mety sa tsy mety
1. Anjaramasina
(
04/12/2008 13:18)
ahoana no atao hoe porofompitiavana kay ?
ref miteny ny olontiana hoe mitsy mila anao intsony aho de ny mety angamba de ny mitsodrano refa avy niala nenina e?
ref miteny ny olontiana hoe mitsy mila anao intsony aho de ny mety angamba de ny mitsodrano refa avy niala nenina e?
novalian'i sitlo ny 10/12/2008 12:40
2. hana
(
04/12/2008 13:29)
Miarahaba anao ô
Rehefa ny vehivavy tianao, efa niaraka taminao, no milaza tsy tia dia aleo izy handeha. Indrindra raha efa niala nenina ianao hoe tsy malentendu ve no nahatonga azy te hiala.
Ny olana aminay vehivavy mantsy, rehefa sendra izay tsy tianay intsony izay, tena lasa manorisory anay mihitsy ilay olona : misy sentiment de repulsion. Ny marina angamba, tsy tiana mihitsy ilay izy taloha eh, fa mety ho nanintona ihany dia izay vao hita fa tsy tiana dia aleo ahifika.
Mahereza eh =((

3. ainaheri
(
04/12/2008 13:39)
Izay ilay lalànan'ny fitiavana ee,ouzy ilay fitenenana zay oe;tsy anao reka niterahan'ny babany sy endriny an'iny" Avadio ny pejy..... D mahereza zany ee,ary ampiasao @ tena izy ilay pseudo ee lol
4. ikaretsaka
(
04/12/2008 17:46)
ny ahy tsofiko rano any de siahiko ravorondreo raha mitankisina...
ary izay rehetra lasa avy eo mahagaga fa mitankisina an..
...
tonga de hoe teo anilanao any aho rasipa no natositosikao aaaaa
ary izay rehetra lasa avy eo mahagaga fa mitankisina an..
...
tonga de hoe teo anilanao any aho rasipa no natositosikao aaaaa
5. arialy
(
09/12/2008 12:35)
ié avelao andeha, tsofy rano !!na dia makarary kely aza indraindray , atanjaho ny saina.
hoy i babaique izay oe: "olo koa efa tsy mahefa tsy andaniana lera".
hoy i babaique izay oe: "olo koa efa tsy mahefa tsy andaniana lera".
6. xxx
(
09/12/2008 15:08)
fa izao ry zareo lehilah aho fa ny vadiko efa vita soratra tamiko mihits no nilaza fa tsy hiaraka tsony isik, andao hisarak,tampoka tamiko,rehf tong hamonjy azy aty andafy ah, satria mbola nifanoratr sy nifanao tenimpitiavana isan andro tam tel zahay hatram ora farany handeanak hamonjy azy taty,fa rehf tong 10jrs ah de zay no nataon,fa mafy tamiko na mafy amik hatramzao ny fiatraikanzan,fa 3volan ah zao manjonetr fon de in ary no tokon ataok ????