Fidirana ho mpidinika

1. kotobekibo ( 06/12/2008 00:42)
Miarahaba anareo mpiandraikitra !

Mba mila fanampiana na fanazavana tompoko raha azo atao indrindra , ahoana no fomba hidirana ho mpidinika manokana , satria ny soratra miseho d toy izao hatrany isaky ny mba te hidinika manokana ny tenanay :

Fidirana ho mpidinika
# Efa mpandray anjara amin'io dinika io ianao ka tsy mila mangataka intsony.
Raha ohatra ka mbola tsy afaka manoratra ianao dia mbola tsy neken'ny mpandrindra ny fangatahanao ho mpikambana.


Marihiko fa nisy mpandrindra efa nanaiky , sa ve tompoko mila manaiky daholo aloha ny mpandrindra rehetra ?
Misaotra anareo mialoha .
2. Samoana ( 06/12/2008 08:19)
Ny fandinihako azy mety efa mambra t@ alalan'ny pseudo hafa ikotobe de tsy havela hanabekibo ao intsony :-D . Resaka ip-n'ny ordinateur le izy angamba.
Eritreritra ihany ny ahy fa za tsy mpandrindra fa mpijinja toa anao :wink:
3. heidi ( 06/12/2008 08:21)
an a an ka! toa mila miandry kely! ao am fomba malalaka tsy misy bedy aza tena mila miandry ela be! sy ao am reny serasera koa mila miandry be
fa botabekibo ah! ao am anay hatrany bira toa malady tafiditra :wink: :°)
4. fahamarinana ( 06/12/2008 08:24)
:arrow: :-D :-D :-D ovao kely ndray ilay ps na mila manao regime toi... (l)
5. heidi ( 06/12/2008 08:28)
samoana an! toa mety foana na ps maro aza ka olona iray ihany no tompony satsia ps telo ny ahy samy mpikambana ao am dinika malalaka tsy misy bedy ao :wink:
fa ny mpandrindra koa mbola mila mandinika anie hoe iza marina ianao e! :-D
saodé hanao fbi na detektiv fotsiny i botabekibo :-D
6. fahamarinana ( 06/12/2008 08:34)
:arrow: :-w :-w ndrao dia izay marina tokoa...gain ise ranamana ! :-D :-D :-D (l)
7. Samoana ( 06/12/2008 08:39)
heidi:

... sy ao am reny serasera koa mila miandry be


efa ho teraka fanindiminy i kotobevohoka tsy mbola tafiditra ihany hihihi


8. Ralay ( 06/12/2008 09:19)
fa ny mpandrindra koa mbola mila mandinika anie hoe iza marina ianao e!
saodé hanao fbi na detektiv fotsiny i botabekibo


Marina io voalaza io fa tsy izay mangataka hiditra rehetra akory na dia vao tsy ela aza no nisoratra anarana dia ho raisina @ dinika manokana avokoa fa miankina @ fahitan'ny mpandrindra ny dinika manokana ny resakao eto @ forum sy ny mombamomba anao no anekeny anao na tsia. Hitany foana ny fangatahanao fa mety mbola miandry fotoana kely izy vao manaiky ny fangatahanao.
Misy ihany koa ireo mangataka hiditra nefa tsy ampy taona ka mety hanahirana ny mpandrindra @ ireo RAR-ny ny fampidirana azy ho mpikamabana @ dinika manokana sasany :-P
Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia andefaso hafatra ny mpandrindra ny dinika manikana izay tinao hidirana.
:lol:
9. Koditra ( 07/12/2008 10:29)
heidi:
ps telo ny ahy samy mpikambana ao am dinika malalaka


