radio amin'ny internet

1. rfsn ( 05/12/2008 07:39)
Misy radio malagasy ve amin'ny internet? RNM, RDB, MaFM, rta sns
novalian'i sitlo ny 31/12/2008 04:43
2. fahamarinana ( 05/12/2008 07:42)
:arrow: karaha tsy misy an'ireo lazainao ireo fa hafa mihintsy,ohatra rvg,radio sound,rna,radio fpma... (l)
3. Noue ( 05/12/2008 08:17)
milay be ilay radio vazo gasy fa afaka mandahatra hira aaa ! =D> =D> =D>
4. natiora ( 05/12/2008 16:21)
mahazo RDJ koa @ internet ka
5. xxx ( 05/12/2008 16:29)
afa aloha lé hoe radio avy any dago mihitsy no mba heno eo @ net, raha mijery radio eto @ zao tontolo zao enao d mahagaga fa tsy mahita radio gasy na iray aza, ny RDJ sy RTA no niezaka nandefa fa tsy mande tsony!
6. ikaretsaka ( 05/12/2008 17:16)
Zay lo marina e... le radio misy emission sy vaovao mitantara baolina sy tantara mitohy sns...ohatran le mihaino radio onjam peo taloha ireny hafa ihany ... noho ilay hoe hira fotsiny na alahatry ny ordi
7. niryna ( 06/12/2008 02:24)
fa ahoana tokoa ary e,izahay izao mba te hihaino ireny tantara isaky ny sabotsy ireny dia tsy mahita ary raha misy fandaharana aza dia tapatapaka ilay izy .
8. fahamarinana ( 06/12/2008 04:50)
:arrow: niryna : ny ahy ilay tantara amin'ny 1sy sasany alohan'ny handehanana hianatra iny no tena akafiziko...
natiora :aiza kay ny rohy mety ahazoana ilay rdj azafady indrindra dia misaotra mialoha e!
Hafa tokoa ilay radio tena gasy gasy taloha faheno ireny o... :) (l)
9. natiora ( 06/12/2008 07:07)
fahamarinana : www.rdeejay.net
10. fahamarinana ( 06/12/2008 08:08)
:arrow: natiora : mankasitraka e,ndeha hiheno tokoa ... :) (l)
11. rastafarai ( 07/12/2008 03:01)
Misaotra e! Tena le notedavina mitsy io!!! :-P
12. Lejoba ( 08/12/2008 12:47)
Ny radio fahazavana (FJKM Foibe any Dago) azo @ internet kah. Miala tsiny fa tsy tadidiko ilay rohy fa ampidiro amin'ny moteur de recherche dia mivoaka ho azy; dia misy koa ny fadio fanilo, sns fa toa ara-pilazantsara daholo aloha no fantatro eh
13. fahamarinana ( 08/12/2008 12:48)
:arrow: lejoba : misaotra e,mety amiko jiaby ary vao maika aza tiako raha ara-pilazantsara.. :wink: (l)
14. rfsn ( 10/12/2008 15:07)
misaotra anareo! tena hafa ihany mihitsy ilay radio misy mpanolotra
15. rurik ( 26/12/2008 17:26)
za nijery fa toa tsy mandeha.
16. sitlo ( 31/12/2008 04:43)
Ireny radio amin'ny internet ireny misy hoe debit izay. Dia iny no zarazaraina isaky ny mpihaino. Dia raha be mpihaino kanefa ambany ny debit dia tsy mandeha ilay izy. (mandeha ihany fa tapatapaka be) Dia izay no mahazo ny RDJ.
Fa misy radio Don Bosco koa amin'ny internet ka. Alefaso hoe ilay jingle :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1185