mba andefaso hira e

1. fanilometissa ( 05/11/2008 13:00)
mba handefaso hiran'i Y Zit lay hoe "aza avela" fa tiako be lay izy nefa zah tsy manana ny tonony, mba te hihira mafy ref mba mandeh amin'ny radio sy tele
dia misaotra mialoha e
:oops:
novalian'i ni81 ny 06/11/2008 13:16
2. zary ( 06/11/2008 06:20)
ndry iiii ,'za koa mba mitady na cd na tonony fa tsy misy e , ary ny cd an' Izy iny tokoa mbola tsy misy eto @tsika e?
3. ni81 ( 06/11/2008 06:34)
Vao sambany nahare io anarana mpihira io!
http://fr.youtube.com/watch?v=QIVgyS-BM5g
:lol:
4. fahamarinana ( 06/11/2008 07:00)
:arrow: ary hira amin"ny teny gasy tokoa ilay izy an...tsy ratsy kah,zà manokana koa mankafy r'n'b na efa soir aza satria ireny aza no hira henoin'ny zanako ato mazana dia lasa tia sy miara-mankafy you tube miaraka amindry zalahy...Misaotra nizara e..tao amin'ny tarika nalaza be taty frantsa iny io ry ni a..tragedie (l) ...,.
5. ni81 ( 06/11/2008 07:09)
ary hira amin"ny teny gasy tokoa ilay izy an...tsy ratsy kah,zà manokana koa mankafy r'n'b na efa soir aza satria ireny aza no hira henoin'ny zanako ato mazana dia lasa tia sy miara-mankafy you tube miaraka amindry zalahy...Misaotra nizara e..tao amin'ny tarika nalaza be taty frantsa iny io ry ni a..tragedie ...,.
tragédie fantatro sy mba haiko ny hirany ka! hay tao aminy taloha io? Kay izany no atao hoe Y Zit :-D :-D tara indray ny vendrana tamin'iny ry fahama o =))
6. fahamarinana ( 06/11/2008 07:25)
:arrow: izy mihintsy ilay mpihira tao amin'ny tragédie,gasy tokoa hono anie izy e.Tsika roa mazana taraiky kely fa maharaka ihany amin'ny farany kouh.. :-D (l)
7. ni81 ( 06/11/2008 07:40)
izy mihintsy ilay mpihira tao amin'ny tragédie,gasy tokoa hono anie izy e.Tsika roa mazana taraiky kely fa maharaka ihany amin'ny farany kouh..
fantatro koa fa gasy izy ireo ka! fa tena tsy naharaka aho hoe nizara na dia hitako aza ilay sarin'ilay Y Zit teo :roll:
Vaux mieux tard... zany e! :-D :-D
8. YASHN ( 06/11/2008 10:38)
Rah mahdinika enao de ef mis anaran Y ZIT ao am lisitry ny artista ao, efa nampidiriko any ilay hira tadiavinao fa tsy mbola tafavoaka eto, misy cd mis ny single n io aty amiko, mahandrasa kely fa ho hitanao tsy ho ela eto ny tonony
9. fahamarinana ( 06/11/2008 10:50)
:arrow: zay zany hono o,mahandrasa fa tsy ho ela... (l)
10. bezity ( 06/11/2008 13:12)
tena zay ve no anarany Y ZIT fa misy miteny mantsy hoe TIZY
11. ni81 ( 06/11/2008 13:16)
Y-Zit no izy! Teraka tany Madagasikara, ary Thierry RAKOTOMANGA, no anarany.
Azo avadika hoe Tizy koa io anarana hoe Y Zit io.

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008