ny fitiavana

1. cire ( 13/01/2009 12:02)
(l) Ny fitiavana ve de tsy maintsy misy eo @ fiainan'ny zanak'olombelona Bold text
2. bobone ( 13/01/2009 13:35)
cire :tena misy ary io no fototry ny fiainan'ny zanak'olombelona! Atra anie fitiavana e! ka izay rehetra mino an'Atra manana izany fitiavana izany!
ohatra ity an!: misy olona iray zao nanintona anao mety namanao io na mpiara-monina aminao na mpiaraka mivavaka aminao!! mety koa olona sandra nandalo teo imasonao taitra enao ary izay fahataizanao izay manambara fa misy fitiavana izay ao aminao! . Tys voatery ho olona koa anefa no ahalalana ny fitiavana fa ohatra voninkazo mivelatra eny an-jaridaina ! tsara loko , manintona , jaky mena hihihi variana ianao mijery azy, manombolo ny fofony , mandray azy ny tananao dia efa ao koa izay ilay fitiavana!!! olona maty amiko no tsy misy fitiavana!
Ny biby aza anie mba manana fitiavana koa e! jereo anie ny piso na ny saka e! vao mahita anao izy dia mitakisina kely ery ! miangotingoty! snsn e!
izay fa maro ny ohatra azo ilazana fa misy ny fitiavana ! avelao indray mba ho an'ny hafa e! sa karakôry laholo hihihi??? :-*
3. Noue ( 13/01/2009 14:14)
cire:

(l) Ny fitiavana ve de tsy maintsy misy eo @ fiainan'ny zanak'olombelona [b]
raha tsy misy ve retsy ny fitiavana,inona no hihainana eee???


4. fahamarinana ( 13/01/2009 14:48)
bobone:
tena misy ary io no fototry ny fiainan'ny zanak'olombelona! Atra anie fitiavana e! ka izay rehetra mino an'Atra manana izany fitiavana izany!

:arrow:na ny tsy Mpino koa manana fitiavana kah.Choix-ny tsi11 ny finoana an'Andriamanitra na tsia fa rehefa mbola miaina dia mitia foana :na vady na rar na zanaka na namana na mpiara-monina ....
noue:
raha tsy misy ve retsy ny fitiavana,inona no hihainana eee???

:arrow: on vit plus d'amour et d'eau fraiche zany fa eau fraiche tout court...toa ho henjana be ny lalao kouh. :wink: (l)
5. ainaheri ( 13/01/2009 18:06)
Ny fitiavana ve de tsy maintsy misy eo @ fiainan'ny zanak'olombelona??

Tsy maintsy misy raha eo @ mahaolombelona fa saingy fomba fitrangany fotsiny no samihafa.......Ny zava-manan'aina eto ambonin'ny tany d miaina @ alalan'ny fitiavana daholo
6. bobone ( 14/01/2009 06:00)
fahamarinana: tena marina ny voalazanao fa na ny tsy mino aza manana fitiavana!
Ainaheri: marina ihany koa ny voambaranao samy manana ny fomba fitrangany ny tss11 .
Noue:ok!!!
7. Noue ( 14/01/2009 10:59)
bobone:

Noue:ok!!!
f'ita retsy ko! ahoana ny hihainana raha tsy misy ny fitiavana???


:-D :-D :-D :-D na ny fahatongavana eto aza dia misy ny fitiavana raha tsy zany tsy miditra eto dia mamaly dinika kooo :-D :-D :-D :-D :-D
8. bobone ( 14/01/2009 12:12)
Noue: hihihi :D :D :D :-D :-D :-D tena tsy azko kianina ny valiteninao! raha tsy tao ilay fitiavana tsy olo-be @ jeriny isika rehetra :D :D :D mankasitraka e!
9. ainaheri ( 14/01/2009 14:35)
Fitiavana te ahita an'i Noue zao no nidirako eto @ forômy :-D :lol: :-P
10. princesseN ( 14/01/2009 16:31)
enfaite fitiavana nge no tena antom-pisian'ny zanak'olombelona eh!ka ts possible zany fianana tsisy fitiavana zany!
11. Noue ( 14/01/2009 17:50)
ainaheri:

Fitiavana te ahita an'i Noue zao no nidirako eto @ forômy :-D :lol: :-P



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. kotobekibo ( 15/01/2009 22:47)
ny fitiavana toa tahak'ity hiran'i KIKA navaozin'i SPY D ity raha ny fijeriko azy .
http://www.dailymotion.com/relevance/search/spy%2Bd/video/x59hq6_spy-d-sambatra_music

13. Mirananirina ( 16/01/2009 18:16)
Na ry masera sy ry mopera ary misy fitiavana an'Andriamanitra
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0456