny tanin'olona fotsiny zao, fanagadrana tsy misy antony fa de avy amin loko politik tsy mitov fotsn.... bobaka be
13. ainaheri ( 28/01/2009 12:14)
AFLN,ohatra avy aiza ndray ary no tadiavinareo?? Jereo ny zava-misy,maninona no tsy mahazo miteny malalaka sy afaka maneho ny heviny?? Taiza no nisy tele nidina zany tao dago? nohon'ny inona;alahelo politika,araka nolazain'ny namana atsy ambadika atsy oe,ratsy toetra ravalo,i petty no nanao ny anatony d i Fianarantsoa no nataony lasibatra,tinao ve ny vahoakanao??
14. AFLN ( 28/01/2009 12:20)
Tsy niaina t@ 2ème république ianao ry ainaheri ka tsy ho azonao antsaina ny censure nisy t@ izany sy ny fahafahana misy @ izao.
Ny mampalaelo fotsiny eto amintsika dia atao fitaovana foana ny tanora @ hoe tsy misy liberté d'expression e! sns... Nefa ompa reny sisa tsy atao ny mpitondra.
15. xxx ( 28/01/2009 12:23)
Demain, mercredi 28 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer
président de la République.

La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on
accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa
crédibilité. Ratsiraka reviendra

Les faits :

En 2006, avant les élections présidentielles qui ont donné au Président
Ravalomanana un 2ème mandat, Manandafy a rencontré Ratsiraka en France.

Les consignes de l’ancien président ont été très claires : « c’est vous qui
l’avez mis là, à vous de l’enlever de là ». « Vous », sous-entendu les
xxxxxxxx, les gens de Tanà.



Depuis ce jour, les évènements qui ont lieu aujourd’hui ont été parfaitement
planifiés, de A à Z.

Objectifs :

Destituer le Président Ravalomanana

Détruire tous ses biens

Détruire toutes les traces de son ennemi, c’est-à-dire tout ce qu’il a mis
en place et qui est signe de progrès

Mettre Tanà à sac

Remettre Madagascar dans l’état de pauvreté dans lequel il était avant
Ravalomanana



Les moyens :

Pour arriver à ses fins, il a trouvé un jeune xxxxxxxx crédule, ambitieux et
croyait pouvoir tirer son épingle du jeu : Andry Rajoelina.

Le pantin idéal : le Président Ravalomanana était maire de Tanà avant d’être
président ; Andry Rajoelina est l’actuel maire de Tanà et c’est celui dont
on se sert pour tenter de destituer le président.

Mais surtout, il est jeune et xxxxxxxx, le profil idéal pour séduire les
tananariviens.

Par ailleurs, Ratsiraka a encore sur place des militaires à sa solde, des
officiers qui faisaient partis de la RESEP (armée créée par lui) et de la
SPADEM. D’où une division dans l’armée.


Demain, mercredi 28 janvier 2009, Andry Rajoelina va s’autoproclamer
président de la République.

La différence, c’est qu’il va se faire abattre (un xxxxxxxx de moins), on
accusera Marc Ravalomanana d’avoir commandité le meurtre, et il perdra de sa
crédibilité.

Résultat :

Comme prévu, Madagascar sera en ruine

Les xxxxxxxx seront divisés

Ratsiraka reviendra triomphal, toute vengeance assouvie


Les preuves :

Que le gouvernement est de bonne foi :
L’émetteur de Viva avait été enlevé pour interrompre les diffusions
susceptibles de semer le trouble ; MBS a été détruit, pillé et brûlé pour
empêcher toute communication du gouvernement, d’où son silence. Seules les
stations évangéliques et pro TGV peuvent encore émettre.

Les émetteurs ont été restitués à Viva aujourd’hui ; Viva émet à nouveau

Les 3 prisonniers ont été libérés

Le Président Marc Ravalomanana refuse toute forme de violence


Que Ratsiraka est derrière tout cela et que quelque chose se prépare
réellement demain :
Les groupements organisés qui saccagent tout, avec des cibles bien précises,
frappées au même moment, du déjà vu : un style signé, reconnu par tous

Pierrot Rajaonarivelo (qui rappelons-le a financé la création d’Injet), a
été vu aujourd’hui à Tamatave. Il devrait être sur Tanà demain. Pour
assister à l’auto proclamation ou pour remplacer celui qui se fera descendre
?

Il est 22h25. Des bus et des cars partent actuellement de Tamatave en
direction de Tanà

Nos sources sont sures.

Personne ne souhaite le retour de Ratsiraka. Il est sur le point de parvenir
à ses fins. A tous les malgaches, ouvrez vos yeux et réagissez.


Dernière info : Sophie aussi aurait été vue à Tamatave.
--------------------
16. Mirananirina ( 28/01/2009 13:27)
Hay ve ka namoaka izany vava izany Ravalo e! :x
fa angaha moa tsy merina izy iny e
17. xxx ( 28/01/2009 13:27)
Tsy azonareo ilay tenin-dra8 t@ iny .Tsy naharaka ny intonation-ny ianareo ,valim-panontaniana familier no nitenenany izany teny izany fa tsy dia avonavombava akory.Ohatry ny zanaka mamaly ny rainy na ny reniny hoe ,tsy tiako ny sakafo androany fa tsy nanao izay laoka mba notadiaviko ianareo nefa izaho tena noana be.Tsy hitarina hoe rehefa mpitondra dia tsy mahazo hanana fifandraisana atao sangisangy tsindaindray satria efa mafy ny adin-tsaina hantrehina.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.7835