Mba mitady tonon-kira

1. Rajim ( 25/11/2008 08:18)
Izay mba manana tononkiran'ilay hoe O happy days nadika @ teny gasy hoe O andro iray, dia mba handefaso aho azafady f'ilaiko hianaran'nu Sh @ Xmasy zao e! misaotra mialoha
Oh happy days; lasa hoe O andro iray
Oh happy days;
Oh happy days;
Oh happy days;

When Jesus washed;
When Jesus washed;
When Jesus washed
Washed my sins away!

Oh happy days;
Oh happy days;
Oh happy days;
Oh happy days;

When Jesus washed;
When Jesus washed;
When Jesus washed
When my Jesus washed
Washed my sins away!

He taught me how;
Taught me how to watch;
He taught me how to watch;
And fight and pray;
Fight and pray;
Anytime he had to live rejoicing
Oh yes he did
Every every day
Every day

Oh happy days;
Oh happy days;
Oh happy days;
Oh happy days;
Azo alefa ao @ email mamyrave@aro.mg ny valiny e!
novalian'i Rajim ny 04/12/2008 04:50
2. Lejoba ( 25/11/2008 12:39)
Ny fahalalako azy O Andro soa fa tsy andro iray:
O andro soa fa Jesoa no mpanavotra sns

Miala tsiny eh
io akia ni81 ah





:-*
3. ni81 ( 25/11/2008 19:53)
Miala tsiny eh
io akia ni81 ah

:lol: :lol: tsy haiko fa miala tsiny e
4. Rajim ( 04/12/2008 04:50)
Lejoba:

Ny fahalalako azy O Andro soa fa tsy andro iray:
O andro soa fa Jesoa no mpanavotra sns

Miala tsiny eh
io akia ni81 ah
Misaotra betsaka e! azo eritreretina e!




:-*



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0565