tsik ts miala am RA8 ry Malagasy ô!

1. ketrikabe ( 26/01/2009 11:44)
DEMÖKRSIA AôNé!!!

Démôkrasia a! Démôkrasia
Fangà tenitenenina fotsn'izy ty e!
tô mamartr dôl na matav na mahia
na iz hanazava, nenay Ravalo favoris e!

'zay mitonj rets eo ne ts maints mis kiann e!
Fa nenay Ravalo az mba sembatsembann
Ny fampandrosoana zao ntena imasoan injinj
fa reef ts levon' vavoninareo zany, any ivelany mifinj

Ny mpomban'ny filoha mba isao ny vahoaka
dé isao nénareo, zé kely mitsôk e!
Fa zahay na harats, na ho faty na hivaha
ny tanjonay vahôk tsots iany, ts maints maty elah sy VIVA

zé kely ts mety atao no mba idradradradràna
ka aodina ny saim-baôka dé oe hanongam_panjakana
Ambohijatov n mba feno oul ka oe manana fàéfàna
fa ts mba jerena nen'oul, feno dôl ntanàna

Efa nolazainy sy efa nambarany
Ka manôva iàny fa d ahalala nénarany
efa nampitandrin izy sad ef nofeperany
ts aleo v ajanona mba ts hanaparany ny atezerany e!

Fa tô anarana fotsny lé oe Ben'ny tanàna
ka tsita zé fampandrosoana, fa tô be prôgrama
Ka reefa ts hanao zavats sy ts te hanara-dalàna
d aleo Samoela no iteny az oe:"miala tany fa SANÄNA e!"

Eny e, nenay mety marenina, f'enao Ra-Andry TGV ts ampy kely
am maha mtapy anao ry zandrikely d manan-tsaina afa tsy hamely
Sa ve sambany vô mba hanao pôlitik fa naaz toerana ambonimbony
sad amporisihan'ireto dynôzôro mvika, d oe "ndao hikomy, ndao hikomy!"


SA D TENA TS MBA AZONAO AN-TSAINA MINTS ANGAMBA
FA TS AAVITA NININN MINTS NE RA MIARA MIASA NY TS AMPY KELY SY NY JAMBA E!!!!!!!
bandy mrev ny fitonjan io ôôô^!
R. N. Herivola
novalian'i xxx ny 26/01/2009 12:42
2. andrywui ( 26/01/2009 11:54)
de hiaramaty aminilery ao ve zany ry ketrika kely a!! hitaingina soavaly maty??
3. tsiafoi1 ( 26/01/2009 11:55)
De ho hitantsika eo
Ze tena mitaingina soavaly maty e!
4. penguin ( 26/01/2009 12:02)
Songomby tafiditra an-trano io ka ilaina hisainana ry leireto an.
5. ketrikabe ( 26/01/2009 12:19)
io tsis miala zany e!na eny ambony inn io na aiza?
ar io kou ze vavanlah eo midona aty d mverna any amlah iany!
ho hitnalah zany messaz bdb mandefa an'io hafatra ery ambony io ato ary am anarana samihafa!!!
6. xxx ( 26/01/2009 12:42)
Tsy soavaly maty fa soavaly romotra, mety ahafaty ny mitaingina soavaly romotra sy bemarenina. TGV ihany no diso hoy aianareo an ! Fa tsy mba misy ny hoe rehefa kitihina dia miseho eny ihany ny hafenoan'ny kapoaka dia mitobaka e ! zavatra azo nalamina mialoha fa mafy loha ny soavaly mitsipatsipaka. Atao ahoana e ! Avelao mba ahita aloha fa isika anie na ny zafin-dohalika aza tsy mbola ahita fihatsarana ka tsy aleo ve mba zaraina ho an'ny hafa indray ny sakafo e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0191