Raiso ny adidy ary antsika ny safidy ...

1. naughtyboy ( 15/01/2009 15:32)
Fanoitra voalohany miainga any amintsika ny fahatsapana sy fandraisana ny adraikitra tandrify antsika jiaby io no antsoina oe adidy,betsaka ireo mahatsapa fa ilaina ny fiovana no fenitra ho tratrarina?inona no lalana misakana @ zany.
-Tsy ny filazana fotsiny fa leo no itondra ny rivotry ny fiovana na koa fanomezantsika tsiny ny mpitondra ,foloalindahy na ireo andrimpanjaka mifehy ny lalana sns...
oh. be ny mihevitra fa leony mpanao politika ka na iza2 itondra eo dia mitovy ihany ka aleo izay ahasoa ny tenako no jerena
io no halemena voalohany lalaoviny be molotry ny politika satria ,lomorina izany toetsaina izany nahoana?
tia kely(individualism) izany ny toetsaina toy zany satria tsy mijery afatsy ny tenany,ra nihevitra isika fa ho tsara le8 t@ niditra teo voalohany de io no nampiova azy refa tonga teo :arrow: tsy hiova ny fahantrany malagasy ka nahoana izy no andany andro @zany fa tsy ny tenany izay tsy aharitra eo aloha no jereny very ny fitiavantanindrazana satria atakalo ny tombotsoany tena (tsisy integrism na nationalism)io no oh. any @ tampony
ny ts1.1 indray de ny bizna kely ananako sy ny ataoko no masakahako voalohany fa tsy ny firenena mila ny fitiavantanidrazako de tsisy ho ho vanona ko ny raharahampirenena ,ka isika rehetra no tompon'andraikitra ka raiso ry tompokolahy sy tompokovavy fa adidy izany ny fanavotampirenena izay miatomboka eo ;;;ary mitohy atrany izany tolona izany fa tsy vita t@ 1947 fotsiny...
2. penguin ( 15/01/2009 15:35)
Raiso ny adidy ary aza manaiky ataon'ny olona fitaovana. Ry zalahy ho lasa Ministra ary tenisany hitombo ho azy eo ny diplaoma kely ka afaka atao ambasadora vééé?
3. naughtyboy ( 16/01/2009 03:45)
oh. @ voalazako izany dia fanabeazana holovainy @ reo taranaka izay aty aoriana izany mikasika ny fitiavatanindrazana ary mila atomboka @ izao,
resaka droit & civisme des citoyens malagasy ao M.kara sy eo anivony Firenena mikambana,zo sy sata ary ny mahaizy ny malagasy @ sehatry ny fiarahamonina na arakolotsaina na fanabeazana(atr@ fototra sy fampianarana ambony)ZO-ny tanteraka izany ka mila averina aminy fa tsy ataony mpitondra anandevozana azy ireo indray toy ny t@ androny mpanjanatany
4. penguin ( 16/01/2009 10:36)
Ary mba ho avy hanasoa sy ho tsemboka eto an-tanindrazana i naughtyboy fa tsy hamelabelatra fahalalana avy an-dafy fotsiny.
Raiso ny adidy ry eto an-toerana izay miaina mivantana ka jereo sy halalino ny fampiresahana sy ny hitondra sakafo ho anao.
5. naughtyboy ( 16/01/2009 11:45)
misy fotoanany ny zvdrehetra,ary izao no fifohazana arapolitika sy fanaporofoana fitiavantanindrazana na eto akaiky na lavitra ,izay anjara biriky entinao androany no hanorenana ny trano hitoeran'ireo taranaka rahampitso
fa tsy tenantsika ts1.1 androany fotsiny...ambava homana ampo mierotra...
6. naughtyboy ( 16/01/2009 12:01)
izao vanimpotoana iainantsika izao dia ao anaty fanagejana arapahefana sy ary arapiarahamonina an'i M.kara noho ity fitondrana izay mikotrika imperialisma aratoekarena..rehefa voageja ny orin'asany fitondrana daoly ireny sehatra mitantana sy mampidibola ny fanjakana ireny dia ihena ny hery aratoekarena ary hifindra tanana ny fananantsika iarahamahalala ,ny tanjona @zany de tsotra domination nationale economique refa tapitra ny mandat an'i le8 na tsy hilatsaka intsony aza izy dia ampy ividianany prezida sy ministra hiasa ho azy ary ny vahoaka manontolo @ alalany halatra bevava vitany ireo vola voaorony atr'zay ka andohalika tanteraka eo anatrehany TIKO ny vahoaka 1 manotolo sy i M.kara malalantsika tsy mila mitsoka intsony izy na mialokaloka fa ny vola no mandidy ,mbola fotoana ampy anakanana izany anefa izao ka saino tsara re olona ny ho aviny taranaka sy ilay nosy malala
7. penguin ( 16/01/2009 12:38)
Raiso ny adidy ary aza adino lalandava fa tsy mitovy ny ady. Ny any an-dafy endrika hafa ny tiany hatongavana fa ny resany no mampatory mitsangana. Madagasikara Malalantsiaka ary niainan-tsiaka sy nangirifiriann-tsiaka hatramin'ny farany tsy hain'ny any an-dafy amin'ny famakiana gazety ny momba azy. Isiaka no manamboatra ny ho avin-tsiaka ka sokafy tsara ny saina ary raiso ny adidy.
8. soafara15 ( 16/01/2009 13:22)
adidy inona ary no raisina ê!
rehefa tsy manaiky ny hanongana io fanjakana izany dia malemy? tsy mandray andraikitra? tsy mpanao adidy?
izay manaiky hilahatra sy manaiky ho mpanohitra ihany zany no tsy manana saina lomorona?
Izaho tsy mpanohitra no tsy pour ny fitondrana ankehitriny.
fa raha fanoherana be fahatany tsy misy fototra no tsy misy tanjona fa faly hanohitra fotsiny, dia aleoko ataonao hoe individualiste aho, tsy maninona.
Hanohitra ianao dia haninona?
Handrava ianao dia mba efa misy zavatra maty paika ho hatsanganao ve?
sa hoe ravaina dia avy eo tsy misy n'inon'inona solony akory dia avy eo ravaina indray dia ho hisy intsony @ farany.
Iazany ve no fitsinjovana ny taranaka faramandimby, fitinjovampirenena araka ny filazanao ve izany?
Ataovy maty paika ry reto fa tsy hoe ravaina aloha, avy eo hita eo indray â!
Toa fitadiavana toerana sy fahefana fotisny, fa tsy fitsinjovana ny fara mandimby akory.
Aiza no olona no tsy ho leo politika.
Izaho aloha dia tena leo ê! misy ambadika daholo, sty hita izay tena marina.
Avelao ny tenanay ho kilasinareo hoe kanosa fa tsy maninona,
rehefa tsy mety ho ambakaina ve dia kanosa?
tsy manaiky ho ataon'ny olona fitaovana ny aty.
raiso ny adidy, aza manaiky ambakaina sy ataon'ny mpanao politika fitaovana fotsiny ry reto an!
mahereza daholo
9. badboy ( 16/01/2009 18:19)
Isika malagasy malaza n'aiza n'aiza aleha hoe mahay miresaka no sady be resaka, saingy mijanona eo @ resaka ihany izany rehetra izany!! Rehefa nihetsika indray koa moa dia ratsy safidy, satria tsy nisy afatsy io no azo nofidiana!! Ka aza omena tsiny izay leo mijery ny kabarinao ranamana naughty satria hiady ho anao izy fa ianao avy eo tsy hiady hoa azy : tahaka ny efa nataon'ireo izay nandalo teo!!

