Fa mandray karama na vola indray ngah lé TGV ????

1. penguin ( 19/01/2009 15:47)
Efa ohatrinona izao no fitambaran'ny vola sy karaman'i lé TGV hatramin'izay araka ny voalazany hoe tsy handray izy na kely aza ? Sa fampihelezan-kevitra iny ?
Aleo mba omena aloha ny marina fa tombony ho azy izany.
novalian'i Papoose ny 21/01/2009 23:13
2. Papoose ( 19/01/2009 15:55)
:-D :-D :-D ny azy anie ny bizna no nandeha aloha vao politika eee
3. andrywui ( 19/01/2009 16:12)
ny anlah ony ra penguin ozy rakidoro oe otran krevety ony elah de any amin lohany ihany no misy ny tainy !! ka tsy zah ry lety no nilaza anzany fa ry zalah reo any ambadika any an!! oe tsy misaina mits on zan ela on fa fa tena lohandrameva onn !! tsy za oa no miteny anzan a!!
4. tsinjo ( 20/01/2009 07:46)
ka i TGV ary houn to tsy ary helatra kou
5. penguin ( 20/01/2009 09:44)
i andrywui fozaorana indray vé no mampiresaka eto éé? Efa hoe penguin vé afaka hivadika crevette é
6. andrywui ( 20/01/2009 09:57)
ela io agny letsy ry penguin de mivolambolana raha fahatany tsa misy porofo aby fa de apopokanla aby ze tarogna rehetra aby io ! de miteniteny foagna fahatany tkoa any letsy ela ka! misy de tarogna tsa voporofo fa de avoaka eto aby na ny hatrany ambilaninareo any de fantatrolo etoaby
7. penguin ( 20/01/2009 13:04)
Iza no namoaka ny ambilany ry fozaorana a ? Resaka karama tsy penguin no namorona fa TGV no nilaza tsy handray izany nandritra ny fampielezan-keviny. Pahana nareo sa mody fanina ??
8. ngoiha ( 20/01/2009 13:21)
F'inona ndray raha tsy vendrana mihintsy reto TGV reto,te-hitady seza anefa ny olona efa tsy misy hilana aza tany aloha tany ihany no mbola tanisaina,ianareo manaraka tgv io mba misaina fa ny anareo vita ihany fa ny taranak'areo any aoriana any no jereo,TGV mantsy hanomelona na anome vola anareo,
Tsy fantatrareo marina fa ireny ny atao hoe saribakolin-dratsiraka na ny miteny ilay anarana aza maha tsiravina
Mba misaina oa
9. molota ( 20/01/2009 13:33)
:cry: mba raovina ary ny Gasy no hisaina! :roll:
10. penguin ( 20/01/2009 13:46)
Efa misaina ianao ry molota a. Sa tsy Malagasy ianao any ? Misy ny misaina ka anjarany ny maneho ny mety ahasoa fa tsy ny maizina no avela handahatra lava eto.
11. andrywui ( 20/01/2009 16:13)
tena marina touko ny an'i kidoro zay fa krevety marn elah ka ze hitsin'ny lohany ian na efa midona aza!! vitsivitsia ny toa anareo fa tsy mahalala ny fahantran'ny malagasy ve sa minia mikimpy !! sa voky miaraka ao ko de heveriny fa voky toa azy daolo ny malagasy !! mampalaelo
12. penguin ( 21/01/2009 07:48)
Tena manaraka ny hitsiny mihintsy fa ny andrywui wui wui fozaorana no mihemotra ka ny vodiny no harahany.
Na fiara manidina, na fiaran-dalamby, na ny inona dia ny hitsin'ny lohany no arahan'ny vatany.
Valio raha voavalin'elah ny fanontaniako hoe ohatrinona no totalin'ny karaman'ny TGVn'elah nolazainy tsy ho raisiny ? Vao maika mampiakatra ny salan'isany izany fa omeo raha nanaraka ny fampanantenany ny vahoaka nifidy azy izy.
13. andrywui ( 21/01/2009 09:36)

elah oa aza misendaotra be rehefa miresaka na manazava zavatra fa de isaky ny mifanena amiko ve elah de hiakapofona fona ry penguin a!! ao ary fa tsy ampihinaniko tsony elah fa aza be fo be letsy a!!
14. xxx ( 21/01/2009 12:33)
TGV tsy mandray karama hatramizao kah
15. penguin ( 21/01/2009 15:14)
Omeo ny totaliny ary tsy nampiasa fitaovam-panjakana sa tsy ny anaran'ny commune koa no hizahavany vola fanampiana etsy sy eroa ?
16. nyavo2000 ( 21/01/2009 15:57)
Resaka sy kobaka ambava daholo izany e!
Voalazany koa teo aloha fa tsy miray tendro ami'nny mpanohitra izy.
Zao nefa miharihary toa vay an-kandrina fa nilatsaka ny saro-tava:

RADIDY, ZAFY ALBERT, DANIEL RAMAROMISA... izay efa naloan'ny vahoaka no manao fitaovana azy ao ambadika.

Voafitaka mihintsy aloha ireo nifidy an'i Andry e! Raha izaho no mpifidy dia tsy manaraka ny lohom-boto ankehitriny intsony aho.

F'angaha tsy azo atao no mitory eny amin'ny chambre administrative na taratasy alefa any amin'ny ministère anaovana fangatahana raha mahatsiaro fa manana ny rariny....minoa ahy ianareo fa raha tsy misy resaka fanakatonana télévision io tsy mba sahisahy foana sahala amin'izao ny TGV saingy tombontsoan'ny tena no voakitika dia manao may doran'ny afo ( nataon'iza anefa ?)....

Raha izao no tanora tsy mba hiambinambina eny amin'ny radio sy AMBOHIMITSIMBINA ENY AHO ( aleo matory sy mianatra lesona...na miasa)= aza mitatatra ho an'ny rain'Ilaizafy....

17. Papoose ( 21/01/2009 23:13)
soa ihany zany fa tsy ny tanora tany i nyavo2000
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1016