vetso tonokalo
1. sitlo
(
04/11/2008 22:27)
Afaka ampiana karazany iray ve ny tononkalo hoe "mpamadi-dela"? Mahafinaritra ahy mantsy ireny nefa tsy hitako izay safidy anasivana azy. Ohatra ilay "gros dodu de mon dindon", sy "manidina misidina tsy midina ravorona" ireny.
Tsy hatsikana, moa tsy matotra, tsy azo atao hoe malalaka satria misy tanjona ihany (hampianarana miteny ny ankizy ohatra).
:°)
2. fahamarinana
(
05/11/2008 05:33)
:arrow: :-D :-D i stilo ity kouh !!! (l)
3. zoukimi
(
05/11/2008 16:45)
http://manafo-safo.over-blog.com/article-23555684.html ;-)
4. sitlo
(
08/11/2008 17:50)
fahamarinana konikoa (l) ;-)
zoukimi efa ilazako hoe asio RSS http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48535daa98d16
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2024 - page load 0.6317