Tsy miasa @ pieceko io fitondrana misy eo io, fa mandrapahitako izay tena azo atokisana dia aleoko mijanona @ io toy izay hamerina ny financement parallèle sy ny grevy hampanakarena an'i magro!!!

Mbola elaela ny 2012 ka raha manana hevitra tsara dia arosoy fa tsy hoa adala akory ny malagasy ka raha hitany hahatafita azy ianao tsy maintsy fidiany!! Saingy tsy maintsy miditraao anatin'ireo antoko politika matanjaka indray ianao izay vao afaka ny ho fidiana!! Ka dia mahereza ranamana miasa ho @ 2012 fa raha ny 2009 dia efa tsisy fanonganampanjakana ho tanteraka intsony!! 8) 8) 8)
10. naughtyboy ( 16/01/2009 19:08)
voalazany soafara >
adidy inona ary no raisina ê!
rehefa tsy manaiky ny hanongana io fanjakana izany dia malemy? tsy mandray andraikitra? tsy mpanao adidy?
izay manaiky hilahatra sy manaiky ho mpanohitra ihany zany no tsy manana saina lomorona?

- Sa odiana tsy fantara koa ireo adidiny reo RAR sy reo vy nahitana ny fahaleovantena ny namoy ny ainyt@ fotoan\'androny nilana izany ,ireo maty teny Iavoloha ireo, izay maty niharany fitaky ny mpibodo sy mpanararaotra fahefana rehetra noho ny ho avy tsara kokoa izay nolovantsika notazana taty aorina izany ny sombiny @ vokatra..
tsotra @ izao fotoana ireo tsy rariny sy didy jadona ary halabotry ny firenena dia mitondra vokadratsy ho antsika,rahalahy sy anabavy ary hipaka @ taranaka amampara koa ny zvmiseho @ izao vanimpotoana izao,dia mbola hanotaniany ireo fara amandimby ianao sy isika rehetra niaina izany @ izao fotoana inona no mba hevitra na hetsika nataontsika t@ izany hanakanana izany ,any aminao ny valiny tsisy hanery anao akory eto hanao zv tsy ekeny sainao fa soa ho any taranakao ihany no anaovana izany sy ny tanindrazana niavinao izay ho lovainy solofo dimbiny ala izay ZONY tanteraka ary ADIDINTSIKA,hiaina ao anaty fahafahana sy sata aradalana izy ireo fa tsy fahorina sy fahantrana ary fandaozana ny tanindrazana izay tsy azony ianteherana iainantsika anketrio dia ilay fitadiavana mahazaka maniraka.

