Ny antsika solution ihany no tadiavina

1. blue ( 28/01/2009 07:53)
Isika malagasy dia tsy afrikanina !!!!
schéma roa no solution @ zao minicrise :wink: misy izao.

1) Mijanona eo ravalo, atao laharampahamehana zao de zao ny volet social !@ izay mba miaina kely ny vahoaka malagasy .Izay reglement de compte n'izy sy Andry any azy roalahy izany
Miala daholo ny deputé satria tsy nahay nisolovava ny vahoaka ampilaminana

2) Tonga dia zaraina roa tsotra izao ny ambaratongam-pitondrana rehetra @ tsy misy majoritaire

Ny tena marina mantsy i Andry tsy manana ekipa na omena ny fitondrana arany ary izy rahateo tsy nivonona t@izany .
Au moins ahitsy fotsiny izay lesoka dia tohizana izay efa mandeha

RAHA HIVERINA A ZERO INDRAY MANTSY DIA LASA FOZA ORANA (BIBY MITOURNE) ISIKA MIANAKAVY
novalian'i Rera ny 28/01/2009 18:07
2. penguin ( 28/01/2009 08:06)
Edrey re le tonaka ity. Izy TGV no nilaza fa vonona ny hitondra ny teteza-mita izy koa ahoana ? Ilay Maire niala any toamasina koa nilaza fa izy sy ny TGV no neken'ny mpatsivolany tsy fantatra handray ny teteza-mita koa ahoana koa ? Aleo izy hamita hatramin'ny farany izay tiany hatao ho hita mazava tsara ny tena ao an-dohany. Izao manko modiandreo miala andraikitra nefa ny hialan'i Ra8 mazava no tanjona.
3. AFLN ( 28/01/2009 08:09)
Ny tena marina dia izao ny lohan'ilay tgv fotsiny no vaovao fa ny sisa wagon gôtraka be daolo.

Tsy azo omena ny mpandroba sy ny mahery fihetsika koa rangahy ny fitondrana a!
4. blue ( 28/01/2009 08:40)
Tsy dia tena ra8 na i Andry no important fa ny équipe mpanatanteraka .
Izy roalahy afaka mifamono ao , fa ny equipe tokony miasa satria mandray karama izay volambahoaka . Tadidio fa ny vahoaka hoà no bigboss fa tsy ra8 na i Andry izany .Tsotra ny principe , rehefa mbola mieritreritra handray karama dia tsy maitsy miasa .Mazava angamba izay
5. tsiafoi1 ( 28/01/2009 08:42)
Efa ela za no nitanina andro teto amoron'ny Masay teto fa tsy manaikitra ihany ny trondro,...
Andeha hifindra any amoron'Anosy indray aloa fa sô de any manaikitra be!!!!

Aiza ihany o, maika hanendy atao bizna @'ny hotelin'ny gasy
6. andrywui ( 28/01/2009 11:11)
ALEO HAZAVA FA TSY ANISAN'NY MPANAO POLITIKA MAHERY FIHETSIKA KOSA I ROLAND HATRAMIZAY!!KA TSY TOKONY HAFANGARO AMIN'NY TONTON NY IZY FA HATRAMZAY NAHALALAKO AZY DE NALEMY FIHETSIKA FOANA IZY !FA NY ANTSIKA NY ANARANA NO ITONDROANA OLONA ! TENA AMBANY BE LE RAISON
7. Rera ( 28/01/2009 18:07)
Aleo zalahy tsy mifamono isika Malagasy ah ! na ny momba ny prési na ny maire fa mahaiza mandinitena ny rehetra ary manetre tena ka sahy miaiky fa diso ary ny heloka ibabohana mody rariny ary tsy saziana tsy tantin'ny malagasy anie izany fahavalony vonoina izany rehefa afaka ny firehetam-pony e! Zay ny atao hoe malagasy. Iza moa no tsy sosotra tamin'ny ekipan'i Radidy tamin'ny 2002 nefa rehefa nigadra sy nijaly izy ireo samy nalahelo daholo rehefa nogadrain'ny fitondrana. Dia izay indray no tadiavina ho gadraina sy ho vonoina. Firy indray ny zaza alefa ho kamboty ka hitombo isa ny tsy manan-kialofana. Teny atsipy amin'i Ra-8 sy i Ra-TGV sy ny mpaka camp ireo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0531