tantely tapa bata
2. ikaretsaka
(
30/12/2008 13:36)
I ny feony no haiko lendro aatolotray anao Tompo o reto fanatitra avy aminay
Raiso re raha sitrakao tompo o fa tantely tapa bata..... :-D
Raiso re raha sitrakao tompo o fa tantely tapa bata..... :-D
4. xxx
(
30/12/2008 17:29)
Indro atolotray anao ry Tompo o
Ny fanatitra avy aminay e
Raiso re raha sitrakao ry Tompo o
Fa tantely tapa-bata e
Ny fiainana eny re sarotra afenina aminao e
Ny adi-piainana eny re hitanao ry Zanahary
Ka dia entinay tsisy afenina ho eo an-tananao re ry Ray o
Izay mba vitanay , ny asasaranay ho enti-misaotra anao re ry Tompo o
Indro atolotray re ry Ray o
Raiso an-tananao izy ireny o
Aza ny hakelezany Ray o
Fa ny fitiavana asandratray ee
Eny re amin-karavoana no anolorana azy e
Amin-karavoana (tokoa )*2 no anolorana azy e
Amin-kafaliana, sy amim-pitsikiana
Amin-kafaliana sy fitsikiana manolotra azy e
Hatreo aloha ny tadidiko

6. Zozoro
(
31/12/2008 09:29)
Misaotra betsaka indrindra nizara ê! mahafinaritra, mahafinaritra tokoa fa dia misaotra. :) :) :)