fiarahana mivavaka fpma saint quentin yvelines 18/01/2009
1. nini78
(
16/01/2009 23:23)
Faly manasa anareo hanatrika ny fanompoam-pivavahana
ny alahady 18 janoary izao
ao @ Espace Yves Montand
@ 15h30
rue Neil Amstrong quartier POnt du routoir
78280 Guyancourt ( tsy lavitra ny Versailles)
Pasteur : RAVELOSON J.
Manao veloma ary manantena ny fahatongavanareo
Ramarlina V.
ny alahady 18 janoary izao
ao @ Espace Yves Montand
@ 15h30
rue Neil Amstrong quartier POnt du routoir
78280 Guyancourt ( tsy lavitra ny Versailles)
Pasteur : RAVELOSON J.
Manao veloma ary manantena ny fahatongavanareo
Ramarlina V.
novalian'i nini78 ny 17/01/2009 22:59
3. ainaheri
(
17/01/2009 08:11)
Inn ny vavaka atao @ zany Ramarlina aa?? Misy idiran'ny politika ilay izy sa aona?? Azavao tsara alou,fa za manko lavidavitra an'io toerana io,ka ra vavaka tsotra manko, aleoko iany etsy akaiky anahako etsy.
4. Mirananirina
(
17/01/2009 12:12)
Misy idiran'ny politika ilay izy sa aona
Fa ahoana moa ry ainaheri no hisy politika any aminy fivavahana?
vavaka no atao e
5. ainaheri
(
17/01/2009 13:03)
mirananirina>> tetika entina anangonan'oul,mody vavaka ho an'ny tanindrazana nefa resaka politika no mivoana ao,d aleo mazava diany melou manko ny tantara :wink:
6. Mirananirina
(
17/01/2009 13:20)
Mety ho marina izany,efa tratra izany aho fa adinoko.Invité-ko ianareo ho fiarahana,kay resapolitika ilay izy avy eo.
Tsy tia politika anga ianao ry ainahery .
Tsy tia politika anga ianao ry ainahery .
7. ikaretsaka
(
17/01/2009 16:07)
Raha. Zvtr tsisy fotony kosa no hi se deplaceko km maromaro... etsy ambany etsy misy paroasy le
