Merci TGV

1. xxx ( 28/01/2009 00:34)
Merci leitsy fa ravan'la Antananarivo an, ireo foana no niseho nilay hatrizay. Zao mba samy mitovy depara
Misaotra leitsy fa vitan'la le plan, Anay ny sisa
Allez, allez
allez le TGV
novalian'i AFLN ny 28/01/2009 08:32
2. Fify ( 28/01/2009 01:21)
aiza dia mirediredy re re olona ra ohatra ka mba merina ihany e? Mamenatr´olona marina mafy , ra andevoyage ndray dia tsy manda za .
3. Fify ( 28/01/2009 01:22)
sa mialona anga nareo fa tsy lasa filoham-pirenena
4. naughtyboy ( 28/01/2009 05:01)
voalaza
aiza dia mirediredy re re olona ra ohatra ka mba merina ihany e? Mamenatr´olona marina mafy , ra andevoyage ndray dia tsy manda za .

toa mitovy ihany nareo fa tsy sahala ko samy mirediredy ,tsalo ko za miresaka aminao ty ary fireneny foko 18 no resahatsika fa tsy any merina irery akory ,fa inona no idirany merina sy andevo @ zany ??tsy azoko :roll:
5. rabaradaka ( 28/01/2009 05:36)
Dadatoa a, aza miady nareo fa i TGV sy Ravalo no aleo hiady eo, isika maka milamina fotsiny. Dia ilazao i TGV hoe nisy naheno izy ilay nilaza hoe ndao ravaina ny RNM sy TVM tamin'ny alatsinainy alina teo. Dia mba asaivo manova ny telefonany izy satria ananan'olona io resaka io
6. tsiafoi1 ( 28/01/2009 07:25)
Za kosa te hanao antso we... Aoka zay ry TGV sy Ra-8 a!, fa tena mahamenatra marina e! Mbola tsy tara ny fanampahankevitra raisinareo!

Tena tsy tokony ho ianareo no ho tratran'izao toe-javatra mampalahelo zao!
Mino aho fa tsy maintsy ho samy ho voa ianareo roalahy @'izao, fa ny fotoana no hifandimbiasana, fa manana hambom-po ny fitiavan-tanindrazana nama a! Mba jereo ihany koa ny hasin'Antananarivo !....
7. jiimm ( 28/01/2009 07:48)
TGV le fandravana e, tena à grande vitesse. Ny hirariana de ho TGV koa ny fanarenana sy ny fampandrosoana, raha tsy izany pire noho izao no hanavaonay an''lah.
8. AFLN ( 28/01/2009 08:32)
Dia iza hoy elà no hanarina ny connerien'ny tgv eo?
Sa misy natao ho mpandrava de misy natao ho mpanarina?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1271