vaovao farany...

1. booboo ( 26/01/2009 15:49)
Raha mbola misy manana hafa dia mba zarao...

http://www.madanight.com/edito/378.html
Ny commentaires no tena arahiko ao @ io lien nomeko io fa ao no misy ny vaovao...

novalian'i sitlo ny 27/01/2009 01:10
2. sitlo ( 26/01/2009 15:56)
io ve ry booboo tsy sary tany afrikanina?
3. booboo ( 26/01/2009 16:01)
ié sary tany afrikanina io nataony ao io...
4. Annie2006 ( 26/01/2009 16:08)
Tsy misy ilàna azy io madanight io. Tsy izany velively ny zava misy amin'izao. Ny vahoaka manohitra jadona ny misy fa tsy ady antrano sy ady ara-poko sahala amin'ilay sary asejony io.

I ravalo irery miaraka amin'ny mpikaraman'ady izay tadiavin'ny vahoaka malagasy ahongana no misy fa tsy io ady ara-poko io.
5. booboo ( 26/01/2009 16:12)
raha namaky hatr@ farany Annie2006 dia misy ny vaovao farany ao Tanà @ commentaire n'io post io. Sady nomarihako hoe ao @ commentaires no misy ny vaovao farany
6. Annie2006 ( 26/01/2009 16:24)
Ok! Misaotra anao.
7. andrywui ( 26/01/2009 16:32)
ARY NAKAIA I MOLOTA, NGHOIA, PENGUIN, TSYAFOI , TOA TSARY HITA KOA NEFA ZAO VAO TOKONY HIRESAKA §§ AZA MATAHOTRA RY ZALAH FA MIVOAHA A§§ ANAY ANY TSA HANALA ANLAISANY RY LERETO FA MPINAMANA IHANY ABY ISIKA E!!!!
8. OoRakotooO ( 26/01/2009 16:52)
Ny hita maso aloha zao dia voaroba sy may Magro Tanjobato, Magro Ankorondrano, Magro Behoririka, BluePrint (imprimerie an'i zanak'i Ra8) MBS, RNM. Voaroba koa ny fivarotana rehetra tao @ Zoom izay tsy misy hidirany @ Ra8. Mampahonena :(
Izao no vokany rehefa tsy voafetra ny adalan'ny mpitondra dia ny firenena manontolo no miara-mipoaka.
Ka zay mpomba an'i Ra8 na i TGV dia tsotra ny fanontaniako, iza no milaza fa izao manaraka eo (na i Ra8 na i TGV na iza na iza) tsy ho loza kokoa satria efa napetraka izay fanontaniana izay t@ 2002 dia ny valiny dia hoe tsy maninona fa rehefa miova fotsiny e! 'Zao mihinana ny malotony daholo dia lasa mandroba an-dalambe indray!
Dia soloy faha-tany indray dia hifandoro an-trano eto indray hafaka 5 taona e! Tsy TGV na Ra8 no vahaolana fa isika no tsy tokony anaiky intsony ny fanovan'ireo olona ireo ny lalam-panorenana arak'izay tiany. Mba miasaina @ zay fa tsy slipy maloto anie izany lalam-panorenana izany ka soloina rehefa tsy tiana e! Ary aoka samy mba ho malina @ zay fa tsy anao ity miandany @ fo tsy misaina ity e!

Fa ny an-dRa8 aloha dia manisa ora @zay sisa ny fialany eo satria na ny mpiambina mankany Faravohitra aza efa tsy misy intsony, fa bariera tsy misy mpiambina no eo ka raha tsy vaky rahalina io dia rahamapitso
9. sitlo ( 26/01/2009 17:11)
Mamahan-dalitra ny madanight fa sary tany Kenia tamin'ny eritaona io.

madanight:

lefigaro:
10. vale ( 26/01/2009 18:33)
Izao no vokany rehefa tsy voafetra ny adalan'ny mpitondra dia ny firenena manontolo no miara-mipoaka.

TSY VOAFETRA NY HADALANY MPITONDRA AMIN NY AHOANA EEEE NY MALAGASY SASANY NO EFA TSY TIA TANINDRAZANA FA MANIMBA NY KELY HANANANA REHEFA TSY NAHAZO IZAY NOTADIAVINY DIA MAMPIHATRA HERISETRA MBA TADIDINAREO MOA NY TETEZANA NAPOAKA TAMIN NY ANDRON NY DEBA NY ROVA MAY ?????????? dia mbola hoy aho oe, eisyyyyyyyyyyy eeeee le haligna eeeeeee ihany io eeeeeeeeee! TIA TENA !!!!! :evil: :evil: :evil:
11. yonikafopl ( 26/01/2009 21:45)
indrisy ry malagasy,hita mihintsy ny maha afrikana mpiady antrano , mampalahelo,tsy mba tonga saina amin\'ny fahantrana, fa ataon\'ny oll rotskkkssssssssss de lasa zao doly ry tsy misaina isany, mandoro firenena,mandoro fananambahoaka,avy eo mimenmenn we lany hanaovana anzao sy zao ny volampanjakana, nefa ny fananampanjakana aza simbaina, tsssssssssssssssssssssss mbola ho ela vao handroso madagasikara,ary ngamba de tsy mba hahita zavatra tsara mitsangana ao ny taranaka fa ze mijoro de arodana sy potehina. MAMPALAHELO
12. yonikafopl ( 26/01/2009 21:52)
indrisy ry malagasy,hita mihintsy ny maha afrikana mpiady antrano , mampalahelo,tsy mba tonga saina amin'ny fahantrana, fa ataon'ny oll rotskkkssssssssss de lasa zao doly ry tsy misaina isany, mandoro firenena,mandoro fananambahoaka,avy eo mimenmenn we lany hanaovana anzao sy zao ny volampanjakana, nefa ny fananampanjakana aza simbaina, tsssssssssssssssssssssss mbola ho ela vao handroso madagasikara,ary ngamba de tsy mba hahita zavatra tsara mitsangana ao ny taranaka fa ze mijoro de arodana sy potehina. MAMPALAHELO
13. sitlo ( 27/01/2009 01:10)
Nefa ahoana ilay dinika hoe tsy afrikanina ny malagasy? Ao Gasiakara marina ny tanànan'ny tanalahy. Indraindray afrikaina indraindray gasy, dia indraindray jiosy.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078