dokotera azo itokisana

1. xxx ( 09/11/2008 19:33)
Iza ry reto no azo itokisana kokoa???...
Ny dokotera efa antitra , tranainy ny systeme-ny sa
ny dokotera vao tanora nahavita fandalinana methode vaovao?????
Tsy izany fa misy dokotera mianaka izay samy mitovy ny specialité n'izy roa mianaka fa rehefa manome conseil ny olona dia hoe aza mande ao amin'ilay antitra fa ao amin'ilay tanora mandeha..... :roll: :roll:
2. Noue ( 09/11/2008 19:56)
ka zao kosa eee ! raha jerevana oatra ilay tanora dia mba mahafantatra tsara ny evolution -ny fanafody sy ny tena fandehan'ny fanafody satria ny fanafody nohanina t@ taloha dia mety tsy dia misy effet loatra @ fanafody ankehitriny eeee !

eny eeee ! obligé ko ilay mpitsabo efa antitra ahafantatra ny fandehan'ny vaovao saingy manam-potoana ve izy tena nandalina an'ireo ?????

ilay mpitsabo efa zokiny kosa dia tsara ko satria mahafantatra ny methode grand mère eeee !

oatra zao aaa ! narary be zay ny tendako dia nijery mpitsabo aho , dia ilay mpitsabo efa zokiny be iny no nalaheko aaaa ! avy dia tsindrona iray dia vita ny ahy ! waouuuhhhh ! sitrana eeeeee !

dia efa lasa en retraite moa iny mpitsabo iny dia tsy maintsy ilay tanora indray no nojerevako taty aoriana be io aaa ! dia nomeny antibio aho eeee nefa samy angine zao ilay nahazo ahy ! k'inona no nitranga ????? tsy nety sitrana ilay tenda (misy fotsifotsy) dia notohizana fanafody hafa eeee ! dia nanjary ela be vao sitrana aaaa !

zany oe samy hatokisako kosa aloa na dia teo aza ny zavatra nitranga eee ! mety @ haretina hafa hainy tsara ny mitsabo azy aa ! dia asa re fa raha izaho manokana aloha tsy dia manana choix loatra aho satria efa tanora daholo ny mpitsabo aty aminay aty aaaa !
3. sakaizakely ( 09/11/2008 21:49)
oatra zao aaa ! narary be zay ny tendako dia nijery mpitsabo aho , dia ilay mpitsabo efa zokiny be iny no nalaheko aaaa ! avy dia tsindrona iray dia vita ny ahy ! waouuuhhhh ! sitrana eeeeee !


tsy de ny doko loatra no mahatonga an'izany fa matetika koa rehefa miha antitra dia ela sitrana

ny an'i mamanay zao tena hitako manao an zany, ohatra kohaka kely tsisy dikany iny, samy voany miaraka eo de nenazy mi traîne be nefa nenay zara raha nisy 1 semaine

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2502