Dikan-teny

1. xxx ( 20/01/2009 13:53)
Hono hoa ry reto, inona tokoa moa ny dikan´ireto teny ireto amin´ilay teny faran´tsy hay( frantsay) fa tena tsy mety tafaverina mintsy: anjara, lahatra, vintana, tendry???
Misaotra mialoha o
novalian'i lovelyri ny 21/01/2009 07:07
2. lovelyri ( 20/01/2009 14:21)
cf dico malagasy-français :°) :-D (sangy io a)

amiko:
- anjara: destin
- lahatra: destinée
- vintana: chance
- tendry: tendry tokana tsy mba ala :-D :-D (ts haiko io)
3. Lejoba ( 20/01/2009 14:52)
jereo ao anaty Rakibolana
=)) =)) =))
4. kotobekibo ( 20/01/2009 19:49)
Tonga d atambaro hoe " c'est la vie " e! :-D :-D :-D
5. Noue ( 20/01/2009 19:58)
mba ataovy serié kosa fa tsy hainy eeee! :)
6. lovelyri ( 21/01/2009 07:07)
k mba t shay kosa aza ko :°)

marina ny an'i bkibo we" la vie" :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1809