"tsy fantatra" hiran' i zay

1. samim ( 16/12/2008 20:52)
Manao ahoana daholo,

Mba saika anontany ho an'ireo 'zay manana ny tononkiran'i zay,ilay hoe "tsy fantatra",raha mba afaka ampiditra ny tonony ao @ serasera.
Misaotra mialoha!

2. kotobekibo ( 18/12/2008 00:34)
ka hoe tsy fantatra v d ahoana no ametrahana azy ao hono ? :roll:
:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0686