Omeo toerana

1. Rafahafahana ( 27/01/2009 08:36)
Mba omeo toerana ao Tsiafahy ao anie ry TGV sy ny tariny mba hahazoany naka saina é!
Olona tahaka azy ve no haka fitondrana tsy angamba dia ... tsy hitako izay voambolana ilazana izay mety ho tohiny.
Aza dia mora manaikinaiky foana re ry vahoaka fa mandinha aloha vao manao zavatra ny nenina anie tsy eo aloha fa any aoriana é, ary ny rano raraka tsy azo raofina, am-bava homana am-po miheritra.
novalian'i xxx ny 27/01/2009 11:58
2. tataka ( 27/01/2009 08:43)
Io no ahazoana mamaky sy mitaona mivantana fa tsy ny hifofotra an-taonany. Mahasoa ny tsy manana koa izany ka aleo andeha.
3. tsiafoi1 ( 27/01/2009 08:57)
Io no ahazoana mamaky sy mitaona mivantana fa tsy ny hifofotra an-taonany


Taiky zany ve ny mba toe-tsaina!!!
Fa voasoratra hoe : "Ny hatsembohan'ny tavanao ihany no hihinananao"
4. xxx ( 27/01/2009 11:58)
AVOHAY I PETY DIA AMPIDIRO I RA8 EEE!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3649