vaovao azo farany
1. titix
(
27/01/2009 09:37)
Hitsangana zany radem ny gouvernement TGV fa tsy hanao négociation hono izy araka ny teniny 13mai androany.
novalian'i yonikafopl ny 27/01/2009 15:24
2. penguin
(
27/01/2009 09:40)
Arabaina izany ary izay koa no ilain'ny mpanaradia sy mpandrisika azy fa tsy ny négociation mihintsy akory. Ho afaka amin'ny geja sy fahantrana ny Malagasy koa inona no ho lavina ????
3. Rafahafahana
(
27/01/2009 09:45)
D'efa mividiana vary sy menaka ary savony sy charbon raha mbola mahita fa ho avy ny loza zany; dia mahereza ry havana aman-tsakaiza ao dago ao.
4. nyavo2000
(
27/01/2009 09:45)
de mba ataovy mizara maimam-poana menaka sy vary izany governemanta tena vendrana izany ho an'ny vahoaka f'efa manombaka ny krizy
5. penguin
(
27/01/2009 09:54)
Ka izay no hamakiana izay misy mba ahazoan'izay tsy manana ry nyavo2000 a. Tandremo tsara fa ny avo any aminao amin'ny manaraka no haleha. Hahahaha
7. titix
(
27/01/2009 10:41)
Razafy:
HAY VE I ANDRY DOUBLE NATIONALITE FRANCO-MALAGASY E!
Tsy azon'ny mpamaky ny tian'ny mpanoratra ambara???????????? dia..... ra eny dia inona???? ra tsia tia inona????
9. fantaro
(
27/01/2009 11:12)
Ny mpanaradia azy ary tsy voafehiny, tsy hitany akory hoe nivily lalana; Antananarivo aza tsy vitany koa ataony inona hono ny fitondrana? ampiasainy ny mahaGasy Vendrana azy ve? Nampiomehy ahy koa ilay radio Antsiva, mandrangitra foana kanjo nony niseho ny korontana tsy hita izay natao ;
10. patrick2002
(
27/01/2009 11:20)
ka mba fantaro ary izay ho presida vaovao eh! gasy vendrana sa ny mpiteri-ronono.
11. bozyboleta
(
27/01/2009 11:32)
Mbola mandrangitra ihany kah.
Ngah tsy henonao le pub hoe mijoroa! aoak'izay ny jadona, fifehezan'olontokana sns.
Ary handeha hoe ny viva rahariva??
Ngah tsy henonao le pub hoe mijoroa! aoak'izay ny jadona, fifehezan'olontokana sns.
Ary handeha hoe ny viva rahariva??
12. xxx
(
27/01/2009 11:49)
ho tatazan'i ratsiraka indray letsy ny baolina rehefa samy vendrana a!!! fifampiresahana aza tsy hain'i ra8 sy tgv koa inona no raharaha ho vanona eto tsssssss!!!!
13. andrywui
(
27/01/2009 12:33)
TSY HAINAO ZE HO AVOAKAN'NY AMPITSO FA ATSAHARO NY VAVA E!! SA MBOLA TSY FAY IHANY LAISANY ?? MBOLA MITADY BOMBE SA BAZOOKA FA MITENITENENA ZE AZON'NY VAVA EO IHANY
17. andrywui
(
27/01/2009 14:36)
mbola kanosa iany tsis miresaka amlah tsony eto!! rehef tsy hamoak ps
18. yonikafopl
(
27/01/2009 15:24)
12. Mpandefa : andrywui [ Valio ] 27-01-2009 13:33:31
Lohateny : Re : vaovao azo farany
TSY HAINAO ZE HO AVOAKAN'NY AMPITSO FA ATSAHARO NY VAVA E!! SA MBOLA TSY FAY IHANY LAISANY ?? MBOLA MITADY BOMBE SA BAZOOKA FA MITENITENENA ZE AZON'NY VAVA EO IHANY
zao ve no demokrasia aminy???????? , mampalahelooooooooooooooo
