Ahoana ihany izy ity?
1. tslem
(
13/12/2008 11:06)
Mba lasa ihany ny saina sy ny eritreritra hoe tena ahoana marina aza ny fandehan'izy ity raha izany?nandeha ny resaka tetsy sy teroa dia mba nihaino ny tena dia nipetraka tao an-tsaina ny fanontaniana.
Ny vehivavy hono 18taona no tsara manambady fa raha aorian'izany toa efa azo lazaina hoe taratara ihany, ny lehilahy indray hono raha mialoha ny 30taona dia tsy matotra tsara ka tsara raha any ho any @ 30taona any vao manorina tokantrano,raha azoko tsara izany ilay resaka dia ny lehilahy 30taona no tsara raha manambady ny vehivavy 18taona??? io no nahalasa ny saiko oe ahoana ihany àry izany izy ity ???? satria raha lehilahy 22taona no haka vady an'ilay tovovavy 18taona dia toa hoe tsy matotra, dia inona no tena mety araka ny hevitrareo?

novalian'i sitlo ny 19/12/2008 04:01
2. heidi
(
13/12/2008 11:18)
ka ilay izy aza aky ry tslem resaka tetsy sy teroa :wink:
honohono fotsiny fa raha tena jerena ny réalité ny fiainana dia tsy marina loatra no tsy voatery ho izay...
RAHA NY tena izy tsy misy fetrany na fotoanany ny manambady, afaka manambady am taonany daholo ny olona raha efa feno taona, ka vonona tsara amin'izany fanambadiana izany,
misy aza anie ny lehilahy na efa 50taona aza rehefa tsy ho matotra izy tsy ho matotra e!
ary ny vehivavy ihany koa na ataoko aza hoe efa ni passées ny 30 taona izy vao manambady, tsy ho lany zàra izany :°)
mahalasa adala raha hiaino sy hino an"'izao tetsy sy teroa rehetra izao :wink: :°) :-D ny réalité ny fiainana ihany jerena ;-)

3. heidi
(
13/12/2008 11:19)
ny mahatsara ny hoe kely defa manambady fotsiny ny sipa dia ilay resaka miteraka tanora mahafinaritra beuh! miaraka lehibe am zaza de hummmm sinon
tsy dia itako ny avantazy ankoatra izay :-P

5. Belami
(
15/12/2008 18:39)
tslem : ny fahazahoako azy dia matetika ny vehivavy, mora matotra rehefa miditra eo @ tokatrano, dia mety ho izay no mahatonga ilay hoe ilaina ilay elanelan-taona.
Tsy voatery ho marina @ lafiny rehetra anefa zany fa @ ankapobeny ihany, fa rehefa miatrika ny fiainana ao antokatrano ny tsirairay dia mihamatotra ho azy na kely na lehibe ny elanelantaona eo @ lehilahy sy ny vehivavy.

6. ikaretsaka
(
15/12/2008 19:26)
Ny vavy mora antitra rehefa avy miteraka de amzay mifameno le pozy
7. sitlo
(
19/12/2008 04:01)
Tsy aleo ve miaina eh. Aleo ny staty no hanaraka anao fa tsy ianao no hanaraka ny staty. :°)