1 jour de kombat d'efa MIFONA RAVALO, hin!hin!hin
1. kidoropamba
(
26/01/2009 21:32)
Aiza izany hery be anao izany levalo a? Iray andro fotsiny ny kombat d'efa mifona nedala. hin!hin!hin!hin!tssssssss! tena sarim-bavy e.
novalian'i xxx ny 27/01/2009 07:48
2. vale
(
26/01/2009 21:36)
F'ANGAHA IZY NILAZA TAMINO FA MAHERY BE ARAKA NY FILAZANAO??????? FALY AMIN IZAO ZAVATRA MAMPALAHELO MITRANGA EO AMIN NY FIRENENA IZAO VE ENAO???? TSY MBA MAMPALAHELO ANAO NY ZAVATRA POTIKA FA NY HANALA AN DRAVALO IHANY NO MASAKA AO AN DOHANAO????? TIA TANINDRAZANA VE ENAO DIA HO FALY AMIN IZAO TOE JAVATRA IZAO??? TIA TENA RAHA NY OUL OTRANAO FA MIHEVERA TENA KELY !!!!!!!! 8O 8O 8O
3. ifiona
(
26/01/2009 21:53)
eto no hahitana an'ilay toe-tsain'ireo gasy sasantsasany @ izao gafy atao zao.
4. mia
(
26/01/2009 22:07)
Tsy mahazaka démocratie angamba ny tena marina ny gasy ary tena mahagaga hoe maninona no efa akaiky ilay sommet de l'union africaine no nitroatra i TGV?
5. sivisma
(
26/01/2009 22:08)
Zao ihany ry "ifiona" , rehefa te-hi combat ry zalà dia tokony any ankodaoda any fa tsy mampanao sorona vahoaka sy fananam-bahoaka fotsiny.
Sahy mijoro dia sahy miady zany f'aza ny vahoaka na ny fananam-bahoaka no potehina :(
Sahy mijoro dia sahy miady zany f'aza ny vahoaka na ny fananam-bahoaka no potehina :(
7. Belami
(
26/01/2009 22:28)
- 01H10 : Appel aux jeunes de 67ha pour protéger leur quartier.
- 01H00 : Andry Rajoelina demande a l'Etat d'intervenir avec la police et l'armée.
Mbola mankato ny maha légitime ny fitondrana zany i TGV raha manao antso avo @ fanjakana hi intervenir raha ny fahazahoako azy, sa ahoana?

8. rasoan
(
26/01/2009 22:32)
Andry Rajoelina demande a l'Etat d'intervenir avec la police et l'armée.
aiza ilay zesta-ben'i TGVendrana hoe vonona ny hitondra ny tetezamita ....
Kay izao miantso secours @ etat sy ny polisy amin'izay.
Mamo miantso polisy sisa ny niafarany. Ary samy hahita isika fa ho may ny afo natsangany io.
tena izay no maha TGVendrana azy.

9. patrick2002
(
26/01/2009 23:45)
ka tadiavinao haninona izy ,izany no porofo fa tsy izy no mandoro ny tanana ,fa inona no hataony ra-8 izay 1er magistrat eo @ firenena no tsy miantso ny tafika :?: :?:
Mbola porofo iray koa milaza fa tsy to teny intsony ra-8 eo @ firenena ,lany hery angamba ny pacte de satan nataony hangalana ny fitondrana
Mbola porofo iray koa milaza fa tsy to teny intsony ra-8 eo @ firenena ,lany hery angamba ny pacte de satan nataony hangalana ny fitondrana
10. zandikely
(
27/01/2009 01:26)
Tsy afaka miankina amin'ny Tafika izy e, io tsy nety voafehiny hatramin'izay, ny Polisy angamba nefa tsy azo antoka loatra koa.
Tena sarotra iany io an. Mila mifanatona fa raha mbola midrikina eo indray izy dia izay ny azy....
11. xxx
(
27/01/2009 01:39)
patrick2002:
ka tadiavinao haninona izy ,izany no porofo fa tsy izy no mandoro ny tanana ,fa inona no hataony ra-8 izay 1er magistrat eo @ firenena no tsy miantso ny tafika :?: :?:
Mbola porofo iray koa milaza fa tsy to teny intsony ra-8 eo @ firenena ,lany hery angamba ny pacte de satan nataony hangalana ny fitondrana
Ka nareo ange no andrasana andamina ny nakorotanareo eh. Avia mosie le minisitra a
12. naughtyboy
(
27/01/2009 03:21)
voalaza
Mbola mankato ny maha légitime ny fitondrana zany i TGV raha manao antso avo @ fanjakana hi intervenir raha ny fahazahoako azy, sa ahoana?
izay no marina mba hialàna ny fanomezantsiny tsy marimpototra lava no sady adidiny fanjakana izany ny fampandriana ny filaminana

