Vita matavy

1. titix ( 27/01/2009 07:27)
Vao milefitra @zavatra nangatahany eo io TGV io dia vita matavy. Tonga dia lamosina koa no azony @vahoaka. Tsy adala manko ireo vahoaka maro be manoana ny heviny ireo ka hanaiky ny hoe resin'ny Ra8 ara-kevitra.
2. tsiafoi1 ( 27/01/2009 07:45)
Vita wa ny sarinady
Aleo hiasa @'izay ny vahoaka
Fa io na iza na iza mitondra, ny hatsembohan'ny tavanao ihany no ihinananao
3. penguin ( 27/01/2009 07:47)
Nanohana azy amin'ny heviny ny vahoaka ary nanaraka azy sa ny vahoaka no niantso azy ary mitarika azy hanao zavatra lalinabe izay tsy voafehiny ? ? ? Tsy adala ny vahaoka ary mahay ny ho aviny sa voahozona ka tsy mahalala ny fiafarany ????
4. majakely ( 27/01/2009 08:20)
tsiafoi1:

Vita wa ny sarinady
Aleo hiasa @'izay ny vahoaka
Fa io na iza na iza mitondra, ny hatsembohan'ny tavanao ihany no ihinananao



MArina io,mohombon-kevitra aminao!Na aty amin'ny tany mandroso azy de ny hatsemboan'ny tavanao no hihinanao hanina!
5. Rafahafahana ( 27/01/2009 08:27)
Mendrika ny ho gadraina ilay mpitarika gidragidra é :oops: :oops: :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0102