Mbô apindramo ps 1 aminenao kosa ranga lery
Averiny refa mba tafa nenazy :lol:
10. fahamarinana ( 07/12/2008 17:40)
:arrow: :-D :-D sao mbo tafiditra ve ry koditra :?: ndana ihany bekibo any amin'ny dinika manokana any fa ho atokandry zalahy eo...raha mankao amin'ny reny serasera zao mety tafiditra o,ovaina kotobevohoka araka ny tenin'ny samoana ao ambony ao !:°) (l)
11. ni81 ( 07/12/2008 18:32)
Mijanona eto ihany klou ry koto a! Inona ary ty maimaika hifindra monina ity e! :lol: :lol:
12. heidi ( 07/12/2008 18:47)
Koditra:

heidi:
ps telo ny ahy samy mpikambana ao am dinika malalaka


Mbô apindramo ps 1 aminenao kosa ranga lery
Averiny refa mba tafa nenazy :lol:

izany tsy ho olana fa ho hitany eo aby ny sekiré keliko rehetra


:-P avadibaidiny ao daholo ny pejiko :^)
izaho anie mba efa nijaly be ery vao tafiditra tao am reny serasera tao e!
dia tao amin'ny dinika amin'ny fomba malalaka tsy misy bedy koa efa nialy be vao tafiditra.... :-P
Fa ity ampesaiko ity aloha eto ihany e! na mijery sary rehetra aza try afaka fa dia ato ihany :-P
13. ni81 ( 07/12/2008 18:54)
tadidiko mihitsy t@ ilay hoe ssendra :-D :-D dia ozy a hoe: fa sao dia mbola minera e :-P :-D :-D
14. heidi ( 07/12/2008 18:59)
:wink: :^) :-$

aleo alou mba ho sahirana koa i botabekibo fa mety hampiena azy ny fandodonana varavarana etsy sy eroa :-D mitady hitsofoka mira ho azy eo :lol:
15. RATOVOARY ( 08/12/2008 14:25)
Miarahaba anareo mpiandraikitra !

Mba mila fanampiana na fanazavana tompoko raha azo atao indrindra , ahoana no fomba hidirana ho mpidinika manokana , satria ny soratra miseho d toy izao hatrany isaky ny mba te hidinika manokana ny tenanay :

Fidirana ho mpidinika
# Efa mpandray anjara amin'io dinika io ianao ka tsy mila mangataka intsony.
Raha ohatra ka mbola tsy afaka manoratra ianao dia mbola tsy neken'ny mpandrindra ny fangatahanao ho mpikambana.

Marihiko fa nisy mpandrindra efa nanaiky , sa ve tompoko mila manaiky daholo aloha ny mpandrindra rehetra ?
Misaotra anareo mialoha .

Tsy zakanao any ry koto a! Kotran be ao ka sao de ho sempotry ny kibo ao. Sady any tsy de misy kaly be hatao befandrapaka.
16. fahamarinana ( 08/12/2008 14:26)
:arrow: :-D mamely mafy kosa nareo... (l)
17. Koditra ( 08/12/2008 20:13)
Heidi> azon'toi fafàna daolo ny tsiambaratelon' toi klou d vonjeo koto fa mba kofa milay iany nge lery eh.
HS : Fantatro toi, akamako toi eh!.
18. kotobekibo ( 17/12/2008 21:44)
RATOVOARY:
Tsy zakanao any ry koto a! Kotran be ao ka sao de ho sempotry ny kibo ao. Sady any tsy de misy kaly be hatao befandrapaka.


hummmm !!! tena mety amiko tsara izany kléé!!!

samoana , faham > ka zà tahaka an'Ambatobevohoka kouh ! tsy hay hoe rôvina no ho teraka :-D

ni81, heïdi > mba ampazahoy eee! ojyyy!!!!!mba ampinjamo manko e:-D :-D :-D

koditra > hita oah less , manja bainn a!

Ralay > ka efa nisy ny maty niandry tahak'izao bainn a! :-D :-D :-D

tena efa betsaka ihany ny mpiandraikitra nanaiky fa eee
mila manao rezimmm goavana angamba fa tsy omby varavarana ilay kibo b .
Angezao rangaha ilay varavarana a! farafaha-alika-matiny mba lé eo @ niveau kibo e! =))

Aoka izay fa sao tezitra eo ra-hery tompon'andraikitra :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2329