Hita taratra ny fahantran-tsika Malagasy!!!
1. ari.malala
(
30/12/2008 06:15)
Miarahaba indray,
Omaly hariva raha handeha hody aho nandeha fiara fitateram-bahoaka dia sady ontsa no nalahelo satria dia 100Ar dia mampifamaly ao anaty fiara! ny receveur sy ny mpandeha io mifamaly io! satria hono ilay ramatoa efa mpandeha eo amin'ilay tapa-dalana 200Ar fa ilay receveur sy chauffeur dia tsy nanaiky fa hoe tsy maintsy 300Ar no alohany. Matetika itrangan-javatra toy izany any anatin'ireny TaxiB ireny, fa ny tena manafintohina dia ny vava ratsy avoakan'ireo chauffeurs sy receveurs sasany izay mamingavinga ireo olon-dehibe. Misy amin'izy ireny aza moa mahavita tsy manaiky ilay karatra maintso natokana hoan'ny zokiolona!

novalian'i ari.malala ny 08/01/2009 09:24
3. ainaheri
(
30/12/2008 07:05)
Eny ekena misy idirany eo @ lafiny fahantrana ilay izy ,fa saingy kosa ny tena marina koukou d mbola tsy ampy fahalalana ny sasany @ ireo mpamily sy mpitaky vola ireo,tsy dia resaka fahantrana hoy aho,satria misy @ ireo mpamily ireo mifanaraka @ tompon'ny fiara,oh zao milaza ilay tompon'ny fiara ;io fiarako io mila 500 000fmg net par jr,hany ka manenjika an'iny ry lerony,satria ny ambiny na otrinina na otrinina d andry lerony,ka zay no mahatonga azy tsy mandefitra @ 100ar
4. AnA
(
30/12/2008 07:47)
ainaheri:tena marina io! ohatra 1 ftsn zao e! raha 300A ny saran-dalana d refa tonga ny alina k mikonty ny tapakila ka hita fa ts ampy 100A anaty kaony d iza ny hameno ny banga? ts maintsy manaraka ny fepetra ny receveur fa raha tsy zany k misy manky ao d izy indray zany no hameno ny banga? raha ts mameno ny banga ny receveur d ho voaroka eo ndray? lozika b raha tokony hanaraka ny saran-dalana ny ts1-1! raha handoha ekolazy an-janakao ianao d hoe tsy ampy ilay vola d ahoana? anaiky an'io v ny ao am-pianarana?
,tsy dia resaka fahantrana hoy aho,satria misy @ ireo mpamily ireo mifanaraka @ tompon'ny fiara,oh zao milaza ilay tompon'ny fiara ;io fiarako io mila 500 000fmg net par jr,hany ka manenjika an'iny ry lerony,satria ny ambiny na otrinina na otrinina d andry lerony,ka zay no mahatonga azy tsy mandefitra @ 100ar
soahiany aza fa ts mbola misy tapakila hamidy alohan'ny andraisana ny taxiB fa mbola anaty taxiB vao mitaky ny saran-dalana ny receveur
5. lemenakely
(
30/12/2008 08:10)
Misy marina ny zavatra lazainareo kanefa raha ny fijeriko azy dia ny Fitiavankely no tena mibahana !Firifiry moa ireny aide chauffeur ireny no mody fanina raha vao tsy mitaky famerimbola na manadinodino ianao!Firifiry ireny saofera ireny no mi signale ny receveur refa misy sipany na namany na fianakams ao anaty taxi be hoe tsy izy ireto ...?Donc raha 100ar no hifamaliana dia hitako ridicule ihany !
6. fahamarinana
(
30/12/2008 08:38)
:arrow: fa ny tsy azoko tsara dia izao :f'angaha moa ny billet tsy mitovy vidy daholo rehefa hitaingina sa misy hoe kely kokoa raha miala aloha :?:
lemena : mety ridicule ny vola fa ilay hameno azy mihintsy no tsy hisy rehefa hamerina recette..tsy dia haiko moa hoe ahoana ny any.Aleo zany havan'ny receveur sy saofera any dago fa dia voamafy ny tena tompon'ny fiara nindramina raha miankina amin'ny billets lafo ny vola miditra any aminy satria ho kely e... :? (l)

