Hetsika Namana Serasera Dago NSD Manakavaly (vaovao farany)
1. naritsimba
(
15/12/2008 06:54)
Dia raikitra izany ny hetsika izay ataotsika NSD, fotoana izay handehanatsika any MANANKAVALY araky ny efa programman- asa izay hanampiantsika ireo olona tratry ny habokana ka hitondrantsika zavatra kely izay voatsirambin' ny tanana hanaovan' izireo fety ny krismasy ka manentana antsika ho tonga maro fa sady fotoana hanaovantsika adidy @ mpiray tanindrazana io no fotoana hihaonana indray, marihina fa ny zavatra izay omena any dia ny fikambanana no hiantoka azy fa ny saran-dalana sy ny sakafo no samy mitondra isika satria aorian' ny adidy izay atao dia hataotsika style excursion aprés ka samy mitondra kilalao sy gitara izay manana hanalana azy; toy izao ny andinindininy ary:
toerana : MANAKAVALY
daty : 20 decembre 2008
fiaingana : AMBOHIJATOVO AMBONY
ora fiaingana : 8 H fodiana : 16h na 17h
frais aller retour : 25.000 fmg
koa manantena antsika ho tonga maro fa ny adidy tsy an' olon-dratsy moa ny fahafinaretana ho azo ka dia tongava ehhhh, ny tsara dia mba miantso ireo tompon' andraikitra mialoha na milaza eto fa ho avy mba hanomanana ny fiara sy handaminana ny any
mankalaza ehhhh
Arak'io voalaza io dia niova ho eo Ambohijatovo ambony (arret bus mankany Alasora ny fotoana.
Nahitsin'i hery

novalian'i texe ny 15/01/2009 06:05
2. fahamarinana
(
15/12/2008 12:12)
:arrow: dia mahereza sy mahavita be amin'ny anaran'ny serasera e..na tsy any aza dia manohana anareo am-po sy an'eritreritra tanteraka. :-* (l)
3. naritsimba
(
15/12/2008 13:26)
Ho an'izay afaka manolotra fanomezana mba hanampy izay efa nomanin'ny fikambanana dia azo aterina eny Ambohijatovo @ fotoana fiaingana. Toy ny vary, savony, menaka sy izay zavatra azo anampiana ireo olona marary ireo.
tiana ihany ny manamarika fa ny ankamaroan'ireo olona mararin'ny habokana dia mijanona any @ io toerana io na sitrana aza vokatry ny mbola fitazonana ny finoana hoe
Maro @ izy ireo noho izany no tsy afaka mamelon-tena akory satria misy ny tsy manana tanana, ao ny tsy manan-tongotra.
Hery lehibe ho azy ireo ny fahatongavantsika maro indrindra ny fanampiantsika azy ireo.
koa manentana antsika ho tonga maro.

4. fahamarinana
(
16/12/2008 06:51)
:arrow: mampalahelo marina zany hoe efa sitrana nefa dia mbola atokan'olona hatrany...soa misy anareo manampy .. :( (l)
5. sipagasy
(
21/12/2008 10:14)
miarahaba ny rehetra ô!
ka nanao ahoana ny dia e!!!!!!! miandry sary am-paharetana indray e!!! (tsy ahy io teny io fa an'ikalamako indramiko matetika)
dia anio moa izany koa ny fitsangatsanganana ataon'ny FOKO.... fety fona any izany annn mmhhhh, mahavità beh e!

6. hery
(
21/12/2008 10:53)
efa misy sary nalefan'i avylavitra http://serasera.org/home/news/asasoa-namana-serasera-dago-teny-manankavaly
10. Mimifali
(
23/12/2008 15:19)
Efa vita soamantsara mou lé fihaonana sady fanatanterahana adidy indrindra indrindra ary dé tany tkou n tenanay fa zao ndray vao mba nitsidika eto dia valiana daholo lou zé azo valiana rehetra. Fa naninona aza no vitsy dé vitsy oatr zao no namaly ty dinika ity re e :roll: :roll: :roll: :roll: ndé ijery sary lou za ka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D dé mankalaza n rehetra tonga tany :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: :!: