zao no tokony heverintsika malagasy na iza itondra eo na iza tsy hisy hampiditra vola ho anareo fa adintoerana foana io fa tsy misy tafavoaka zany raha mbola ny banque mondiale sy ny tariny no mibaiko eo fa ny filoha panatanteraraha fotsiny sy saribakoly;;; ianao io ihany no manamboatra ny fiainananao androany sy rampitso amin'ny herin'ny tenanao koa izany no tokony atao toetsaina fa tsy hoe RAVALO NA ANDRY no anova ny fiainana e nofy zany :lol: