atôv ni rakitsoni d tong manavotsa ny gas zô
1. barakobama
(
18/01/2009 13:03)
ref av nametrak ni fanavotan ani zamerka zô d avi manaton anareo anome hevitsa mafonj anarenan ni tanimen
atôv ny rakitsoni ametsaka zô eo d milam nareo :!:
atôv ny rakitsoni ametsaka zô eo d milam nareo :!:
novalian'i barakobama ny 21/01/2009 17:44
3. xxx
(
19/01/2009 00:52)
to de dory le mosy rabaraobama de asio volonalika fa tsengon ny zandaka am sisina a!
4. barakobama
(
19/01/2009 17:58)
d anji tgv v no anjanjainô ; f'ôngo iz ti resapiramaramana fotsin fa mila olo mahé ; d zô zegni ; ref ts zô no lan eo d tsis rah vagnon zôn eo :!:
5. andrywui
(
20/01/2009 10:12)
mahay izy ry koba fa miramarama aona a!! mahavita azy izy matoa ny pokna rehetra manohana azy ! fa enao aza faly miaritra hitsaka eo fona a! amzao ane na ny hanina ho hanon'ny malagasy aza tsy hitany e nefa zavatra faranze filana voalo tokony hiainan'ny olombelona zany sakafo zany nefa atsy omena azy!! nefa tsy sarotra ane ra omena hanina sahaza fotsiny ny vahoaka e!! taloha zao nisy tsaky pop efa nety iny !! de maninnn raha avern fa mody ovaina fotsiny aza oe tsaky Tim de mety ohatra fa de ampahoriana mafy toy izao ny malagasy!! bon ! tapitra ny fetra farany zany e!
6. tsiafoi1
(
20/01/2009 12:31)
Andrywui a ! de tena amboa kosa ny mitelina ny efa naloa zany sanatria anga efa kere...
Tsy mbola kere olomanga kosa ny firenena fa aleo hilamina de mijery tsara fa mbola misy telo taona vao 2012 e! Sao mba misy olom-baovao mandrapahatongan'izay. Raha zao de mandray fanapahan-kevitra tonga de mihinana ny tsakipaopiny eo!
Tsy mbola kere olomanga kosa ny firenena fa aleo hilamina de mijery tsara fa mbola misy telo taona vao 2012 e! Sao mba misy olom-baovao mandrapahatongan'izay. Raha zao de mandray fanapahan-kevitra tonga de mihinana ny tsakipaopiny eo!
7. barakobama
(
20/01/2009 20:50)
ia ia, iaho ef olombôvô kô manin rô mbô men anaka le palé io o avadinaka besta boati :!:
8. xxx
(
20/01/2009 21:43)
K'efa mikôz ah ouaaà oué ttsssyyyy mireeeevvyy tàla sy rrrààranyy ,éno 'ty vé maren' sa aôné ! :lol:
9. barakobama
(
21/01/2009 17:44)
avelak eo nareo s ni adalanareo f'zô ef las mitsotsotr an am palé vari@tôn :!:
