Gasy ao PARISY vééé ahaty baolina ?

1. penguin ( 08/01/2009 06:50)
Dia mba mamono baolina ry leireto f'aza mampiomehy Malagasy an-TANINDRAZANA aaa. Politika io fa aza laniandro ny pokona.
2. xxx ( 08/01/2009 08:07)
Tena marina ny anao rapingoin gasy any franta hono hatramizay fitondrana nisy teo zay tsy nisy nataonareo na ny trikefa hananany aza tsy tongany any dago akory ny mipoerepoera eran'ny tanana no hainy hoe za nge avy any fransa e! nefa allez voire fa in-1 mandeha isaky ny dimy taona vao afaka mankany , ary za manahy fa ry deba ihany ao ambadika ao , raha ny fahamarinana no tiana havoaka , avoay ny marina t@ 10 aout sy ny karazany iza ho tanisaina eto , fa ny tena marina de ory hava manana ny malagasy
3. andrywui ( 08/01/2009 08:34)
manan-jo hanaraka ny teodraharaham-pirenena kosa ny Malagasy rehetra na aiza izy na aiza fa io verezinjo io ihany no tsy mampande ny firenena ka atsaharo
4. kidoropamba ( 08/01/2009 08:54)
Mahatsapa tena ny gasy any ivelany fa miaina ao anatin'ny haizin-kitsoka ny malagasy ka jamban'ny ziogan'n'ny fitondrana. Aiza ve rangahy ka dia namidy @ kaoreana ny Tanindrazana? Tsy ekena io. Amin'ny anaran'ny JEHOVAH, tsy ekena io.

5. penguin ( 08/01/2009 09:54)
Ny mampiomehy dia ity filazana fa ry zalahy any an-dafy Frantsa no mahare ny fangirifirin'ny Malagasy. Ompa razana izany aminay satria voasoratr'ireo mazava tsara fa izy milay no afaka mahita izany frantsa izany. Ary avy ao Frantsa koa reo no nilaza fa ho avy angataka indray vé ry fadiranovana ireto. Noventesiny fa vao tonga eny Ivato izy dia mangataka daholo ny Malagasy vizana koa izy an-dafy véé no hamelona ny vizana nefa ny heriny no nahatafita azy an-dafy.
Ka amporisihana mihintsy sao mba mahafaty baolina ireto ao Frantsa sady tany nanjanaka no izao hiara-mahita izao ny lova azo avy aminy.
6. kidoropamba ( 08/01/2009 10:37)
zon-nao ny mihomehy amin'izany. Raha tsy zareo avy any am-pita dia tsy fantatray akory io afera Daewoo io satria nafenin'ny mpitondra. Hisaorana ny avy any am-pita sahy mijoro maneho ny hafenin'ireto mpitondra mpivarotra tanindrazana sy mpanabotry vahoaka ireto.

Aminay aty dia ny TV sy radio dia hidina rehefa milaza ny zava-misy. Porof io fa tena tia tanindrazana marina nareo any am-pita ka miahy mafy ny hoavin'ny firenena.

Tairo ny any fa avelao izahay hitrongy avy aty.
7. penguin ( 08/01/2009 13:51)
Avereno indray ny anarana tsy fanonononompoana ry Kidorobe loha a
8. andrywui ( 08/01/2009 17:27)
efa vonona hatry ny ela ny oul rehetra hanongana io fitondrana io ka na hitsipatsipaka eo aza nareo ry pingoinn de tsy maintsy mandray ny ajara fandrodanana zahay aty Frantsa,efa misy ny fikambananay sy ny mpanohana anay fa zahay tsy maintsy manavotra ny didy jadona atao amin'ny Malagasy raha mbola Tia ny Tanindrazana koa zahay, fa ny hiangaviako anao aza miafina ao ambadiky ny vahoaka foana hianao FA NY MARINA ?MARINA IHANY na aty andafy na any antanindrazana""trotraky ny fahantrana ny Malagasy,sakafo ambany foitra no hiainanany,zay ho hanina anio tadiavina anio ra mahita"""aza ampiadanina ambava fotsiny ny oul fa mandatsa azy zany
9. xxx ( 09/01/2009 13:55)
Ra mahantra letsy ny gasy tsy any frantsa no hanao vakansy ny be ny tanana a! zany de tsy mandinika mitsy , sady efa misy D J nge ao @ tnana e ! sady tsy tara letsy ny gasy no tsy mahantra a! fitia te hahazo be ny an'ny sasany a ! ta o moa ny nanenina ny hoe tahaka izay za nanao ohatra izao :°)
10. penguin ( 09/01/2009 15:23)
Ny mahantra mahalala ny ahitany rirany ary mahafantatra fa tsy hitovy amin'ny mpanana miaina an-dafy sy mitana ny toerana avo rehetra ireo akory. Sao resaka mapiaraka vavaka sy dihy vody ka mahagaga ihany ????
11. andrywui ( 09/01/2009 17:24)
ary i toi ihany io mody manao xxx io ry penoin fa fetsifetsy ratsy a!! ra zay de hainlery fa ra hamaly votoatikevitra ngama de borobory iany no ady eo!!
inn kou zao no idiran'ny resaka mampandihy vody sy ny politika fa de i toi iany no mahita atsanga eto amin forum eto! nefa i toi io zao tsy mba mihinana volambahoaka ao fa de miaro be loha fotsiny!! ry lerony ane matoa mifikitra ao ny volambahoaka no ataony lisaka e!! fa i toi ahoana ! sady mangana ato amin forum ato mitondra aretipo lava isaky ny manokatra ato nefa tsy fantatry ry be kibo ao ambony ao akory!! ntsssooo!! mampalaelo any ty pengoin kely ty ! mipitsapitsa kely an!! tonga saina ve??
12. Mirananirina ( 10/01/2009 16:37)
ny trikefa hananany aza tsy tongany any dago akory ny mipoerepoera eran'ny tanana no hainy hoe za nge avy any fransa e! nefa allez voire fa in-1 mandeha isaky ny dimy taona vao afaka mankany

Andray izany fanenjehina,tsy mitovy daholo ny olona fa aza manao izany.Izahay tsy midedaka mihitsy hoe avy aty andafy,fa ianareo any no marary sana hoe ;iny fa avy any andafy i ranona dia tonga hanindry,dia marary fo ianareo.Miasa 1 volana izahay dia mahazo frais akanisana any Dago.Izahay no tsy te handeha.Ary ianao manentsika io????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2437