Inty aho
1. Mihavana
(
25/11/2008 07:11)
Mba saika hangataka tononkiran'i Ambondrona titre hoe Inty aho fa tena revin'ny vadiko be mihitsy ilay izy, dia mba hianarana koa hatolotra ho an'ny zanakay. Misaotra indrindra e
novalian'i ni81 ny 25/11/2008 20:31
2. ni81
(
25/11/2008 07:26)
Mba saika hangataka tononkiran'i Ambondrona titre hoe Inty aho fa tena revin'ny vadiko be mihitsy ilay izy, dia mba hianarana koa hatolotra ho an'ny zanakay. Misaotra indrindra emiandry kely fa mbola tsy voadika tsara e
3. ni81
(
25/11/2008 09:39)
INTY AHO
Lasa ny saiko hoe:
Ilay silaky ny aiko
Atomboko aiza ny fitaizana anao
Ho tantanako ve mba tsy hianjera
Sa avela kely mba ahay andeha irery
Tena hanao izay heriko aho
Ahatafita anao
Na sedra aza ny any aoriana
Soa lavo ahay hamindra
Mbola ho be ny ho atrehinao
Inty aho
Ho haiko anie
Ny hiampita irery
Anatra ho anao
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba
Ho tena, ray aman-dreny
Be reo ratsy fanahy
Maro ireo ratsy fo
Ataovy ny tsara
Manaova ny soa
Ilay Ray ao ambony ao
Raha izao no mbola Rainao
Izy no fantaro fa izy no hiahy
Mbola ho tojo fitiavana
Rehefa any aoriana any
Raha sendra latsa-tomany
Indray amin’izany
Raha mila manontany ianao
Inty aho
Ho haiko anie
Ny hiampita irery
Anatra ho anao
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba
Ho tena…
Hanampy kely izay kely mba aiko
Fitiavana anao ry ilay silaky ny aina
Toroy aho ry Ray
Mba ho tena ray amandreny
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ambondrona/video/x7dkxp_ambondrona-inty-aho_music
Lasa ny saiko hoe:
Ilay silaky ny aiko
Atomboko aiza ny fitaizana anao
Ho tantanako ve mba tsy hianjera
Sa avela kely mba ahay andeha irery
Tena hanao izay heriko aho
Ahatafita anao
Na sedra aza ny any aoriana
Soa lavo ahay hamindra
Mbola ho be ny ho atrehinao
Inty aho
Ho haiko anie
Ny hiampita irery
Anatra ho anao
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba
Ho tena, ray aman-dreny
Be reo ratsy fanahy
Maro ireo ratsy fo
Ataovy ny tsara
Manaova ny soa
Ilay Ray ao ambony ao
Raha izao no mbola Rainao
Izy no fantaro fa izy no hiahy
Mbola ho tojo fitiavana
Rehefa any aoriana any
Raha sendra latsa-tomany
Indray amin’izany
Raha mila manontany ianao
Inty aho
Ho haiko anie
Ny hiampita irery
Anatra ho anao
Fahalalana fahendrena
Toroy aho ry Ray mba
Ho tena…
Hanampy kely izay kely mba aiko
Fitiavana anao ry ilay silaky ny aina
Toroy aho ry Ray
Mba ho tena ray amandreny
http://www.dailymotion.com/relevance/search/ambondrona/video/x7dkxp_ambondrona-inty-aho_music
5. heidi
(
25/11/2008 16:35)
lovelyri: :-D:-D sahady ve????
ni81 mci foana am tonokiraN'AMBONDRONA an!:wink::-*
raha mbola mazoto mandefa indry de mba alefaso koa ilay hoe
"AMPY AHY":-p sy MANKASITRAKA AHO
ni81 mci foana am tonokiraN'AMBONDRONA an!:wink::-*
raha mbola mazoto mandefa indry de mba alefaso koa ilay hoe
"AMPY AHY":-p sy MANKASITRAKA AHO
6. ni81
(
25/11/2008 17:35)
ni81 mci foana am tonokiraN'AMBONDRONA an!ary sao dia tokony hifindra eny Ambondrona aza indry no hipetraka fa tsy aty andafy e! :-P :-D :-D andraso aloha fa adikako raha malalaka aho fa somary sahirankirana kely mantsy e! :)
raha mbola mazoto mandefa indry de mba alefaso koa ilay hoe
"AMPY AHY" sy MANKASITRAKA AHO
7. ni81
(
25/11/2008 17:40)
AMPY AHY
Nalaina izy ny hiantso indray
Te ho any aho anefa tsy sahy
" zarako aza tsy hita hintsony ianao"
Avelako ho tapitra any
Sao izay ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef'izany, no hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
F'izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
MANKASITRAKA AHO
Bangoiko iray izay lalantsika hatrizay
Manerika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko fotoana maro
Izay lasa tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny
Bridge: Tsy nisalasala eny aho
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria
Ref: Mankasitraka aho, isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho
Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho avy isika
Na zavona sy fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany
Bridge: ......
Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saina, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Mankasitraka aho
Ny ratràm-po ho vita eo ihany
Ny fotoana eo hanampy ahy
Tsy hifanerena sanatria na tsapaina
F'ho hita eo ihany
Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an'izany
Ambo-po ihany ve ny ahy
Tsy ho tsiny anefa izany
Ny fiainana mitohy hatrany
Tsara tso-drano ...
Na ! na ! na ! na ! na ! ...
Ampy ahy, tsy hanenina aho
Tsy hoe mafy fo , fa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy
Nalaina izy ny hiantso indray
Te ho any aho anefa tsy sahy
" zarako aza tsy hita hintsony ianao"
Avelako ho tapitra any
Sao izay ko no mba tiany atao
Na ny saiko aza tsy taitra amin'izany
Tsy hanery azy aho na hanontany
Manaiky koa aho rehef'izany, no hitany fa mety ho azy
Dia hionona ny saina
Andeha aho hiala amin'izay
F'izany ve no miandry ahy?
Ampy izay, ampy ahy
MANKASITRAKA AHO
Bangoiko iray izay lalantsika hatrizay
Manerika aho, hafahako mandroso indray
Raiketiko fotoana maro
Izay lasa tany aloha tany
Na fifaliana, na fihafiana
Dia tsy hanan-tsiny
Bridge: Tsy nisalasala eny aho
Naneho izay tao am-po tao
Ka niaraka nanohy ny dia hoe hifankatia
Ary ho doria
Ref: Mankasitraka aho, isaorako ianao
Tsy mba mahay miteny aho
Ny foko no hameno
Ary am-panetre-tena
Mankasitraka aho
Mifanolotra fitia
mamakivaky ny ho avy isika
Na zavona sy fanala, masoandro sy hafanana
Ho eo ihany
Bridge: ......
Ref: ......
Ho valim-pitia, ity hira ity ieh!
Ho takatry ny saina, hanehoako kokoa
Izay mba fihetseham-po
Mankasitraka aho
Ny ratràm-po ho vita eo ihany
Ny fotoana eo hanampy ahy
Tsy hifanerena sanatria na tsapaina
F'ho hita eo ihany
Avela hivalona rehefa izany koa no efa tiany atao
Fa ny fitiavana tsy atao an'izany
Ambo-po ihany ve ny ahy
Tsy ho tsiny anefa izany
Ny fiainana mitohy hatrany
Tsara tso-drano ...
Na ! na ! na ! na ! na ! ...
Ampy ahy, tsy hanenina aho
Tsy hoe mafy fo , fa izay no anjara
Tsy hiteny intsony aho, tsy hifendrofendro koa
Fa ampy ahy izay, efa ampy ahy
8. ni81
(
25/11/2008 17:42)
Faly indry fa ireo tonga dia hitako fa tsy dia nisahirana nandika elabe aho e! :-D Dia ahoana koa ny manaraka? :lol:
9. heidi
(
25/11/2008 20:25)
ary sao dia tokony hifindra eny Ambondrona aza indry no hipetraka fa tsy aty andafy e! andraso aloha fa adikako raha malalaka aho fa somary sahirankirana kely mantsy e!
hummm tokony hody hipetrakaany mihintsy aky izaho io... :-P
merci be tamini'lay tonokira e! ilay hira teo aloha efa ho haiko tsenjery :wink: :-D ilay dinika iray efa lasa alavitra iny e!
ny hira manaraka tsy dia mbola tafiditra lalina ao am vavoniko aloha raha tsy henoina matetika mitsy fa ireo aloha no nanaitra ahy sy ny teo aloha :-D
