hividy SPOUTNIK, sy TOUR EIFFEL, ary PYRAMIDE vaovao Ravalo

1. salopard ( 06/01/2009 16:08)
vao azonay vao izao ny vaovao.
efa vita ny contrat.
Livraison no andrasana
misôtra tonton!
SINIFF....
TCHOUF....
novalian'i xxx ny 21/01/2009 01:03
2. penguin ( 06/01/2009 16:09)
Inona no olana fa tena ilainay mihintsy raha mba ahazo izany rehetra izany ny Malagasy.
3. andrywui ( 06/01/2009 16:31)
azo hanina ve zan stopnik sy Tonafel sy ponamida zany ry salopard !
fa ra penguin mank toa tonde nihidakidak be oe reveny on zan ,fa anngamb lery nanisy votabi azy de lasa delisie be le izy
4. penguin ( 07/01/2009 08:39)
Mbà misaina ary aza finaritra ny hametraka ny Malagasy hijanonana amin'ny revy tranainy. Sa tianareo ho ny fiainana tamin'ny taonjato faha-firy no hiainan'ny Malagasy ?
- Hamboarina ny Lalàna lazaina tsy azo hanina;
- Hamboarina ny làlana mikasika ny antoko politika lazaina koa fa aleo hijanona ho antoko efa ho 200 tsy aninontsianinona eo;
- Hitarina ny seran-tsambo sy seram-piaramanidina lazaina fa ny mahantra angaha andeha an-dafy sa hanafatra entana @ sambo;
- sns
Milamivoatra ny Malagasy ary mila manenjika ny fivoaran'ny toetr'andro na ny teknikaaa isakarazany. Na mangirifiry aza izany izay no atao hoe milofo sy misahirana vao misandratra.
5. sipagasy ( 07/01/2009 14:47)
marina ny tenin'i pinguin fa ny fivarotana tanindrazana kosa tsy laitra intsony e!!!!! http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4963f3f1d2174
6. penguin ( 07/01/2009 14:53)
Spapabe ialan'ny menamena io izao no maha-tarika angamba. Izany no sakafon-jaza mivantana ary fahafinaretan'ny lehibe fa tsy le resaka tsy hinanankanina lava eto. Politika avy dia vavany ihany ry sipagagagagogogo an
7. TWING ( 10/01/2009 11:45)
faly aho
tena faly aho
faly e

rah mba tena misy ireo
8. tsiafoi1 ( 20/01/2009 12:40)
Vaovao mahafaly fa de hahita tour eiffel ihany zany na tsy mandany vola mankany laFrantsa aza. Tsy mila misidina any Egypte de hahita pyramide.

Vive Ra8 e!
9. penguin ( 20/01/2009 15:25)
Tena tokony hisy fa tsy ireo kosa fa tsaratsara noho ireo an.
10. xxx ( 21/01/2009 01:03)
Tena efa miporina tanteraka ny lohantsika gasy ka,mahafinaritra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.4248