film sy dessin animé t@ mbola kely

1. tslem ( 16/11/2008 12:41)
za no mahatadidy an'ireny dessin animé sy film taloha ireny?



jereo eto ohatra: BIBIFOC


na i


mon ami Gaylord

Dia inn koa ny sasany?
novalian'i lovelyri ny 21/11/2008 06:51
2. tslem ( 16/11/2008 12:45)
fanitsiana kely

za no mahatadidy an'ireny dessin animé sy film taloha ireny?


Iza fa tsy za :)
3. kelly13 ( 16/11/2008 14:39)
barbapapa, tom sawyer, bouba (dessin animé tsy tiko fa nampitomany ahy t@ amandina maty notifirin'ny chasseur, tena ca m'a marquée), il etait une fois l'homme, l'espace, club dorothée, mdr, betsabetsaka iany! nisy film zay kou, en fait serie le izy, "esprit de famille" sinon chateauvallon
d inn kou re e, efa antitra d la memoire me fait defaut grrr :wink:
4. ikaretsaka ( 16/11/2008 16:50)
hat tokoa moa nisy an'io mon ami gaylord io tokoa :°) :°)
5. vale ( 16/11/2008 17:45)
lucky luke adinonareo, inspecteur gadget, tour du monde en 90,ny film ndray"la boum", "mac gyver","sauver par le gong","beverly hills","premier baiser" sy "hélène et les garçons" mbakin'ny "club dorothée,(na h@ zao aza mbola mijery foana za sur AB1 :-D ) ,"génération"...hummmmm
6. ni81 ( 16/11/2008 18:24)
ndryyy Châteauvallon tokoa e! fahiny tokoa zany an! :( http://www.dailymotion.com/video/x1kkad_chateauvallon-fin-generique_people
7. tslem ( 16/11/2008 18:33)
Dia nisy koa lé oe: riviera, grand hôtel niarakaraka t@ châteauvallon
8. kelly13 ( 16/11/2008 19:16)
t@ reny hitako oe tsara tarehy b i chantal nobel, belle coiffure etc... loll
9. mixxmi ( 17/11/2008 06:42)
ny nampihomehy ahy dia ilay mijery sary fotsiny fa tsy mahazo izay tenen'ilay izy. Ny tena koa mbola zaza be tamin'izany. Tadidiko nisy an'ny Village dans les nuages, tsy hita hoe dessin animé sa inona fa mijery fotsiny de faly. Boumbo ptit automobile. Rehefa misy Western tamin'izany ny film de otran évènement be mihitsy. Miharitra eo daholo tsy misy miala.
10. vale ( 17/11/2008 14:59)
Tadidiko nisy an'ny Village dans les nuages
:-D génération_ko izany!lol
les villages dans les nuages, de Chantal Goya koa!lol fa tena mbola kely beee tamzany eeeee.. nahafinaritra kaaaaa! :wink:
11. Samoana ( 17/11/2008 15:17)
tamin'ny andronay mbola noir et blanc "Kiri le clown" , Saturnin ary Poly le poney fotsikely izay :oops:
12. tslem ( 18/11/2008 11:17)
mixxmi:
Tadidiko nisy an'ny Village dans les nuages


D tadidiko lé misy an lé oe: ding ding ! tena tsy tiako maizina mintsy ny nihaino an lé izy tam zany fa tsy haiko oe maninn àry?
13. mmmhh ( 19/11/2008 15:19)
colargol, tam za mbola 6 ans tany angamba tiako be
Tam classe de 6eme teo ndary ry Sophie et Virginie
Les jumeaux du bout du monde
Mon dico video des animaux , misy an'le marionette mpanolotra an'le fandaharana (sipa matsoko vava be zay) rehefa hanao veloma de manao hoe "Tchao a tous et a tous les noix de coco ... mmts , mmtss, (manao bisous), de hadalainay foana zandrinay hoe io sipan'lah fa manao bisous an'lah de mitomany foana izy.
Rahan l'enfant des ages farouches.
Ordi...........
Rah somary taratara ny fandefasan'i TVM an'le DA de miandry eo foana na de tara aza ny apres midi.
14. fijo ( 19/11/2008 23:29)
ny tena be mpanarak atao mada ary nisy nanova ny lera fodiany mihintsy hanarahana io serie io dia "generation"
15. lovelyri ( 21/11/2008 06:51)
georgie ko , de i chevalier du zodiac de dbz de ki ki ki ki sont le snorky, tortue ninja helene et les garçons ouay eeee bdb izy zany... iza ko re.. :-D

zao njao zao naruto, shaman king no malaza hihihi :^) :roll: :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.12