Izaho tsy mpanohitra no tsy pour ny fitondrana ankehitriny.
rehefa tsy mety ho ambakaina ve dia kanosa?
tsy manaiky ho ataon\'ny olona fitaovana ny aty.

-Tsy hitsara izay eritreritrao no anjarako fa ilaza aminao mazava ny toerany tsy manakevitra eo @ fiainampireneny @ maha-olompirenena malagasy azy de toy ny valalan\'amboa ka ny tompony aza tsy tia ,fananatsika i M.kara fa tsy an\'olombitsy nahazo fahefana ampy izay.....
manana adidy foana ianao handinika ny safidy sy tsy hanaiky ny fanitsakitsahana ny zo sy ny fampahoriana ny hafa @ alalany fanehoankevitra izay anatsarana izany.
tsy misy manosika eo ndana aongany io fanjakana io na ndana milahatra sy manihitra fa nilaza fotsiny ny adidy miandry anao oe mendrika ny ho avy tsara2
io firenena io sy ny malagasy 1 manontolo fa tsy natao toerana anambakana ny madinika lava sy angalarana ny fananany,ra tsy manaiky izany rafitra maloto izany ianao dia tsy azo ambakaina fa kosa ary tsy ataony fitaovana ohatrany lasa teo aloha,fa tsy ijery afatsy ny tenanao ihany ka adino tanteraka izany ny tanindrazana miandry ny hevitrao momba ireo olana sy fasahiranana mahazo azy ,na tsy ho ekeny sainao aza izay dia mino aho fa adidy miandry anao ka ny safidy ny ho avy dia ianao sy isika rehetra ihany no afaka manova zv fa tsy zv hafa akory,fotoana ilany ny hevitsika rehetra mazava izao(anjaratsika @zao) izay no tiko ambara tsy seza no tadiaviko ary tsy politika no misy ahy fa anisany tsy azo ambakaina intsony koa aho fahafahana ary miandrandra ny ho
avy mamiratra sy mendrika kokoa ho any Gasikara izay no lava fa dia misaotra anao namaky :lol: ...
11. naughtyboy ( 16/01/2009 19:34)
badboy > fahafahana sy zo ny milaza hevitro fa tsy ikabary no antondiako eto
fa mazava isika rehetra manana adidy sy safidy ka aza manaiky ambakaina lava sy hiarany tsy rariny ary iandry isaky ny fifidianana ,efa nolazaiko teo aloha reo angolakevitra mazava ary tsy manao fampielezankevitra akory aho fa manazava ny hevitro tsy azo tsetsemana fotsiny @ fiandrasana fifidianana manaraka ,misy foana ny mahavita sy olomanga fa tsy mbola lany tamingana izany ao amintsika zvmisy izany fa tsy finoana ka ijoroko :wink:
12. badboy ( 17/01/2009 10:01)
Iray ihany ny teny filamatra asehoko dia ny "aza mandroso ny sarety alohan'ny omby"!! Mahafehy zavatra be dia be io ka mahaiza mandinika ny tena hevitra lavitra rehetra safoin'io teny filamatra io!!!

Mahereza!!! 8) 8) 8)
13. naughtyboy ( 17/01/2009 11:01)
ny tsilalaonteny ry badboy dia mora sy samy mahay mampiasa azy fa ny iharany tsy rariny hafa indray ny fipetrany,ary tsy azo atao vaindrahalahy tsy maharary,mazotoa fotsiny mandinindinika ny fianantokantranony tena eny alavitra izay ihany no tiako lazaina...
14. penguin ( 19/01/2009 07:40)
Na badboy elah na naughtyboy na zanety tsy mbola misy hinanan-kanina ny resak'elah. Raha noana ny olona dia resaka vééé no aroso azy ry misy loha a ??? Sa migalabona an-dafy sy manao fanadihadihana avy lavitra sahalan'elah ny Malagasy ?
15. naughtyboy ( 19/01/2009 09:14)
=)) =)) =)) =)) mihaela velona aho @ ireto hatsikana maro2 hitako teto...
16. andrywui ( 20/01/2009 12:13)
miha ela velona?? f'anga mo ry naugtyboy mahaela velona ny hatsikana??? innn no hifandraisany??
17. andrywui ( 20/01/2009 12:16)
i penguin lagy be itambaran'ny pokna io zany zao efa ho gly soamatsara nedala io?? satri tezitra be fona le ngama rehefa omen'ny olona ato ny hafatra mafonjafonja ! efa ho vita zany ra penguinn kle
18. naughtyboy ( 20/01/2009 18:55)
andrywui > iee ,refa mihome lava hono hoy ny mpikaroka dia kely ny hozatra miasa @ tarehy sy falifaly ny saina ka mihena ny stress dia lasa ela velona
ny ifandraisany @ io indray dia ireto olona 2 etsy ambony zaymitovy fa tsy sahala @ fomba fisainany sy firesany eto,romotra de romotra nefa efa t@ taonjato faha20 i Louis pasteur no nahita ny fanafany
haromotana de tsy mbo nanao vaksiny akory=)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.069