Mbô tsy rariny kosa e

1. rabaradaka ( 23/01/2009 10:25)
Betsaka dadatoa ny tsy rariny ataon-dRavalo sy PM a : ohatra iray ity, nalain-dRavalo ny tokotanin'ny Gendarmerie nationale any Fort-Dauphin dia hananganany MAGRO? Zany ve mbô izy ? Manao aferana tany gaigy be le chef cabinet an'ny Aménagement du territoire sy ny cabinet, zany ve mbô mety ? Fa pire no izany koa ange ny nataon-dRadidy e, sady namono tary no nampijaly an-dry nenitoa. Zay dadatoa a
novalian'i ngoiha ny 24/01/2009 06:50
2. andrywui ( 23/01/2009 12:40)
ka tsy ankifidy ny an'ny malagasy fa rehefa fopla de voadaka na Radidy ,na Zafy, na ravalo , ny pokna efa trongy vao homana lava zao, de mbola ampihinaninao ihany de miareta petsa zany kou
3. xxx ( 23/01/2009 15:51)
miareta petsa ? innn ny dikanzany ?
4. molota ( 23/01/2009 16:42)
mba OA tsika malagasy mitady olona tena milay afaka hifaninana @ny R8 amin'ny 2012 fa tsy ny saribakolyn'DEB sy ireo DINOSOREB reo ndray no hiverina eo @ny FITONDRANA ty EO sa ny ririnin-dasa TSY tsarohana? DE AVY EO MANGATSIKA NDRAY AMINY TY RIRININ TY :twisted:
5. andrywui ( 23/01/2009 16:52)
efa fika antitra lety anla ry molotrabe a!! tsy voavily tsony ny malagasy fa efa manan ze safidiny ,, ka tsy ze molotrabe no hampiesona eto !!farany tu ndray no hovizanin'ny olona eo
6. molota ( 23/01/2009 17:08)
DE AONA! TSY FALY MOLOTRAB TSY MAINTSY MIKOZY KO RA TSY HOE ALIKA GASY KOH HIVERINA AMNY DINOSOREB SY VOALAVO FOTSYN NAREO EO ITA EO OA RADEM ZANY. :twisted: :twisted:
7. andrywui ( 23/01/2009 17:10)
elah oa kalma fotsiny de ataovy miniskil le soratra !! efa miteny any ah fa ho tapaka lalandra any elah ry lety e!!! na ndana alou misotro rano mangitsy kely fa tsy hampihinaniko tsony elah
8. molota ( 23/01/2009 17:24)
:-D :lol:
9. ngoiha ( 24/01/2009 06:50)
OK,ry zalah (molotra ,andrywui) rah tena coco le ranamana io ny hevitra ampiadiana fa aza mandrangitra vahoaka,ary ny tena mampiomehy anie dia le TGV mihintsy no tsy mahazak'e.Tandrema ihany sao marary fo tsy fidiny eo e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1811