7. ari.malala
(
30/12/2008 13:47)
Marina mihitsy ilay hoe rehefa sipan'ny chauffeur na havany na namany dia mody hoe sy izy io, na koa sipa mahataratara andry zareo dia tsy itakiana frais, nefa 100 Ar dia mampifanditra sy anaovana vava be! ilay mody fanina iany koa dia misy mihitsy! ary misy aza efa takiana mbola odiany fanina ihany! mailo mailo ihany rehefa mandeha taxi B ka! raha ny tena tsara aza dia vola madinika hoe rehefa 300Ar ny frais dia 300Ar no omena azy amin'izay tsy afaka mikifetsifetsy intsony izy :°) Momba ilay resaka hoe tapakila, vitsiana no manome sy mizara tapakila izany aty amin'izao fotoana izao!
Fahamarinana, misy mitondra tapa-dalana akia a! raisiko ohatra ny eny aminay satria antenantenan-dalana ny misy anay, dia raha avy any amin'ny farany mankeo aminay hatreo Tsimbazaza dia miantso ry zalahy hoe 200Ar, raha avy eo aminay indray mankany Mahamasina dia miantso ihany ry zalahy hoe 200ar fa raha avy any amin'ny terminus (Ambanidia) mankany Mahamasina dia 300ar. Ny mahavariana kely koa dia raha avy any Mahamasina mankeo aminay dia 300ar no asainy aloha nefa raha mankany dia 200 an (HS kely fotsiny iny anazavako amindry ilay tapa-dalana). Dia misy indray koa nefa ilay karatra maintso ho fitsinjovana ny zokiolona, raha mampiseho an'io ny zokiolona dia tokony ho 200ar no alohany, fa msy ny receveur tsy manaiky fa 300 ihany hono...

8. fahamarinana
(
30/12/2008 19:43)
:arrow: ari: misaotra nanazava ahy akia..ary mahavariana marina tokoa ilay difference de prix amin'ny aller sy retour nefa azo atao hoe mitovy ny km aleha.
Dia mba tsy rariny marina tokoa raha efa manana karatra izao nefa dia voatery handoa lafo..dia tsy voasazy na koa mahazo lamandy fa miala maina eo zany ry mpanararaotra. :( (l)

9. kotobekibo
(
30/12/2008 20:21)
Amiko tsy d ny fahatran'ny malagasy no hita taratra fa kosa ny fahasarotana sy ny halafon'ny fihainana eran-tany .
Mitovy @ izany ihany na ny aty ampita aza .
Ohatra paris : ref mividy ticket metro na bus na RER énao d miankina @ halavirana ny vidiny . Antsoina hoe ZONE 1, 2 ,3 ....
Ny resaka havana sy sipan'ny mpitondra na resevera d mitovy @ izay koa ny aty ivelany , saingy atao mazava tsara sy efa ao anatin'ny rafitra izany . Ny havan'ny mpamily na mpiasan'ny fitanterana d tsy mandoa vola ref mandeha , ary manana karatra voatokana ry zareo @ izany . Ny maro anaka na b antitra ...d manana ny saran-dàlany koa . ( toy izany koa ny fihenambidy @ sarany , ho an'ireo mpiasa any @ train sy avion )
tahak'izay koa ny resaka avion eto dago .
Tsy hita fa ny vola no ozatry ny fihainana eto antany , ary ny vola no maha-rangahy , ka d mikafiry @ ariary 2 ry zalahy e! :-P :-D

10. naughtyboy
(
06/01/2009 08:59)
tsy azo lavina ny oe vola no maharangahy nefa ny tena harena de ny toetsaina
io no itarafana ny olona na manakarena izy na tsia amiko..

