Namana Serasera tany Paris: Sary tohiny :-)
1. hery
(
17/11/2008 15:26)
Aleo hapetraka eto indray ny sombitsombintsary sasatsasany. Vao mafana ilay izy dia tsy maintsy sombintsombiny ihany no aseho e :-)
Rehefa mangatsiatsiaka any hitranga eo ihany ny bambaray
Tsaitsaitsay

Zandrinay lol

Blue sy orange

Lasa hotesses

Tsy tonga i mandrindra...

Dia ahoana izy ity?

Voamarika

Voapaingotra

EFa hoe fitia tsy mba hetra

Tsy tiako mihitsy ity dihy mirindra iray ity loll

Ry zareo op sasany

Hihira hono :-)

Sao dia ataon\'lah hoe...

Misotro eto

Misotro ery

All black

Autographe

Vue de loin

Vue de dos

Gros plan

Masiaka be lol

Hatraty ve dia mbola miandry vavahady ihany?

Mahay rock lolll

Tsy mahay rock lol

Lafatra e

Fa angaha mahay mandihy koa? :-)

Sady mandihy no mihira

Kilalaka

Mahay mampirevy lol

Mahay mirevy :-p

Karazan-dihy re zao

Mba mandihiza ho\'a

Lasa lavitra

Nalain-kisaraka

novalian'i Darlin ny 30/12/2008 05:49
3. kallie
(
17/11/2008 19:36)
miala tsiny fa tsy naharitra fa mbola nampatory zaza eeeeee ;-)
fa nafinaritra beu :-*
fa nafinaritra beu :-*
5. rrasoa
(
17/11/2008 20:05)
mafiranitsa ééé!!!!, oay mafinaritra kay lol mampivadika an'le teny gasy mitsy le champagne n'ny le op reto ! mankasitraka ry zareo fa miteny ny sary an, hila hiteny atram le ecran ato lol
6. xxx
(
17/11/2008 20:53)
ikaretsaka:
sao nampieson'olona kosa de mody hoe nampatory zaza
8O 8O 8O :roll: :roll: :roll: :roll:
7. kotobekibo
(
17/11/2008 21:38)
ikaretsaka:
sao nampieson'olona kosa de mody hoe nampatory zaza
:-D :-D
Tena manja kely sy bogosy doly kosa an! (l)
hiezaka ny ho avy @ manaraka e!
8. ikalamako
(
17/11/2008 21:40)
- sary voalohany tonga dia sipa mahavoa daoul ! :-P
- hay moa zandritsika tokoa présent ry Hery - nilay !!!
- ary mann an'i toi kosa aza le dihy ballet io ry Hery - mdr (fahatsiarovana mandreraka ve ? :-P - Aza manao an'io moa fa tany Paris ange no nodihizina izy io e)
- manja kely kosa le dekonavavy io an - kiss beuh njy...
- ary soa izahay fa tsy nandeha fa toa tsy ampy ny coca holanian'i angie tao izany an
Ahoana tokoa moa no hampazoto misaraka amin'izao revy be izao. Raha tany izahay mety sarotra ihany ny nanidy ny trano - hihihi
Mahavoa ny serasera sy ny mpinamana rehetra e. Mahay mirevy.

9. kotobekibo
(
17/11/2008 21:46)
ikalamako > hita ouah ! mety ho nantsoina h@ mpitandro filaminana angamba hamoaka ny ol tao raha tany doly tsika retra .
Izay vao hoe " MIPARITAHA FA HITIFITRA IZAHAY " :D
Izay vao hoe " MIPARITAHA FA HITIFITRA IZAHAY " :D
12. Veloo
(
18/11/2008 15:47)
HS ity
Tiko aloha ilay sarin'i ikalamako io e... mbola mitazona ny maha-gasy azy hihihihi :-*
Tiko aloha ilay sarin'i ikalamako io e... mbola mitazona ny maha-gasy azy hihihihi :-*
13. mangidy
(
18/11/2008 17:34)
booboo:
Misaotra hatrany ô !
psssssssst ho an'ilay " voamarika " io : k'aiza sefo be a ! :°)
hummm bory2 ny net o! lol, voamarika tapo sefo lol
17. heidi
(
18/11/2008 21:16)
dia mba manantena ahita mivatana an'i kelly13, fahamarinana, ni81, ary sakaizakely zany amin'ny 2008 an! :°) efa mba azo ilaozana kosa ny papozy aminizany e! :-P
18. ni81
(
18/11/2008 21:22)
dia mba manantena ahita mivatana an'i kelly13, fahamarinana, ni81, ary sakaizakely zany amin'ny 2008 an! efa mba azo ilaozana kosa ny papozy aminizany e!hiezaka e! fa zao klou: i fahama somary matahotra mamarazzi ka mbola halàna tahotra kely izy hono aloha :-D :-D
19. heidi
(
18/11/2008 21:25)
i fahama somary matahotra mamarazzi ka mbola halàna tahotra kely izy hono aloha:-D :-D :-D :-D kou raha tsy hoe horera be ilay mamarazi ko atahorana :-D =))
20. ni81
(
18/11/2008 21:40)
kou raha tsy hoe horera be ilay mamarazi ko atahoranatsy hoe orera kosa i mamarazzi e! mahafatifaty daholo ny rehetra tao, fa aleo izy ho avy eo rahampitso hanazava fa zà tsy hanao zavokà eto klou fa sao bedy :lol: