fa maninona

1. xxx
(
20/11/2008 05:42)
fa maninona kay ny lehila no accro be aminy sexe nony vevavy e?
novalian'i Papoose ny 25/11/2008 03:25

6. ikaretsaka
(
21/11/2008 17:05)
ohatran'ny hoe manninona kay no rehefa misy vopninkazo dia tinga ny lolo sy ny tantely

7. Samoana
(
21/11/2008 17:20)
ikaretsaka:
ohatran'ny hoe manninona kay no rehefa misy vopninkazo dia tinga ny lolo sy ny tantely
...na koa misy fofo-trondro de tonga ny saka:P

8. kotobekibo
(
21/11/2008 17:39)
xxx:
fa maninona kay ny lehila no accro be aminy sexe nony vevavy e?
Accro eo ihany fa ref tonga tokoa ny tokoa , tena ilay vhv indray no hita fa lasa tena accro noho ny bandy .
Tena tenda-kanina (l) :-D :-D :-D

12. lemenakely
(
22/11/2008 15:52)
Papoose:
HS be za @ le tantely, hay mbola biby fa tsy efa ranony :-P
Oay injinja moa fa TANTELY RAMONJY ve no manome dia hiàla maina eo kosa ?

13. kotobekibo
(
23/11/2008 22:41)
lemenakely:
Papoose:
HS be za @ le tantely, hay mbola biby fa tsy efa ranony :-P
Oay injinja moa fa TANTELY RAMONJY ve no manome dia hiàla maina eo kosa ?
mbô avelao less izy mba hilamina a! lisany kosa tsss...
firifiry t@-tsika izay nanana web-cam na cam tsotra no efa mba nanao tahaka azy , fa izy no sendra an'izay ratsy saina d anisan'ireo voa e! 8-)
Papoose:
HS be za @ le tantely, hay mbola biby fa tsy efa ranony :-P
tsy HS njy satria na biby na ranony samy tantely . Fa ilay vonikazo no tena faly , afaka manome voankazo na voninkazo vaovao :-D

14. Papoose
(
24/11/2008 17:50)
leptitrouge, fa aiza kitotsany zao i tatl iny?
kotobeventre, manampy @ le faha-accroavana ve le web-cam? sao mantsy mba hanampy ahy fa tena mbola tsy decidee! :D
kotobeventre, manampy @ le faha-accroavana ve le web-cam? sao mantsy mba hanampy ahy fa tena mbola tsy decidee! :D

15. kotobekibo
(
24/11/2008 19:06)
kotobeventre, manampy @ le faha-accroavana ve le web-cam? sao mantsy mba hanampy ahy fa tena mbola tsy decidee! :D
Pas vraiment , fa za aloha tsy sahy @ web cam intsony e! mampidi-doza ! nisy ol hafa nijery kay tao :-D :-D :-D :-D

16. ikaretsaka
(
24/11/2008 23:12)
tanjemo aza ngo de hanindrona kibo eo ambody oebikam eo koa! ka hanao sisida ohatran'ilay boaikely tany floride

17. Papoose
(
25/11/2008 03:25)
kotobekibo:
Pas vraiment , fa za aloha tsy sahy @ web cam intsony e! mampidi-doza ! nisy ol hafa nijery kay tao :-D :-D :-D :-D
tsy hitanao hoe atout ve zany le fananana anle kibo fa takony tao daholo ny tokony voaseho eeee!!!
mba manova @ zay filamatra @ le conference call fa adabohy ny cam! :-D