11. naughtyboy
(
07/01/2009 09:54)
ny tena nampalelo ahy de ny naheno vozongo tafaresaka amiko aty ampanaovana vakansy oe nandalo tao kenya ry zareo de nijanona tao Tana de maorisy ary ny zv nolazainy voalohany de oe tena farany zay mahantra le M.kara
13. lovelyri
(
08/01/2009 08:38)
ehhhh ny anah ry ari ny tena ts tantiko am reny receveur reny a le ts fahalalampomba le vola mety mbola zakako ihany satri injainjay ko ny mpandeha fetsifetsy... :°)
fa ny anah zvt nahazo anah vô tam omaly zao nande bus za de nityondra harona misy ny sakafoko atoandro de napetrako teo am le "tamboho" le arona fa mavesatra za fa zany hoe sady tsisy azfd no tsisy futenenana hoe mba akisao kely ny entanao fa tonga ve akia de nipetrahjan'ilay receveur le haroko fa romotra b za sady tsy vitan'ny ts mahalala fomba fa mbola masiso ihany ko lery tssssssssssssssss :x tena romotra za de mitaky frais lery de tsisy azfd tsisy inn inn fa eo le frais, omeo le frais tena kivy b za de aveo nony niala niteny za "misy miala ao" de manotany lery "misy miala ve" de namaly njay za "misy miala ao" de mbola manontany ihany lery fa novazavazaiko hoe za sady efa tezitra ny zvt natao am sakafoko no mbola ts henony "efa hoe misy miala hoa ao ary am manaraka sasao tsara ny sofina de menara fahalalampomba hoa" :-D :-D
mila éducation reny receveur sy chauffeur reny k serieu e

14. Noue
(
08/01/2009 08:46)
kotobekibo:mazava ho azy eeee ! lozika be ny raisonnement-nao
Amiko tsy d ny fahatran'ny malagasy no hita taratra fa kosa ny fahasarotana sy ny halafon'ny fihainana eran-tany .
Mitovy @ izany ihany na ny aty ampita aza .
Ohatra paris : ref mividy ticket metro na bus na RER énao d miankina @ halavirana ny vidiny . Antsoina hoe ZONE 1, 2 ,3 ....
Ny resaka havana sy sipan'ny mpitondra na resevera d mitovy @ izay koa ny aty ivelany , saingy atao mazava tsara sy efa ao anatin'ny rafitra izany . Ny havan'ny mpamily na mpiasan'ny fitanterana d tsy mandoa vola ref mandeha , ary manana karatra voatokana ry zareo @ izany . Ny maro anaka na b antitra ...d manana ny saran-dàlany koa . ( toy izany koa ny fihenambidy @ sarany , ho an'ireo mpiasa any @ train sy avion )
tahak'izay koa ny resaka avion eto dago .
Tsy hita fa ny vola no ozatry ny fihainana eto antany , ary ny vola no maha-rangahy , ka d mikafiry @ ariary 2 ry zalahy e! :-P :-D
15. ari.malala
(
08/01/2009 09:24)
lovelyri:
ehhhh ny anah ry ari ny tena ts tantiko am reny receveur reny a le ts fahalalampomba le vola mety mbola zakako ihany satri injainjay ko ny mpandeha fetsifetsy... :°)
fa ny anah zvt nahazo anah vô tam omaly zao nande bus za de nityondra harona misy ny sakafoko atoandro de napetrako teo am le "tamboho" le arona fa mavesatra za fa zany hoe sady tsisy azfd no tsisy futenenana hoe mba akisao kely ny entanao fa tonga ve akia de nipetrahjan'ilay receveur le haroko fa romotra b za sady tsy vitan'ny ts mahalala fomba fa mbola masiso ihany ko lery tssssssssssssssss :x tena romotra za de mitaky frais lery de tsisy azfd tsisy inn inn fa eo le frais, omeo le frais tena kivy b za de aveo nony niala niteny za "misy miala ao" de manotany lery "misy miala ve" de namaly njay za "misy miala ao" de mbola manontany ihany lery fa novazavazaiko hoe za sady efa tezitra ny zvt natao am sakafoko no mbola ts henony "efa hoe misy miala hoa ao ary am manaraka sasao tsara ny sofina de menara fahalalampomba hoa" :-D :-D
mila éducation reny receveur sy chauffeur reny k serieu e
Loza kou rikala ity nahazo andry!! marina mafy!
Ny nahasorena ahy indray, ndremande tao anaty 184 hande hody zany d fier ery le receveur mitantara hoe nisy olona nitaingina moto hono tao afarandry zareo nanaraka akaiky kely d zareo zany nisy nanakana d nijanona tampoka le chauffeur, d ts nanampo in'in le motard fa tonga d nidofotra tam zareo, le moto tafasitrika tany ambany tomobil nzareo moa le bandy nitaingina nidona tam le tomobil mba ts naratra fa ankona ftsn d mitantara anizany le receveur mivanitika falifaly ery! za eo am toerako romotra mila hahafetaka azy ny tehamaina fa manirikiry! zany avy ve de hahafaly!!!