13. barry
(
27/01/2009 05:48)
efa lany hery marina ny pacte @ satan ;mila manao sorona izy ;fa lery hono tsy mety manao tsony :twisted:
14. nyavo2000
(
27/01/2009 06:23)
Misaora an'Andriamanitra iangahy isany raha tsy baiko fitifirana sy famonoana vahoaka no nataony fa ny fananany no navelany ho simba.
Mba matahotra an'Atra sy mitsinjo vahoaka ihany izy na dia asa fandrobana aza no nataon'ny olona.
Fanontaniana:
ilay olona nanao combat nandroba, olon'i Andry ary ve tsy izy ireny?
Valio tsara
Mba matahotra an'Atra sy mitsinjo vahoaka ihany izy na dia asa fandrobana aza no nataon'ny olona.
Fanontaniana:
ilay olona nanao combat nandroba, olon'i Andry ary ve tsy izy ireny?
Valio tsara
15. xxx
(
27/01/2009 06:30)
Ireo olona nandroba dia OLON'I RA8 SY TGV!!! Izy roa lahy ireo no responsable @ izao kirontana izao!
Tsy hoe matahotra an'A/tra no nahatonga an'i le 8 tsy nampitifitra fa matahotra ny ho EXILER sy HO VERY FANANANA BE LOATRA
Tsy hoe matahotra an'A/tra no nahatonga an'i le 8 tsy nampitifitra fa matahotra ny ho EXILER sy HO VERY FANANANA BE LOATRA
16. xxx
(
27/01/2009 06:46)
Sao dia tsy fantatrareo ary fa ny tafika anie ka tsy nakato an-DRAvalo intsony e ! mahavariana ahy ianareo, sady manao calcul sy resaka ambony latabatra, fa na nampitifitra aza Ravalo tsy nanao ny armée, ny mpikarama anady nafarany no afaka hanao izany, io fizirizirianareo mpomba azy io ihany no maha-romotra ny olona, ary mbola mety hampitohy ny fandrobànan'ny te-hanana, légitime daholo aminareo ny zava-bitan'ny groupe tiko miaraka amin-dRavalo, mahazo tombontsoa nareo, mody fitiavan-tanindrazana sy ny hoe fanimban-javatra no dradradradraina, tsy misy mirahaha an'izany, rnm sy tvm no mbola simba, tsy misy malahelo ny an'ny mpanakarena voaroba, anisan'ny niara-nigoka tombontsoa ireny, mazava aminareo ve izany ? sa tianareo ny mbola soavaliana lava tsy hiaina raha tsy amin'ny alàlan'ny groupe tiko sy ny akrazany ? miaiky anareo aho ka ! Mila ohatr'ireny vao milamina sy fay tsika, d
17. tsiafoi1
(
27/01/2009 07:23)
Ny afo nirehitra tsy maintsy ho faty....
F'asakasak'izay nandrehitra azy, tompon'andraikitra feno izy ireny ary hotsarain'ny tantara...
Io tsisy resaka 1er tour de KO zany fa stratégie daolo ny zavatra rehetra. Vita iny ny sarinady, andao amin'izay hiasa, de hiasa hatrany...
Tu mangeras à la sueur de ton front

18. xxx
(
27/01/2009 07:48)
Mazotoa tsiafoi a ! miasa mafy ho an'ny mpitondra, raha tsy hoe hay moa ianao efa ao aminy sy miara-nahazo taminy.
Zahay koa mba miasa fa ny ankabeazan'ny hatsembohanay dia lasan'ny loi des finances vaovao koa, dia rehefa avy eo ny fitambaran'ny voalany entina hanaovan'ny mpitondra plaisir fa tsy hanasoavam-bahoaka. Hanaovanareo plaisir moa zany e ! satria nareo ao !